Fitiavana

xxx ( 07/12/2004 06:58)
Cousin-ko izy ary zanaky ny toton-ko fa efa maty io toton-ko io ary ilery mipetraka amin\'ny mamany .Miara-tezaina izy sy ny zandrin\'ny mamany iray tam-po aminy ary mifankatia ry zareo tamin\'ny fot... suite
répondu par fijo le 23/02/2005 22:38
tenio ( 03/12/2004 14:52)
Asa raha fantatrareo ny fitenin\'ny ntaolo hoe basin\'ariary fito ka sady tsy takatry ny mahantra no tsy tian\'ny mpanakarena? Ny fanontaniako dia hoe misy ve io toe-javatra io eo amin\'ny resaka fit... suite
répondu par fijo le 09/03/2005 22:54
lema ( 01/12/2004 19:14)
mety mampitombo na mampiena ny fitiavana ve ny fisiana na tsy fisian\'ny vola ao an-trano na @ couple. fa ny fantatra alou dé ny vola foana hatramin\'izao nbo mahery nohon\'ny fitiavana e!... suite
répondu par zandrikely le 24/05/2005 14:14
lucas ( 01/12/2004 12:25)
Zaho dia manana olon-tiana.Miteraka olana foana matetika io resaka firaisana voalohany io satria manko toa tsy zakako ny mieritreritra fa efa vita izy no miaraka amiko nefa za koa mba efa ôtrizay iha... suite
répondu par fijo le 08/12/2004 22:54
xxx ( 29/11/2004 18:17)
Misy namana vavy akaiky te hiteraka, dia mangataka amiko zaza, satria hono za mifanaraka amin\'ny criteres rehetrany ; bogosité, bika, alavana, fahaizana, firazanana sy ny sisa. Tsy misy possibilit... suite
répondu par fijo le 08/12/2004 22:56
lema ( 29/11/2004 10:06)
inona ny famaizana tsara indrindra raha nanao fahadisoana taminao ny olon-tianao ka tsy maintsy ho faizina kely.... suite
répondu par pitchou le 25/02/2005 19:37
xxx ( 27/11/2004 12:13)
tadidinareo v le sujet hoe hiandry azy sa tsia? (nanao menace de suicide ny oll niaraka t@ le olontiako) ary ambadika b ary le izy ato @ fitiavana ihany. saika hisaotra anareo aho noho ny fanampianare... suite
répondu par fijo le 21/02/2005 23:10
xxx ( 24/11/2004 11:19)
:x mba tsy reveko mitsy zany le bandy tsy nazaka dé avy eo enao ndray no lazainy fa sarotiavina na miavonavona na zaza saina matahotra bandy tsy rariny e,mba mieritrereta iany nareo vao miteniteny ... suite
répondu par fijo le 02/12/2004 21:17
fyjl ( 24/11/2004 06:55)
Ny fitiavana olona iray amiko dia fanatanterahana ny sitra-pon\'izay mitia. Izany hoe fanatanterahana ny filan\'ny fonao. Koa tsy afaka mitia olona ianao raha tsy tia ny tenanao satria. Sahala @ olona... suite
répondu par fijo le 25/01/2005 23:20
nikopol ( 22/11/2004 10:35)
Ilaina homena argent de pôsy ve ny vady ?... suite
répondu par ikaretsaka le 18/01/2005 19:37
lema ( 20/11/2004 21:47)
inona ny metimety: miaraka @ namana efa mifankalala toetra tsara ve sa miaraka @ olona vaovao mbola tsy fantatra mihintsy dé ao no mifankalala?... suite
répondu par fijo le 21/02/2005 23:12
vegas ( 18/11/2004 17:06)
Betsaka ny gasy no milaza fa tsy hiaraka raha tsy amin\'ny gasy mitovy aminy iany. De mipetraka ny fanontanina oe vavan\'ny tsy ahazaka ve zany sa oe inona? Amiko refa fitiavana de mitovy dôly na ga... suite
répondu par pitchou le 17/12/2004 06:02
xxx ( 14/11/2004 06:10)
misy sipa masiaka be eto fa tompon\'ilay bandy miresaka aminay nefa dia virtuelle !!... suite
répondu par fijo le 25/01/2005 23:21
lema ( 11/11/2004 21:20)
samy mba miteny izay ohabolam-pitiavana fantany dé mba azvaina tsotsotra mba ho azon\'ny rehetra ny dikany raha tsy vita de afaka azavain\'ny sasany.... suite
répondu par fijo le 13/12/2004 23:18
ramoul ( 10/11/2004 22:05)
Il existe plusieur façon (à mon avis) pour draguer les belles filles. Les plus utilisés sotn: 1-Le regard dès la 1ere vue(le regard ki tue) 2-La tendresse de la parol (par sa douceur) 3-La ba... suite
répondu par fijo le 21/02/2005 23:18
xxx ( 08/11/2004 16:44)
Fa maninona kay no misy sipa tsy mba mahay mitambitamby fa sady be kitakita no masiaka no mpanao didy jadona kanefa rehefa ialana dia ny bandy indray no lazaina fa macho e, salop e, connard e, ?... suite
répondu par fijo le 30/11/2004 21:30
six ( 08/11/2004 13:58)
Rehefa tena nandinika dia toa ity no izy les hommes cherchent mille raison pour faire l\'amour ; les femmes ont juste besoin d\'un endroit.... suite
répondu par fijo le 22/11/2004 21:25
six ( 08/11/2004 13:50)
\"Les femmes ont besoin d\'une raison pour faire l\'amour. Les hommes ont juste besoin d\'un endroit.\" marina ve izany?... suite
répondu par fijo le 21/02/2005 23:17
joda ( 05/11/2004 18:12)
asa re inona no antony tsy misy fitiavana madio intsony :-D ... suite
répondu par fijo le 22/11/2004 21:28
iharantsoa ( 05/11/2004 04:05)
eritreritra sendra nandalo ilay tantaranay sy Tony, tovolahy tsara tarehy, manaitra avy hatrany na dia tazanina lavitra aza, tsotra dia tsotra anefa ny toetrany, ny tsikitsikiny mambabo avy hatra... suite
répondu par fijo le 13/01/2005 22:42
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.1431