Fitiavana
siso
(
18/04/2005 16:08)
Araka ny heritreritro d maety bola tia angamba le olona matoa tsy masahy miteny mivantana na koa tsy te ho izy ny hiresaka voalohany ilay fisarahina amio anefa fahalemena ny tsy fitenena le izy...
tohiny
novalian'i ft ny 05/07/2005 18:49
xxx
(
18/04/2005 10:49)
Ialako tsiny aloha ilay xxx
Mpandray anjara eto ihany fa manjary misy olona hafa voakasika koa mpandray anjara ka manjary fantany aho.
Ianareo ve efa nahatsiaro hoe toa voatery nitia izany :roll:...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/05/2005 21:45
poupounesana
(
17/04/2005 12:43)
hita moa fa ny olana anisany tena goavana eo @mpifankatia ny hasarotampiaro!mampiady, mampikorontana! refa misy ahiahy d mifamaly ny mpifankatia, mivoaka matetika eo ny hoe : "enao tena tsy matoky ahy...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/05/2005 21:52
mamzelkely
(
15/04/2005 13:51)
fanotaniana tsotra fotsiny: fitiavana ve ny hasarotampiaro diso tafahoatra sa adalana??? inn ny tokony atao mba ialana aminy?? merci...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/06/2005 20:52
radolany
(
15/04/2005 10:59)
Ianareo ve efa sendra ny hoe firaisana aloha no nisy mialoha izay vao nandeha ny resaka fitiava ????? efa sendra izany aho t@ izaho mbola nianatra dia ahoana ny hevitrareo aminio ?...
tohiny
novalian'i booboo ny 27/05/2005 20:29
pika
(
12/04/2005 08:12)
azo lazaina hoe vitsy hono ny mahita olona iray tinao nefa koa tia anao @ fo manontolo io a !matetika ny tinao tsy dia tena miraika aminao ary ny tsy tinao no toa tsapa fa tena tia anao.izany indrindr...
tohiny
novalian'i IDEALY ny 21/05/2005 14:00
niainaharison
(
10/04/2005 14:28)
oui, c\'est une histoire qui peut être banale...mais pour moi, c\'est exceptionnelle...enfin, c\'est pas l\'histoire qui est exceptionnelle, mais la personne avec ki je la partage, la vie...tout a co...
tohiny
novalian'i niainaharison ny 28/05/2005 15:03
siso
(
09/04/2005 12:24)
tsy faharesena ny miteny hoe tia sy manaiky izany " amiko aloha io" fa misy olona mahatsiaro tena hoe resy "angamba hoy aho " raha manaiky izany
tsetsatsetsa tsy haritra ihany ...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/05/2005 23:52
radolany
(
08/04/2005 09:17)
Aminao inona no atao hoe tena fitiavana ? amiko ny tena fitiavana dia ,ny fitiavana dia toy ny tany koa aza simbasimbaina ,tsy vitan`ny firaisana ara nofo fotsiny ihany izy fa fiharaha mizara sy manan...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/05/2005 23:53
jhouhlambout
(
02/04/2005 09:08)
Araky ny hevitrao:
-Rehefa mitia olona iray ao am-po ankoatra ny vady nefa tsy misy acte sexuelle?
-Sa rehefa manao passage à l'acte vao hoe tena mampirafy? ...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/06/2005 20:54
bellesirene
(
21/03/2005 20:11)
Venez rejoindre lovial.com nouveau site de rencontres amoureuses simple,convivial,efficace et trouvez l'amour quelquepart au monde ou près de chez vous....
http://www.lovial.com
...
tohiny
novalian'i zandrikely ny 24/05/2005 14:02
xxx
(
13/03/2005 14:30)
Toa izay foana moa ny iafaran'ny fiarahana sy fitiavana , nefa toa sarotra ity mahita olona ho tiavina , sarotra ny mahita olona hitia , ary sarotra ny hahita olona hovadiana . Vehivavy aho ary hoe na...
tohiny
novalian'i dadabe ny 02/05/2005 15:38
vegas
(
01/03/2005 17:08)
Betsaka ny manilikilika ny havambady rehefa maty ilay vady. Ahoana ny hevitrareo? ...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/03/2005 23:34
intelligenzia
(
26/02/2005 10:28)
[size=14][color=red]tiako izy [/color][/size]ary ambarako azy amin'ny loko mena mifono fitiavana [color=red][size=14]f[/size][/color] lehibe...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/04/2005 22:07
jabah
(
22/02/2005 12:01)
O ry reto an!
Ianareo ve mahatsapa fa tena mora tokoa ny fiainam-pitiavana rehefa misy tel portable?
TRANGA 1:
Hoy le namako zay hoe: "tena mitombo be ry reto ny fijangajangana hatrizay nisian'ity ...
tohiny
novalian'i bibioul ny 16/06/2005 07:32
xxx
(
22/02/2005 09:28)
Ahoana ny hevitrareo amin'ireny vady amboarina ireny? rehefa mahazo taona mantsy na lelah na vevavy dia toa lasa miditra an-tsehatra ny fianakaviana ....
tohiny
novalian'i fijo ny 18/05/2005 23:56
lema
(
11/02/2005 16:13)
inn no tokony ho ataona tsy manana valentin sy valentine...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/02/2005 22:35
Nananie
(
07/02/2005 11:09)
Inona no [i]souvenir[/i] tsara indrindra @ 'zay efa nihainanareo t@ [i]St Valentin[/i]?...
tohiny
novalian'i fijo ny 06/04/2005 22:40
xxx
(
07/02/2005 07:18)
inona no heverinao ho hita ato ?
efa fantatro fa hamaly boraingina sy hivazivazy fotsiny no ho avy eto
fay izay...
tohiny
novalian'i stephane197 ny 19/04/2005 17:16
miaous
(
03/02/2005 13:21)
Raha te hahalala kokoa ny fitiavna sy ny tontolony dia mandehana @ seminera vonjeo ny fianakaviana ao Ambanidia izao @ 6-19 février ao @ FJKM Miandrarivo.
Tongava maro ary ê...
tohiny
novalian'i zananikely ny 10/08/2005 14:30