Fitiavana
nathanael
(
14/07/2004 18:26)
Izaho ry zareo mahatsapa tena fa efa tena tsy avotra intsony amin'ity resaka fitiavana ity. Ny antony dia efa tena zatra miodina loatra ka matahotra ny hanambady sao mbola manohy. Nefa any misy sipa v...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/08/2004 00:18
atmos
(
14/07/2004 17:29)
Ahoana ny hevitrareo mikasika ny mpirahalay manambady mpirahavavy ny mpianadahy manambady mpianadahy, sns... rehefa misaraka ve ny couple iray de mety hampisy olana @ iray hafa?...
tohiny
novalian'i stephane197 ny 13/05/2005 17:10
lema
(
12/07/2004 12:07)
tantarao eto ny tantara mpitiavana ratsy ndrindra niainanao,mandratra fo reny,zay tsy adinonao....
tohiny
novalian'i fijo ny 12/08/2004 20:44
lema
(
12/07/2004 12:00)
ny fahasarotam-piaro dia porofom-pitiavana.
inn no evitrareo @ zany...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/10/2004 21:32
dronga
(
12/07/2004 09:56)
izao no zavatra anontaniako anareo azo atao ve no manatanteraka ireny zava-misy amin'ny fahialavitra ireny momba ny fitiavana ohatra hoa laura sy roman....
tohiny
novalian'i fijo ny 12/08/2004 00:40
imailaka
(
09/07/2004 14:07)
mifanaraka zany ny mpivady 1 oe mba samy manana andro iray isambolana ( tsy andro mitovy, raha misy ankizy mankou de mifandimby miandry ) miala maraina de miverina ny ampitso maraina, atao hoe "karti...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/08/2004 00:44
wawawa
(
07/07/2004 16:28)
Inona mht no teny antony hampirafesana e?...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/08/2004 00:46
lema
(
07/07/2004 14:40)
iza no efa raiki-pitia t@ vadin'olona na efa niaraka mihitsy ?
za oua misy sipa efa manana zanaka sy manambady te hiaraka amiko.
inn no fika amizany kay?
za zokiko 15 ans lé sipa nefa zay samy sim...
tohiny
novalian'i ramaso ny 01/11/2004 22:06
atmos
(
06/07/2004 22:45)
Fa maninona ny sipa manam-pahaizana be tsy mety miaraka @ bandy antonontonony, avy eo nefa lasa mademozely antintra avy eo, tsy mahita vady. Raha mety miaraka @ antonontonony anefa izy, entiny @ sanga...
tohiny
novalian'i kitjo ny 23/07/2004 13:38
atmos
(
02/07/2004 17:53)
Fa maninona matetika ilay olona tena namanao indrindra no mifankahazo tsara @ sipanao, indraindray aza lasa amant na filazàna secret mihitsy ilay namanao. Ka rehefa misaraka ianao sy ilay sipa na ian...
tohiny
novalian'i ramaso ny 16/07/2004 16:16
lema
(
02/07/2004 13:38)
matetika dia tsy mitovy ny fomba fandraisan'ny olona miteny sy ny olona tenenina zany hoe "tiko énao"
ho anao indray
inn no ao an tsainao raha miteny.
ary inn ndray raha misy miteny.
ampy ho ana...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/08/2004 20:54
rfm
(
02/07/2004 13:07)
rah ny hevitr'areo possible ve hoe ny premièr(e) amour-nao no lasa vadinao na reciprok'n'zay...
tohiny
novalian'i yonikafopl ny 21/08/2004 10:45
jhouhlambout
(
01/07/2004 09:16)
- Vous serez unis pour le meilleur et pour le pire jusqu'à ce que LE manque d'amour vous sépare.
Izay no mitombina kokoa sa ahoana?...
tohiny
novalian'i sariaka91 ny 13/07/2004 12:09
lehary
(
30/06/2004 07:25)
"toutes est permis sans etre vu"...
tohiny
novalian'i pitchou ny 23/07/2004 10:55
xxx
(
29/06/2004 07:26)
Mba ahoana kay no ahafantarana ny olona iray hoe tia na tsia ilay olona ? Midika ho fitiavana sa tsia ny tsy fanoroan'io olona io ny trano fonenany sy ny fianakaviany na ny RADniny? Sy ny tsy fahatong...
tohiny
novalian'i mioumia ny 28/09/2004 11:09
fetra
(
27/06/2004 17:35)
Adalana ve ny milaza olona fa adala sa adalana ve no hiheveran'ny adala ho hendry ny tenany????
Valio de m'saotra...
tohiny
novalian'i booboo ny 03/07/2004 18:56
lema
(
25/06/2004 07:07)
inona no anatra sy toro evitra ifanampiantsika mba isorohana ny ady lava sy korontana ao @ mpifankatia na tonkatrano ka mahatonga ny fisarahana....
tohiny
novalian'i kitjo ny 10/07/2004 16:42
xxx
(
24/06/2004 13:59)
bdb ny ol mihaina ao anatiny manipulation na misy ol mi contrôle indirectement ny fiainany!
inn mety fiantraikany zany @ fiainany ho avy! bola anana fahatokisana ny tenany ihany v izy?ary iza sisa n...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/06/2004 20:02
hashinah
(
24/06/2004 07:08)
Ny ankamaroan'ny vehivavy @ izao fotoana dia materialista....
tohiny
novalian'i fiaritiana ny 12/08/2004 20:56