Fitiavana

rakotobe425 ( 10/07/2013 09:56)
Ianareo vehivavy ve manantena halaina vady rehefa avy anaovan'ny bandy?... tohiny
novalian'i Isabella ny 10/10/2013 12:21
H.R.S. ( 28/06/2013 11:33)
ny manana fahasembanana sy ny fitiavana... tohiny
novalian'i Isabella ny 10/10/2013 12:22
harysoa ( 27/06/2013 12:29)
Mila vonjy mafy aho, fa mba toroy hevitra. Manambady aho, ato an-trano izy tena mampiseho fitiavana be, manoroka eo @andrina, attentioné @zavatra rehetra...!tsy fananiko nefa fa sedra napiasa ny ordi... tohiny
anjali ( 20/06/2013 12:33)
Ankehitriny dia toa zary tsy mahatanteraka ny tso-dranon-drazana manao hoe: maharena toka-trano, mahareta hatramin'ny farany, ny olona izay niditra tamin'io lalam-piainana io. Ny ankamaroany dia tsy m... tohiny
miorasitraka ( 17/06/2013 21:02)
salama daoly, mba mila torohevitra amintsika namana rehetra azafady! za dia vehivavy 27 taona, efa manambady ( nisoratra tany am firaisana hatramizao fa mbola tsy vita mariazy tany ampiangonana), mbo... tohiny
alfantomas ( 16/06/2013 09:13)
efa lojika mihintsy ve ny hoe rehefa tiana dia mampifilafila?... tohiny
novalian'i FENOSOA2 ny 26/07/2013 17:11
kime ( 16/05/2013 18:12)
Toy izao lay tantara.izaho dia naafantatra tovolahy zay.kisendrasendra no niônanay.nisy occasion néfa niônanay s'y niresaanay.resaka fiainana fotsiny ni noresaanay.fantatro fa efa manambady izy sat... tohiny
novalian'i Isabella ny 10/10/2013 13:53
vale ( 16/05/2013 09:50)
Bonjour, ahoana ny atao mba tsy hitiavana idole anankiray intsony rehefa en couple, toa hitanao foana mantsy izy na dia efa tsy eritreretinao aza dia lasa any ny saina, ohatry ny hoe mamitaka ilay ol... tohiny
novalian'i vale ny 07/06/2013 11:04
jobiely ( 08/05/2013 09:00)
Efa manambady aho ary dia tia mafy ny vadiko mihitsy satria sady tia anay 3 mianaka izy no tsara fanahy sy tena miahy anay tanteraka mihitsy. Efa betsaka ny zavatra niarahanay sy ny vadiko natao ka di... tohiny
novalian'i H.R.S. ny 28/06/2013 11:45
bibidia ( 22/04/2013 11:10)
manotany anareo gasy aho . Ahoana marina fahitanareo vehivavy gasy ety Dago izahay lehilahy avy aty Europa. Izaho no momba ahy izaho dia nanambady vazaha dia nahazo taratasy tsy mitovy mihitsy ny filo... tohiny
novalian'i vale ny 03/05/2013 14:01
anjali ( 09/04/2013 13:32)
Tato @ serasera dia nahitako fomba fifandraisan'olon-droa izay atao hoe mpivady. Raha jerena ety ivelany dia toa mpivady ihany, nefa rehefa alalinina toa ohatra ny sarintsariny. Ny mahatonga ahy hiten... tohiny
tongologasy ( 04/04/2013 11:50)
Misy forum gasy iray nandefasako sujt hoe mitady namana aho mba hi-chat-ina fontsiny satria izaho dia tena tia mi chat. Tiko homarihina fa tsy ny hitady sipa am net no tanjoko tam zay, na de ts manana... tohiny
nilex ( 25/03/2013 13:59)
Mampalahelo tokoa ity vokatry ny fandrosoana sy ny fankana tahaka be fahatany ny fomban'ny vazaha ataon'ny akizy gasy nefa nge isika tena manana ny fahendrena lalina tena mampiavaka antsika e.Ny tiako... tohiny
novalian'i 5laody ny 15/04/2013 20:09
Zhao ( 21/03/2013 07:59)
De zay zany fa vao aingana mintsy io zavatra io no niseo sady @zay tsy manaiky mintsy nefa raha nitady anle fika tany @ny za tsy naita mangirana de ozy za oe tokony takalom-patsa vidimpinanna [url=htt... tohiny
novalian'i Sytraka ny 27/07/2013 18:34
MIANTSATIA ( 14/03/2013 09:16)
Bjr doly, manana pbl tena sarotra vahana ndrindra eo @ fiainako a d mb ilako fanampiana avy @nareo. maty ny vadiko 5 taona lasa zay, 2 ny zanako. misy ol miaraka amko efa 3 taona zao ary miaraka mipet... tohiny
fitatoky ( 09/03/2013 18:27)
Inona no tokony hataoko ,nanomboka tamin'ny nahabevoka ahy tamin'ny zanako vavy farany,ka hatramizao de misy probleme am firaisana za sy ny vadiko,vo nanomboka bevoka ny zanako farany a de nanomboka ... tohiny
201007jacky ( 09/03/2013 08:02)
Salama aby ehh! Hono hoy aho ry namako isany ,azo atao ve , hadisoana ve , tsa fahotana ve ny mampirafy ? Aminahy , ny mampirafy dia ny fanagnana olon-tiana roa miaraka , amina fotoagna iray miaraka ... tohiny
siga_soa ( 20/02/2013 12:05)
Maharaviana ihany ny lehilahy fa mihevitra ho mafy sy matanjaka kanefa rehefa manoloana ny vahivavy dia malemy sy azon'ilay vehivavy manao izay sitra-pony rehetra. Ary nahoana moa ny lehilahy no manam... tohiny
amig0 ( 13/02/2013 14:07)
Mety ve izany sy ara-dalana?... tohiny
novalian'i vale ny 03/05/2013 10:43
miarana ( 01/02/2013 06:02)
"Raha tsy miady tsy mifankatia" ahoana tokoa mo izany ? Betsaka ny manohana io hevitra io na ny mpivavaka na tsia, fa inona tokoa ny ao ambadiky ny "ady" ? voatery tsy maintsy miady ve vao tena azo l... tohiny
novalian'i amig0 ny 06/03/2013 22:19
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 7.2571