Fitiavana
lema
(
16/01/2004 11:34)
fitantarana ny resaka fitiavana mety ho maha liana na mampiomehy na ireo tanatara tsy pitranaga isanandro.mazoto mitatantara ary e!...
suite
répondu par fijo le 12/02/2004 11:07
tia_ery
(
15/01/2004 19:36)
Mahavaka ny saina ihany ny mieritreritra sy mahita njainjay fa lazaina hoe miaraka i anona sy i anona.
Aiza ho aiza tokoa moa no hanombohana sy hamaritana fa miaraka ny olon-droa ? Rehefa njay ka ...
suite
répondu par eritreritra le 18/02/2004 19:04
shadow
(
15/01/2004 18:19)
Maninona ny sipakely 0'zao no olona efa manambady na efa miaraka @'olona foana no tena reveny sa séxperience no tadiaviny?...
suite
répondu par fijo le 12/02/2004 11:11
jhouhlambout
(
15/01/2004 09:51)
Satria mantsy mitovitovy ihany izy io...
suite
répondu par jhouhlambout le 13/02/2004 16:51
elie
(
14/01/2004 18:42)
Mahagaga ihany fa betsaka ianareo vehivavy no mampitovy ny fitiavana amin'ny enta-mbarotra.
Ianareo no te hitsapatsapa bandy dia tia mapiresaka sy mapiesona dia avy eo dia hampitovy ny fitiavana no h...
suite
répondu par fijo le 03/02/2004 09:24
kally
(
14/01/2004 17:02)
Dia tolorako voninkazo foana ny sipako,dia orohiko kely foana,dia tsy avelako irery ao an-trano fa izaho ilaozako manafosafo tômôbilina,dia entiko mitsangatsangana izy,dia ampiako izy hanao raharaha...
suite
répondu par six le 14/02/2004 11:12
lema
(
14/01/2004 14:13)
mba misy fahasarota-piaro ve ao@ ndry zareo homo,ary mba misy virj zany ko ve ny ao @pelaka ao mety itsiriritra bandy virj ve ry zalahy ireny...
suite
répondu par fijo le 23/01/2004 10:14
xxx
(
13/01/2004 18:59)
tsy ny efa manambady ihany fa na ny manana sipa aza matetika mandainga hoe tsy mbola,ahona ny hafantarana hoe efa manana?...
suite
répondu par fijo le 23/01/2004 10:20
rinakely1
(
13/01/2004 17:36)
misaotra mialoha @ fandraisana anjara. Rinakely1!...
suite
répondu par ikaretsaka le 23/01/2004 15:19
xxx
(
13/01/2004 15:00)
mety hisy vokatra ratsy na tsara eo @ tonkatrano ve ny fakana vady sipa na bandy efa niteraka...
suite
répondu par fijo le 29/01/2004 09:29
manampyp
(
12/01/2004 16:01)
tambitamby sa ororkoroka sa tsetse sa .......
suite
répondu par fijo le 23/01/2004 10:22
xxx
(
11/01/2004 18:22)
Fa maninn ny ol efa manabady bola mitady hisisika hiaraka @ ol kafa fona?
Tsy ampy azy v ny vadiny sa mitady inona ankoatra zay izy?...
suite
répondu par fijo le 23/01/2004 10:22
fetra
(
11/01/2004 17:10)
Il ya longtemps que j'avais courtiser des meufs.je ne sais pas comment declarer l'amour??...
suite
répondu par fijo le 23/01/2004 10:24
xxx
(
09/01/2004 15:47)
Comment passer de l'amour à l'amitié sans se détruire mutuellement au fil du temps??...
suite
répondu par fijo le 23/01/2004 10:25
niceboy
(
09/01/2004 09:46)
za d tsy mbola nanao mihintsy hatrmin'izao
fa izay sipa angatahako rehatra d tsy misy mety avoko
za mihintsy v no tsy norm sa ny demandiko no tsy mety
mba omeo passy any ry zareo fa mijaly...
suite
répondu par fijo le 23/01/2004 10:27
xxx
(
08/01/2004 17:14)
Asa izy ity na eto na aiza no tokony hapetraka fa mba mila hevitra e!
Iza no mba afaka manome torohevitra toerana tsara eto Tanà hanaovana mariazy?
Misaotra mialoha e!...
suite
répondu par fijo le 05/02/2004 20:24
fijo
(
08/01/2004 16:33)
raha samy efa niteraka no nivady ny ray amandreny ao an trano.raha mifankatia ny zanany,dia ho diso ve?...
suite
répondu par fijo le 23/01/2004 10:32
xxx
(
08/01/2004 14:48)
Velompanontaniana aho hoe inona kay ny position tsara ndrindra raha te hanao firaisana!Misy manko ny sasany te ho any nefa tsy mahay mandinika kory lay lavaka tokony hasiany!Aiza ve ko tsy dangitra ko...
suite
répondu par fijo le 23/01/2004 10:31
tia_ery
(
08/01/2004 12:43)
TIAKO IANAO, teny roa mambabo ny fon'ny maro nefa teny roa ihany koa feno fitaka sy fihatsaram-belatsihy. Mazàna mba tsy hilazana hoe matetika mihintsy de ny ao ambadik'ireo teny ireo de tsotra fotsi...
suite
répondu par fijo le 23/01/2004 10:32
isrine
(
07/01/2004 18:38)
Marina fa henatra ho an'ny vehivavy izany hoe: bevohoka tsy manambady izany, fa iza kay no ao ambadiky ny vehivavy raha tsy ny lehilahy e? Firy @ lehilahy no miaiky sy maka ho vady ny vehivavy izay re...
suite
répondu par taratra le 08/02/2004 18:43
