zanaky dada

1. LazaRandri ( 03/03/2006 04:06)
Inona ny matonga ny olona tsisy hazon-damosina fa manao fils à papa fotsiny?:lol:
novalian'i Fiffi ny 04/04/2006 18:45
2. Fiffi ( 03/03/2006 05:10)
gaté loatra izy iray zay. Fantany fa eo foana ny rainy ary azony angatahina izay tiany rehetra , hadisohin'ny rainy tokoa anefa ny mi-gaté ny zanany lahy tahak'izany , marina fa ao ny fitiavana , nefa tsy hanampy ny zanany mihintsy ny fanaovana an'izany
3. Veloo ( 03/03/2006 19:15)
ie zay mihitsy no sady nomena an'ilay bandy kely doly izay tiany rehetra...:°)
4. LazaRandri ( 03/03/2006 20:09)
ka le izy ange tsy bandy kely fa efa bandy be e! hahaha
5. Fiffi ( 03/03/2006 21:20)
marina mihintsy zany an! sady ilay dada ve no manao mère-poule no mbola ny zanaka lahy fis àpapa dia tsy hay intsony...
6. Fiffi ( 04/03/2006 09:31)
ka izay no tena olana: manankarena ny dadany dia izy daholo no mandoha sy miantoka ny rehetra , misy aza ny dadany mihintsy tsy manontany hoe inona no zavatra mba tianao fa tonga dia indro!!!
7. xxx ( 04/03/2006 18:52)
tokony vao maika tsaa aza raha manan-karena ny ray ammandreny. Betsaka ny zanaka mpanakarena tsy manao fils à papa fa debrouillard
8. Fiffi ( 05/03/2006 06:42)
vao maika tsara anie eh! tsy misy maharatsy an'izany , fa raha toa ka mahay mi-debra koa izy dia inona indray no tadiavina akohatr'izany ?
9. fasaly ( 05/03/2006 07:15)
fangah mou rehefa fils à papa de tsy maintsy tsy manana azondamosina foana, mahafantatsa fils à papa sy maman zà sady lahy tokana lery fa izy njay kalou de mi débr à fond eo am fiainana e! ny papa sy maman njay aza no fièrs:°):°)manana azy:wink:
10. Fiffi ( 05/03/2006 21:23)
za aloha fille à papa sy maman eh! :-D:-D:-D
11. dadabe ( 07/03/2006 03:39)
yeeuuh de papa sy maman anao zanak'i dadabe :°):°)
12. sasa ( 07/03/2006 04:40)
dadabe :-D:-D:-D:-D
13. xxx ( 07/03/2006 06:49)
fasaly:
fangah mou rehefa fils à papa de tsy maintsy tsy manana azondamosina foana, mahafantatsa fils à papa sy maman zà sady lahy tokana lery fa izy njay kalou de mi débr à fond eo am fiainana e! ny papa sy maman njay aza no fièrs:°):°)manana azy:wink:

fasaly: l’exception confirme la règle?

Izaho indray tsy dia mirevy an'ireny fils à papa ireny fa tsy misy atokona ankoatra ny mitanisa ny fanana'i papa sy maman dia lasa kamo miraviravy tanana ny ankamaroany. Sa tsy izay ilay tsy misy hazondamosina ambaran'i lazarandria?
14. Samoana ( 07/03/2006 13:28)
zatra ataon'i papa antsangory loatra angamba de malemy lamosina ! Tokony avelan'i dada ho fils à nana tsindraindray izy ahaleo-tena miandalana !
15. boubounezy ( 07/03/2006 18:03)
zany kia fiffi lé hoe pourrie gâter an! fa hifototra @ lé rainy iany ngé zany e!


Fiffi:

gaté loatra izy iray zay. Fantany fa eo foana ny rainy ary azony angatahina izay tiany rehetra , hadisohin'ny rainy tokoa anefa ny mi-gaté ny zanany lahy tahak'izany , marina fa ao ny fitiavana , nefa tsy hanampy ny zanany mihintsy ny fanaovana an'izany



16. fasaly ( 07/03/2006 18:21)
xxx: raha tianao ho fantatra dia ny zaodahiko akaiky ahy lay lahy tokana fils à papa et maman, fa tena mi débra zany an! inona no tsy hataony hany ka nivadika ny rasa hoe: (papa, maman): à fils:-D:-D:-D
17. sakaizakely ( 25/03/2006 13:19)
Fa inn no mahatonga anao mametraka ny fanontaniana aloha e ? Efa sendra oul toy izany anga enao ?

Misy RaR tsy mahay mampianatra ny zanany hahaleo tena fa mi-intevenir be loatra @ fiainan'ny ankizy. Hany ka tsy mahay miaro tena ny ankizy fa diso miantehitra @ dada sy mama foana dia mangataka aide foana et ainsi de suite. Lasa cercle vicieux ilay izy tsy mety mijanona intsony. Solution : papa et maman, lâchez leur les basks !

LazaRandri:

Inona ny matonga ny olona tsisy hazon-damosina fa manao fils à papa fotsiny?:lol:



18. Fiffi ( 25/03/2006 17:39)
Solution : papa et maman, lâchez leur les basks !
mety ho mafy ho an'ireo RAD kosa anie ny mamela azy eh! "trop soucieux" angamba !
19. Fiffi ( 28/03/2006 11:42)
fa na izany kosa aza aloha dia fitiavana daholo izany eh!
20. LazaRandri ( 03/04/2006 00:32)
sakaizakely:
Fa inn no mahatonga anao mametraka ny fanontaniana aloha e ? Efa sendra oul toy izany anga enao ?

Izaho mihitsy no resahiko eto ry sakaiza fa mody tsy noteneniko a! hahaha

Samoana:
fils à nana
aza dia mamely mafy kosa razokinibe a! Rehefa tsy manana anabavy ange dia tsimaintsy mamorona "anabavy" e! hahaha


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0885