Fitiavana
hendry
(
27/02/2004 15:13)
Ny mahagaga dia rehefa tsy manaiky hampiresahan´ny lhl ny vhv dia lazaina fa miavona. Rehefa mba miresaka ndray nefa ny vhv ( ohatra vhv mi-chat) dia lazaina fa môla hono na hoe tsy maontina sy tsy ...
tohiny
novalian'i bice ny 01/04/2004 07:11
xxx
(
27/02/2004 10:46)
maninn kay ny olona na bola tsy miaraka aza na nisy fotoana niarahana d aveo nisaraka! d ilay ray no mitantara zany hoe manimba passeport ny ray en klk sorte!! na tsy nisy aza ny tantarainy!
d inn t...
tohiny
novalian'i kitjo ny 26/03/2004 20:23
voahary
(
26/02/2004 19:28)
salut daholo ny namana rehetra an!
Hono ho aho ra misy ex taloha efa t@ 5 taona lasa io an, dia rah mbola te hiresaka sy manome fotoana indray izy hiresahana de tokony handeha ve sa ahoana??? Mi-insi...
tohiny
novalian'i kitjo ny 26/03/2004 20:24
xxx
(
25/02/2004 16:23)
manimba fiarahana v kay ny diso possessif b loatra!?
d inn tokony atao!...
tohiny
novalian'i kitjo ny 26/03/2004 20:29
rapah
(
25/02/2004 13:44)
Maninona kay ny olona @ankapobeny no mijery farimpihainana aloha vao mitia .?
moa ve mitsinjo ny hoaviny izy ?....
tohiny
novalian'i niainaj ny 01/07/2004 12:48
hendry
(
23/02/2004 11:25)
Toa ny vehivavy foana no omena tsiny @ fomba fitafy. Dia ahoana zany reny lehilahy mba manao fitafy manaitaitra reny? misy ohatra manao rony short mifinjifinjy (matetika jean) mampiharihary zay mivang...
tohiny
novalian'i fijo ny 06/05/2004 23:06
hendry
(
23/02/2004 10:55)
Inona marina ny dikan´ilay hoe "miaraka" e?
Ny an´ny sasany manko dia lazaina fa raha vao tsy nanao firaisana ara-nofo hono ny couple roa dia tsy miaraka @ ilay sens hoe mpisipa ry zareo, ndraindra...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/05/2004 22:45
six
(
21/02/2004 18:10)
ianareo ve raha miaraka amin'olona anankiray, niteny hoe "za tia anao" na koa hoe "za koa anie tia anao e", eo imolotra fotsiny ve iny sa REHEFA TIA DIA TENA TIA? ...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/03/2004 12:11
fetra
(
20/02/2004 17:42)
Elle est belle mais elle ne peut pas m'aimer à cause d'un autre.maintenant elle dit k'elle s'interesse à moi ! Or le blemm ce ke je l'aime plus pack'elle a beaucoup vecu une bonne relation avec un ...
tohiny
novalian'i fijo ny 03/03/2004 09:29
aladin
(
20/02/2004 10:43)
betsaka mantsy no milaza fany tena fitiavana dia indray mitranga ihany.Nefa ny ahy toa tsy mitovy @izany.Izay miaraka amiko rehetr dia tena toa maha jamba ahy avokoa...
tohiny
novalian'i fijo ny 03/03/2004 09:30
fijo
(
19/02/2004 12:13)
asa ianareo raha mahatsapa,fa ny ankamaroan'ny olona nianatra be tsy dia mahavoa amin'ilay fitiavana....
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 22/03/2004 20:47
lilah
(
18/02/2004 11:50)
Za efa manana olon-tiana,mifakatia tsara izahay sady miadana .Fa ity oa no magaga ana ,misy bandy zay itako ho 5 taona lasa izay:nifananiany fotsiny izahay dia nosarahin'ny toerana dia tapaka ny fifan...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/04/2004 21:44
isrine
(
17/02/2004 14:19)
misy tantara iray ity, bandy akamako taloha, mpampianatra izy, ary nilaza fa mampanaonao foana hono ny sipa mpianatra. De efa kopy @ tiany lazaina za, fa mba manontany anareo lehilahy e: nahoana no om...
tohiny
novalian'i rivorijasoa ny 12/11/2004 08:29
xxx
(
17/02/2004 11:22)
Ts!! misy olona tiako izay e! te hisaraka aminy aho nefa izy tiako, izy tsy haiko marina na tia ahy na tsia fa mbetika tia, mbetika manadino dia mijaly fotsiny aho ary lasa mitady harary fo mihitsy ka...
tohiny
novalian'i rivorijasoa ny 20/07/2004 07:52
lema
(
14/02/2004 12:54)
afaka amoronana fitiavana ve ityt "forum" ity.
mila misoratra anarana zay te amirona ny fitiavany ato ary tsy misy resaka atao privé fa ny bandy sy ny sipa ny forum no mitsara....
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 03/04/2004 18:04
jhouhlambout
(
13/02/2004 18:17)
Ho an'ireo Val rehetra, nanahoana ny fetinareo?...
tohiny
novalian'i fijo ny 25/02/2004 11:16
123
(
13/02/2004 16:47)
novalian'i six ny 07/04/2004 06:52
vegas
(
13/02/2004 09:31)
Marina ve io ry zareo? inona ny antony ra tena marina tokotrany?...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/03/2004 11:14
naps
(
11/02/2004 19:56)
enao v mino fa ny fitiavana eo @ lahy sy ny vavy mety haharitra( amitié)...
tohiny
novalian'i kitjo ny 19/03/2004 17:05
naps
(
11/02/2004 19:54)
"misy ve ny fitiavana ra mitia olona miotra ny iray"...
tohiny
novalian'i jhouhlambout ny 08/04/2004 07:26