Fanabeazana
bozyboleta
(
13/07/2007 13:56)
Inona no tena andraikitr’ireo any andafy any ?
Nisy le envoyé spécial « jamais sans ma mère » iny nandeha t@ tv vao haingana fa tena nivarahontsana za nijery azy. Raha tsy hoe montage iny émi...
tohiny
novalian'i xxx ny 27/07/2007 08:29
xxx
(
07/07/2007 14:56)
Samedi 7 juillet 2007
--------------------------------------------------------------------------------
LAZA ADINA BEPC
Mpampianatra enina hafa indray nosamborina
-----------------------...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/08/2007 13:25
ROSEDELIMA
(
05/07/2007 12:47)
raha mitovy taona @mpianatra ianao no mampianatra de mety ve?nahoana?...
tohiny
novalian'i volamena1 ny 04/06/2008 11:21
niryna
(
20/06/2007 17:18)
Inona no atao hoe mananatra/na manome fehezan-tena(discipline) ary ny atao hoe manasazy(punishment)?
Ahoana ny hevitrareo misy hitovizany ve ny mananatra ny ankizy sy ny manasazy azy?
Amiko rehe...
tohiny
novalian'i BRINAL ny 05/07/2007 14:18
LazaDaddy
(
15/06/2007 03:56)
Ahoana ny voalazan'ny lalana Gasy?
- tsimaintsy mankany an-tsekoly ve ny ankizy?
- voarara ve ny sekoly ao an-trano? (Home schooling)...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/06/2007 07:31
pitchounette
(
13/06/2007 10:24)
Salama daholo,
Sahiran-tsaina aho miheritreritra ny momban'ny zanako, feno 2taona sy 5mois izy amin'ny septembre, tokony efa hiditra hianatra ve sa tsia?Misy milaza fa manao toute petite section a...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 03/07/2007 14:28
niryna
(
12/06/2007 17:13)
1. Amin'ity indray mitoraka ity dia roa minitra ihany no anananao hamaliana ireto fanontaniana telo A,B,D ireto.
A. Zarao 1/2 ny isa 24 ary ampio 16 avy eo.Firy ny valiny hitanao?
B.Firy amin'ny...
tohiny
novalian'i niryna ny 22/06/2007 20:20
niryna
(
10/06/2007 22:36)
Aza maka kahie na taratasy hanoratana a.Tonga dia ataovy kajy an-kandrina:roll::D
Avo roaheny ampiana fito ny taonan'i Lanto no taonan'i Jaona.
Raha 19 taona i Jaona.Firy taona izany i Lanto?
...
tohiny
novalian'i niryna ny 17/06/2007 06:51
xxx
(
30/05/2007 07:00)
Miarahaba ny mpiserasera rehetra indray,
Vahaolana ve ny fikapohana ankizy rehefa misy hadalana ataony? ary ny fanaovana teny maharary? Tsy izany mantsy fa manome tsiny ahy mafy dia mafy neninay sa...
tohiny
novalian'i xxx ny 18/06/2007 14:55
niryna
(
29/05/2007 05:52)
Misy teny matetika fitenin'ny olona ireto: Ny hoe mandraitra atody vaky sy ny mamaky akotry ary ny hoe mahihitra/ahitsiho azafady maihitra.
Misy hitovizany sy misy hifandraisany ve ireo?
-mandraitr...
tohiny
novalian'i niryna ny 03/06/2007 05:56
niryna
(
26/05/2007 18:09)
Andao isika hanao kajy kely:D.Inona no tarehy marika telo aorian'ireto isa voalahatra ireto:
3,7,4,7,5,9,6,9,7...? ...
tohiny
novalian'i niryna ny 18/06/2007 03:48
ikalapeta
(
25/05/2007 18:58)
Bjr dol,
:twisted:ahoana kay ny hafantarana anireny pamosavy ireny??? rehefa hitanao @ alina mifanena eny izy? ny toetra ratsiny ve mety hita @ fiainany adavanandro:?:
sotra!:-*...
tohiny
novalian'i dziana ny 02/05/2008 13:55
niryna
(
25/05/2007 18:27)
Rahoviana ny hafanana(temperature) Fahrenheit(F) sy ny temperature)Celsius(C) no mitovy tarehi-marika?
Marihina fa: 32 degree Fahrenheit = 0 degree Celsius
32 F = O C
...
tohiny
novalian'i niryna ny 04/06/2007 05:58
salmo1
(
23/05/2007 12:30)
* Nisy 3 lahy niditra Bar, samy nitondra 10€ avy izy telo lahy... totaliny 30€.
* Ny lanin'izy telo lahy tao @ lay Bar, totaliny 25€.
* 30€ ny vola napetrak'izy telo lahy teo ambony lat...
tohiny
novalian'i niryna ny 25/05/2007 17:59
soanja
(
23/05/2007 08:36)
Izay mahay zany mba mametraka eto.
ANGANON'NY NTAOLO
NY SAHONA SY NY LAMBO
Fahiny elabe hono tafahaona ny sahona sy ny lambo, ka nifampitantara sy nifampiady karajia, sady nilaza ny toa teo s...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 31/05/2007 06:10
gasiberevy
(
21/05/2007 09:14)
8)Mba te hahalala aho oe iza aminareo no efa nanandrana drogy ankoatran'ny daina. ary mba nanao ahona ny experience-nareo t@ zany. Ra za manokana lo d efa presque nandramako daoul ankotran'ny tena m...
tohiny
novalian'i kally ny 05/06/2007 17:45
fanaina
(
17/05/2007 17:26)
izaho izany t@ mbola tany dago nipetraka dia rehefa arivariva iny mande miaraka @sipa akama rehetra dia lasa mipetraka any ampadikiny birao.
ny namako rehetra moa miresaka momba ny sipany sns, dia iz...
tohiny
novalian'i kelly13 ny 18/05/2007 12:47
Fiffi
(
16/05/2007 14:42)
io ry namana misy ny "Table des Fables de Jean de la Fontaine" tena complet be mintss an ! sao de misy mahasoa anareo ? :)
http://www.memodata.com/2004/fr/fables_de_la_fontaine/index.shtml de ma...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/06/2007 05:49
bozyboleta
(
30/04/2007 12:26)
Hita ho efa tena mivaha tanteraka mihitsy ny fitaizana eto Madagasikara @ zao indrindra raha mijery ny fihetsika sy ny fomba fiakanjon'ny tanora eny an-dalana eny.
Marina fa lamôdy any an-dafy ny ak...
tohiny
novalian'i Kota ny 03/07/2007 18:27