Fitiavana
aladin
(
04/05/2004 15:18)
ho anareo efa nampiaraka inona no souvenir tena tsy afaka ao an-tsainareo sy ao am-ponareo indrindra?(tsy tafiditra ao alou ny resaka sex an!)
Nenah 'zao de tratran'ny orana tany ankodaoda be andro a...
tohiny
novalian'i fijo ny 11/05/2004 21:28
besoiiin
(
03/05/2004 19:08)
mialatsiny aminareo catholique! fanontaniana ny ahy ity;mba tena mahatanty tsy mitsaokalentika marina ve ry môpera sy masera ireny mandritra ny andrompiainany e? sa...... de havela hangahiahy fotsiny...
tohiny
novalian'i methode ny 05/08/2004 22:56
besoiiin
(
26/04/2004 19:22)
matetika ary mazàna ny sipa gasy dia mifidy bandy iarahana! tsy miaraka izy ohatra raha tsy manana fiara ianao na nike ny kiraronao! na vazaha ianao... etc raha tena mba manana ny hoentimanana moa ia...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/05/2004 20:00
queens
(
24/04/2004 13:29)
Inona no tsaratsara kokoa misaraka aman'olona sa aleo miandry ho sarahan'ilay olona...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/05/2004 22:30
xxx
(
23/04/2004 12:34)
Misy olana be ity: bandy iray tena namako be lery 'zany an de efa noraisiko toy ny mpirahalahy tsy mifankafoy izahay.de nisy sipa iray izay fantampantatro ilay izy.Tian'ilery anefa io sipa io de hoy ...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/05/2004 23:38
tsikyrazaf
(
23/04/2004 11:20)
Tsiky Razafinirina no anarako saingy tsy ho ateraka mihitsy aho. Ny raiko nampanantena ny fisiko saingy nolaviny aho dia zaza hafa no naterany.Ny reniny, voton'alahelo dia eo am-bavan'ny fahafatesana....
tohiny
novalian'i vahona ny 07/05/2004 23:08
ramoul
(
20/04/2004 15:36)
Ilaina ve ny manao poeme rehefa manao declaration d' amour ilay olona tia na vavy na lahy?
Ny hevitrareo izay manana.Misaotra tompoko...
tohiny
novalian'i ramoul ny 31/05/2004 21:34
xxx
(
20/04/2004 15:18)
ny oll rehetra moa matoa tonga eto d hitady vahaolana.ka tsy haiko rah misy @nareo no efa tojo io olana manjo ahy io.fa na d mbola tsia aza d manampia re!
manana olon-tiana aho. ary izy koa milaza fa...
tohiny
novalian'i xxx ny 18/06/2004 17:13
xxx
(
20/04/2004 09:23)
miaraka @ ol 3 samihafa aho!nefa tsy misy foiko sarahana alo izy telo hatr@ zao!matahoatra aho nefa fa injay andro any tsy maintsy hilaza ny marina @ izy 3!sa ho jongléna hatr@ farany!
mila fanapian...
tohiny
novalian'i fijo ny 11/05/2004 21:36
aladin
(
16/04/2004 06:38)
Inona kay no tsy hitovizan'ny arme de séduction(oh:fijery,firesaka,charme,éloquence sns)@ atao hoe "sex apeal"?de inona no hifandraisany?Satria samy enti-mambabo olona @ fitiavana daholo ireo?
...
tohiny
novalian'i fijo ny 03/05/2004 22:29
tia_ery
(
14/04/2004 08:24)
Ho an'izay tena mbola te hilomano ao anatin'izany hoe fahafinaretana sy ny tsiron'ny fiainana amin'ny lafiny rehetra.
Ho an'ireo izay tena liana ary mametraka ny firaisana ara-nofo ho tena tsiron'n...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/04/2004 21:42
aladin
(
14/04/2004 05:56)
toy izao ilay izy:nisy oul iray niaraka tamiko taloha kanefa voatery nisaraka tsy fidiny izahay.Izy anefa tena tiako sady tia ahy koa ka na niaraka t@ olon-kafa aza aho dia tsy afaka ao an-tsaiko izy ...
tohiny
novalian'i sobika ny 24/04/2004 08:56
shaik
(
09/04/2004 12:41)
Avy aiza moa isika? moa tsy nateraka avy @fitiavana? Noho izany dia maro ny zavatra azo resahina momba ny fitiavana saingy ny tiako tsindrina dia ilay tena fitiavana avy @ olombelona ; misy karazany m...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/06/2004 00:29
xxx
(
04/04/2004 15:24)
Ahoana no hevitra?
Misy namako zay arahiny moramora eran'ny tanana dia tratrariny any , nefa moa zao dia inona no issue an'izay?
Tonga ve dia hifamono be rehefa tratra ? sa ve rohitina amy sofi...
tohiny
novalian'i mumu ny 11/06/2004 20:45
ravatorano
(
31/03/2004 08:54)
Na efa vita vody ondry, soratra ,mariazy,niteraka ny olona roa mbola misaraka ihany , mangataka ny divorce.Koa ilaina tokoa ve ny fisarahana ?...
tohiny
novalian'i herylo ny 28/10/2004 10:51
xxx
(
29/03/2004 11:48)
Ahoana no mahatonga ny vehivavy hampifila nefa raha vao voapendy indray mandeha dia mamikitra toy ny dinta?...
tohiny
novalian'i mumu ny 04/06/2004 11:53
ralipo
(
26/03/2004 10:05)
Ny lehilahy taloha 1900-1970 afaka manome sécurité ny vehivavy mihoatra ny ankehitriny. Izany ka bandy!...
tohiny
novalian'i fijo ny 13/04/2004 23:30
nananie
(
25/03/2004 13:37)
Raha nisaraka tamin'ny sipanareo nareo, nefa tonga saina aty aoriana fa tsy misy sipa ôtr'azy mihintsy, sahy miverina aminy ve nareo?...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/06/2004 23:57
xxx
(
22/03/2004 12:53)
novalian'i ikaretsaka ny 23/04/2004 22:27
xxx
(
19/03/2004 20:39)
Miantso anareo namana aho fa mba te hanontany ny hevitrareo hoe ahoana ny fiarahana raha ilay bandy 10 taona latsaka noho ilay sipa nefa ilay bandy tena tara be mihitsy.... mety ho hety ve ny fanambad...
tohiny
novalian'i pam ny 14/06/2004 14:42