Fitiavana

xxx ( 14/04/2003 08:35)
Misy olona tia ahy any.Niaraka tamiko zany olona zany nandritra ny fotoana fohy.Zao nefa izy efa tsy tiko satria mampirafy.De nialako izy,de hatramin'izao izy dia mbola misisika amiko foana nefa izaho... tohiny
novalian'i pisoin ny 09/04/2005 11:51
xxx ( 12/04/2003 15:43)
Fantatro fa mampirafy lé sipako. Izaho anefa tia azy. Isaky ny miteny azy aho dia lazainy fa tsy sérieux fa manenjika azy. Mahita excuse fona izy. Hisaraka aminy ve aho?... tohiny
novalian'i SYLLA8 ny 09/10/2015 03:48
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3881