ANKAMANTATRA

1. Fiffi ( 07/04/2006 08:16)
1-"Inona ary izany? Feno, feno, kanefa tapany ihany?"

2-"manendry toa filo, tendrena toa menaka? "

3-"Inona ary izany ? Ny mandefitra ihany no folaka?"

4-"Inona ary izany? Ny reniny manao hoe: Andeha hitsangana, ny zanany manao hoe: Andeha hitsivalana?"
novalian'i Fiffi ny 21/04/2006 13:27
2. Lejim ( 07/04/2006 15:41)
Ny voalohany sy faharoa ihany no haiko

1- Trano na Eglizy

4- Tohatra
3. vale ( 07/04/2006 22:06)

Fiffi:
1-anarana
3-laferana
4-totohatra
marina sa tsy marina?8)
4. Fiffi ( 08/04/2006 07:48)
ny tohatra sy ny trano hiany aloha no marina ao an!
5. Fiffi ( 09/04/2006 04:43)
aiza ny valino o! tsy misy mahafantatra ve ? :(
6. Fiffi ( 10/04/2006 04:03)
omena ny valiny fa toa tsy misy manaraka :( VALINY
Trano - Moka - Tsihy - Tohatra








7. Falzar ( 21/04/2006 13:18)
Tena zanaky Dadabe marina ry Fiffi 'zany k'ty:lol:
8. Fiffi ( 21/04/2006 13:27)
:-D:-D:-D:-D:-D hitako tao @ site zay io kah!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1779