Fanabeazana
bazylou
(
05/09/2008 00:40)
l'universite du troisieme millenaire"", eh bin,, nefa ny trano aza tsy misy ny pokona miady bourse , ny prof manao belote fotsiny , dia mivarotra sujet rehef aavy eo.........
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 13/09/2008 13:59
ravatorano
(
04/09/2008 07:16)
Asa re fa izao indray izany dia haverina hanaovana fijerena manokana indray ny "copies" an ireo mpianatra nanala bacc2008 teo.
ny minisitry ny fanabeazam pirenena mihitsy no nanamafy sy nilaza izany ...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 05/09/2008 09:12
dasy
(
02/09/2008 14:13)
novalian'i dadabe ny 18/09/2008 15:40
xxx
(
02/09/2008 07:46)
bonjour!
aiza mba mety hahitana reny bourse à l'extérieure reny @site internet,misy nièce keliko zay afaka bac G3, kamboty reny depuis son 6ème mois, son père klk part fa tsy te hahalala azy m...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 04/09/2008 00:01
hery
(
26/08/2008 07:19)
Nalefan'ny mpikambana iray ao amin'ny Akademia Malagasy sady mpikambana eto @ serasera rahateo tao amin'ny Lisitra Serasera http://fr.groups.yahoo.com/group/serasera/message/30205 ny tena tanjona sy d...
tohiny
novalian'i arialy ny 15/10/2008 11:34
zandikely
(
22/08/2008 00:00)
Le refus des dirigeants catholiques contre la réforme scolaire(les sept années dans le primaire au lieu de cinq auparavant, et la malgachisation de l'enseignement) a marqué le monde de l'ensei...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 23/08/2008 04:32
nikah
(
14/08/2008 15:44)
Nifanena t@ olona izay aho ary manao ankanjo misy sary aloalo izy.Tonga dia hoy aho,made in Madagascar ty akanjonao ty.Dia hoy izy hoe oui, novodiko tao paris ty hoy izy ,fa ahoana no nahalalanao azy,...
tohiny
novalian'i nikah ny 25/08/2008 11:20
namana2008
(
30/07/2008 11:30)
ireny sekoly mapanao faradoboka ireny v aminareo tsy anisan'ny mamoaka sujet alohan'ny fotoana ihany? matetika mantsy dia izay ataon'ny ankizy any amin'izy ireny foana no mivoaka amin'ny fanadinana of...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 30/07/2008 12:59
tenagasy
(
29/07/2008 09:28)
Notsatoany antsy ny kibony, avy eo nodidiny ny tendany
Voadidy lalina ny tendany ,loaka ihany koa ny kibony manoloana ny foatrany ,antsy lava lela maranitra mihosindra no teo akaikiny ,efa tsy mahats...
tohiny
novalian'i sipagasy ny 21/08/2008 20:23
zandikely
(
24/07/2008 00:48)
Somary mahagaga sy mahamenatra iany maheno matetika saika isakin'ny faritany maheno fa niady sy mikorontana indray ny mpaianatra avy amin'ny faritra X sy ny faritra Y e. Mpianatra amin'ny Ambaratonga...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 12/08/2008 02:12
diamondra27
(
23/07/2008 12:33)
Misy afaka miteny eto ve we na an-kafaliana na an-karatsiana ny fomba fiteny rehefa misy zava-miseho
mba te-hampita izany amin'ny ankizy fa nanadino e , sasatsasany ihany no tadidy
ohatra we
ref...
tohiny
novalian'i ar16 ny 08/02/2016 03:20
LazaDaddy
(
15/07/2008 23:36)
Misy mahay miteny Sinoa ve eto ifanakalozana?
Tena mila sofina kinga mihitsy io teny iray io fa tsindrim-peo fotsiny dia manova dikan-teny maro. Ohatra ny "ma" izao misy dikany 4 arakaraka ny tsindri...
tohiny
novalian'i cutie ny 17/07/2008 18:21
lazounet
(
12/07/2008 09:11)
Ho antsika ray aman-dreny manan-janaka tsy ampy taona, mba azonareo zaraina eto ve ny fombafomba azo atao handresena lahatra an'ireo zanatsika mba tsy hikasihany zava-mahadomelina sy sigara àry za...
tohiny
novalian'i sakaizakely ny 13/07/2008 21:26
niryna
(
13/06/2008 16:28)
Inona no fahadalana nataonao fahiny? Ary tany an-tsekoly ahoana?
Izaho tena tia ranon'orana ka rehefa avy ny orana dia manala kapa aho ary mandehandeha manitatra dia milalao ranon'orana eny amin'ny r...
tohiny
novalian'i niryna ny 13/07/2008 19:32
tokiniaina
(
11/06/2008 07:59)
Tsapa tato ho ato fa tena matory miints ny aniens élèves ny Institut Supérieur de Technologie d'Antananarivo, Fa maninona?
Maro aza ireo sortant izay tsy mahalala akory ny fisian'io association io...
tohiny
novalian'i tokiniaina ny 27/06/2008 08:30
xxx
(
30/05/2008 00:29)
Rehefa mbola kely ny ankizy no tena manana fahafahana matanjaka be mihitsy hianatra zavatra. Na zavatra ara-tsaina io na ara-batana, mitovy ihany. Aleo ange asiana ohatra vitsivitsy :
- firy taona ry...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 06/07/2008 14:27
xxx
(
20/05/2008 08:57)
Aiza ho aiza eto mada ny misy ny egypte na consule zay mahalala ? fa misy ilaina maika .
Misaotra ...
tohiny
novalian'i tsidina ny 11/08/2008 19:13
ari.malala
(
20/05/2008 08:50)
Société
[quote]Primaire à 7 ans. La réforme de l’enseignement est en cours. Et l’anglais n’est pas en reste.
20 CISCO pilotes cette année
Le prolongement du primaire à 7 ans...
tohiny
novalian'i kally ny 27/06/2008 12:46
dadane
(
19/05/2008 13:12)
Misy zavatra mba azoko anampiana anareo ireo izay mianatra ao akatso ao ireo manao ny maths sy physique francais ary ny anglais ary ny HG Malagasysns ka mieritseritra ny hampianatra any amin'ny colleg...
tohiny
novalian'i joace91 ny 05/06/2008 07:01
dadane
(
19/05/2008 13:11)
Misy zavatra mba azoko anampiana anareo ireo izay mianatra ao akatso ao ireo manao ny maths sy physique francais ary ny anglais ary ny HG Malagasysns ka mieritseritra ny hampianatra any amin'ny colleg...
tohiny