Fitiavana

xxx ( 24/10/2003 12:14)
zavatra efa mba ela iz ty no tiako hambara, raha toa ahy daholo ny kofa rehera de mety tsy hampiasa io zavatra io, fanontaniana ary ho an'ny ehetra ary, inn no fy azo @ io zavatra io raha fonosina ao ... tohiny
novalian'i fetra ny 11/01/2004 17:15
xxx ( 21/10/2003 18:28)
Betsaka no milaza fa hoe mitory tsy fitiavana ny tsy fanomezan'ireo vehivavy ny vatany nefa, misy maha-marina izany ihany @ lafiny sasany.... tohiny
xxx ( 16/10/2003 15:01)
Tena zava-misy. Misy namako izay manambady. Tamin'ny voalohany dia tena saro-piaro be mihitsy rangahy ka dia tsy navela hiasa mihitsy aza ramatoa. Na aiza na aiza aleha dia tsy afa-mihetsika. Taty aor... tohiny
novalian'i raten ny 22/12/2003 18:36
xxx ( 14/10/2003 09:28)
tena mety tonga amin'ny atao hoe fahasambarana ve ny mpifankatia ? ny tiako lazaina, tsy ilay firaisan'ny nofo fotsiny fa tena fahatsiarovana fa sambatra eo anilan'ilay tiana? ...... tohiny
novalian'i xxx ny 13/04/2004 01:42
xxx ( 07/10/2003 12:19)
misy madama zay any zany, $ alo de ananany e, ny euro tsy lazaina intsony, fa izao izy de ratsy sady tapa-barika no matavy be, mety fantatrao izy, sahy ary ve nareo raha eo @ toerako?... tohiny
novalian'i lema ny 08/01/2004 15:36
xxx ( 04/10/2003 18:20)
Marina ve fa rehefa manapasaka sipa dia tena miraikitra tokoa ilay sipa fa sarotra ialana?? Fa inona no mahatonga an'izany??... tohiny
novalian'i fijo ny 23/12/2003 12:32
ryana ( 30/09/2003 11:21)
… MIDIKA FA HOE TIAKO IANAO! Ny tahotra manenika ahy fa hoe izaho ilaozanao, Tsy mandry saina, miahiahy fa hoe tsy hahita anao, Ireny alina mangina manadala ny fisainako, Tebiteby, fanahiana, ... tohiny
novalian'i dasanga ny 19/12/2003 11:14
mampikanto ( 29/09/2003 16:19)
SERASERA Soa fa nisy serasera, ahafahana mampita Ny fiainana, ny faniriana, eny hatramin’ny tsy hita Io no hany mahalala izay fihetseham-poko Na ny tsiky n any faly na koa ny toloko Soa fa ... tohiny
mampikanto ( 29/09/2003 16:18)
ANY IANAO ! Any ianao ry tiako! Hianoka hasambarana ho ampoka fitia Ny fonao sy ny azy mifandray tendro no hany fifaliako Miondana eo an-tratrany, tsy mahatsiaro ho mania Izay no hasambarako ar... tohiny
ryana ( 26/09/2003 19:54)
SARA-TIANA Ry rahona eny ambony, Mba ento re ny hafatro ho azy lavitra any; Lazao fa tsy mitony, Ny foko, ny fitiavako… manembona azy ihany! Nefa … aok’izao, Aza lalova... tohiny
novalian'i jm ny 02/12/2003 10:30
mahaizamifidy ( 26/09/2003 18:27)
Nahita dinika tato aho hoe:ny olona ato anie ry zareo ka efa GALYfantsyBE daholo e!(mpamitaka),ka sady soso-kevitra ihany ity no hevitra.Tsy misy GALYfantsyBE izany ato!!!,fa aza atao mibahana be ao a... tohiny
novalian'i ramoul ny 01/04/2004 14:48
mampikanto ( 25/09/2003 16:07)
SAFIDY Nitsingerina ao an-tsaiko ireo lasa tany aloha Tebiteby ahiahy, nefa toa hafaliana ihany koa Nefa toa voatery hisafidy sa hiandry izay ho anjara Ny tontolo izay jinery no aoka hanambara ... tohiny
xxx ( 23/09/2003 11:47)
Mba mino ve ianao fa misy izany hoe coup de foudre sy télépathie izany ?... tohiny
novalian'i lema ny 31/12/2003 10:42
ryana ( 22/09/2003 16:54)
NAMAKO ANY HO ANY… Tsy fantatro ianao hoe iza, na ny misy anao hoe aiza; Tsy fantatrao ny amiko : avy taiza aho ka ho aiza; Fa dia finaritra isika miserasera eto, Mifampizara tsiky, mifamp... tohiny
novalian'i rinakely1 ny 22/11/2003 15:56
ryana ( 17/09/2003 19:50)
… NOHO IO FITIAVANA IO! Eritreritra tsy tàna fa lasana any lavitra any; Sento tokana, mazàna, mahafehy ireo vinany; Fanantenana f’isan’andro dia hoe hifankahita; Haravoana se... tohiny
novalian'i mamps ny 22/12/2003 11:26
mampikanto ( 13/09/2003 17:11)
LAZAO Moa azoko atao Ny haka metatra handrefy Halavana havaventy Izany hoe “Fitiavanao”? Moa azoko fantarina Amin-teti-drefy maripana Ilay fitiavana tsy tana Mba ho tsapako fa marina ... tohiny
novalian'i riana ny 09/12/2003 09:26
ryana ( 11/09/2003 16:17)
INY MASOANDROKO INY T’anaty haizi-kitroka, tsy nahitako mangirana ; Voton-tsento sy tomany ; Sendrasendra no nahatazanako sompirana, Taratr’andro tany ho any. Dia nikisaka aho nan... tohiny
novalian'i ryana ny 27/09/2003 17:09
xxx ( 10/09/2003 19:51)
raha ny hevitro manko die ny safidy ihany no mitondra an'io zany hoe miankina @ safidin'ny tsirairay ihany e sa ahoana ny hevitrao io... tohiny
novalian'i voafitaka ny 24/06/2011 13:13
xxx ( 10/09/2003 14:25)
Ohatra izao ireny mopera ireny, na bandy efa 25 taona mbola puceau foana..?? sns na ny sipa koa aza????... tohiny
novalian'i xxx ny 23/12/2003 13:27
xxx ( 10/09/2003 14:25)
Ohatra izao ireny mopera ireny, na bandy efa 25 taona mbola puceau foana..?? sns na ny sipa koa aza????... tohiny
novalian'i fijo ny 04/12/2003 09:12
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.8052