Fitiavana

abdulah ( 09/10/2011 04:24)
mitady tovovavy 18 A 28 ans halaina ho tokatrano tsara asa no efa matotra... tohiny
novalian'i anja91 ny 24/11/2011 11:19
lals ( 30/09/2011 13:08)
Manahoana daholo! Tena marina ve ny zavatra resahan'ireny lehilahy ireny raha milaza izy hoe: "MARINA FAHOTANA MAHAFATY" sady mananga-tanana?... tohiny
novalian'i jesuisla ny 25/02/2012 14:23
Doremimi ( 25/09/2011 18:49)
Miarahaba antsika, Inona no ataoko hanadinoina azy? Fony mbola 9 taona aho dia efa nitempo tamin'i N... ny foko ary mandrak'ankehitriny zany. Efa 19taona ah zao ary izy kosa 22taona. Nandritra zay ... tohiny
novalian'i soanja ny 30/09/2011 18:12
siga_soa ( 13/08/2011 05:13)
Nahoana ny ankambeazan'ny lehilahy gasy manampahaizana sy nandrato fianarana tany ivelany no manambady vazaha, kanefa dia milaza ho tena tia tanindrazana? Tsy antonona azy ireo ve ny vehivavy gasy? Ka... tohiny
novalian'i kooool4 ny 27/11/2011 01:46
r-sitraka ( 12/08/2011 07:01)
izaho bandy 19 taona manana alona aho,tsy fantantro hoe inona ny fitiavana: fandeferna ve?, finiavana ve?, fiaretana ve?? sa faharetana?. mba valio aho tompo fa tsy fantatro ... tohiny
novalian'i vale ny 30/08/2011 13:03
duda ( 29/07/2011 12:00)
Bonjour, zà te hifandray @ lhl eo @ cinquantaine eo ho eo Merci... tohiny
bblaire ( 10/07/2011 20:28)
salama daolo, Manoratra eto aho satria mila mamoaka ny ato ampoko. Ny zavatra tokony ataoko efa fantako fa hjitako oe mavesatra amiko ilay izy.ary fatako fa tsy ho vitako. MISARAKA.Ny olako dia tia o... tohiny
novalian'i lylia ny 15/06/2012 11:02
tootoomuch ( 27/06/2011 09:30)
miha mitombo isan andro ny olona manana olana ara mpitiavana a;;;tsy lehilahy tsy vehivavy, tsy antitra tsy tanora . miha maizina ny lalankaleha ary miha very ny hafaliana ..FOANA NY HASAMBARANA ;raha... tohiny
novalian'i jesuisla ny 22/01/2012 06:09
AndriambyII ( 18/06/2011 21:14)
Araka ny fitenenana dia mahajamba ny fitiavana,marina ve ny mifanohitra aminy hoe mampihiratra ny mitia ? Tena rehefa natao ny kajy dia voahozon' ny habibiany ny olombelona , ary tsy mahafantatra ny ... tohiny
MARASIL ( 08/06/2011 11:46)
Zah le nila fanampiana nandritra ny fotoana maro tato @ serasera maro tato; le misy sipa namana tiko nefa tena tsy sahy niteny.Ka izao ny toin'ilay tantara: namako hatr@ taona 2006 io sipa io; tiko fa... tohiny
novalian'i ravals ny 23/09/2011 08:37
papala ( 08/06/2011 05:43)
-DIA tena tsy takatry le filohan'ny HAT (joelina ) io mihintsy hoe : - noho izy tsy voafidim-bahoaka dia tena sarotra ho azy mihintsy ny hahazo an'izany "fankatoavana iraisam-pirenena izanyÎ…. - ... tohiny
novalian'i andreasr ny 22/06/2011 09:28
Incyah ( 31/05/2011 09:32)
Mbola kely izahay de efa naniry ahy izy.Voatery tsy nifankahita anefa noho ny fianarana.Nifankahita t@ Internet anefa izahay ary teo vao nambarany fa nitia ahy izy hatrizay ka h@ zao( efa ho 21 taona ... tohiny
novalian'i Rapha ny 10/11/2011 05:10
kamongo ( 22/03/2011 21:35)
Bjr daôly, Hono hoa ry vevavy namana, efa sendra lehilahy mahidy b v nareo? izy tia nef tena ts manome lelavola mintsy, d aôna ny fahazahoanareo an izany? Tsy zany manko fa ilay niaraka t@ko talou ... tohiny
novalian'i papala ny 07/06/2011 11:43
AndriambyII ( 10/03/2011 16:51)
Réponse : NOOOONNN définitivement !... tohiny
vale ( 03/03/2011 12:24)
Mba aingampanahy (izany ve moa izany?) tonga ato an-tsaina, ka alefako eto, satria tiko ny hizarana azy, azo fakafakaina sy iadian-kevitra koa, raha ilaina. Na mamindra, na mitoetra, dia izy ihany no ... tohiny
kamongo ( 23/02/2011 15:03)
Bjr daholo, tsy zany fa misy meilleure amieko manambady taranaka andevo vô veti2, d ts navelan ny RARneny izy fa oe maha mal chance hono. @ko aloha ts mitombina io principe io ! Inona ny hevitrareo??... tohiny
novalian'i avyany ny 21/05/2015 11:33
soanja ( 18/02/2011 05:12)
Gaga be za androany raha naheno fa hoe raha misy sipa hono mitady hitsetsitra sofna rehefa miara-matory aminy ny lehilahy iray dia mila ialana haingana ilay sipa ary tsy tsara avela hanapatra izany iz... tohiny
simplicite ( 09/02/2011 11:46)
Tena manome prét marina ve ireny olona manao annonce sur internet hoe manao prét entre particulier ireny sa misoloky sy mampiresaka fotsiny? saika mba hanao mantsy za de izay no anontaniako aloha. E... tohiny
novalian'i mimino ny 27/05/2011 15:44
nilex ( 07/02/2011 13:54)
Misy bandy izay any efa 25 ans nedala dia nahabevoka sipa,tsy nety nanambady an'ilay sipa anefa izy fa tsy mbola vonona hono sady lery tsy miasa fa zanaka olona manana fotsiny.Nefa izy tsy mahafoy ila... tohiny
novalian'i Aynah ny 04/03/2011 13:00
Djhamhal ( 07/02/2011 10:05)
slt dôlo ! efa natsidiko tery @ antson'ny fo tery ambony ny antony tsy naha teto ahy ! fa mandalo kely aloha zao ! tadididnareo ve ilay lahatsoratra nosokafako we [b]vavy kely [/b] ??? dia inona hoy ... tohiny
novalian'i 3188 ny 10/02/2011 17:35
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5065