Fitiavana
fasaly
(
04/07/2005 17:53)
izaho aloha mino, fa mba mipetraka ny fanontaniana hoe amin'ilay olona mivady misy elanenlan-taona be ireny ve tena marina io voalaza io ohatra hoe ilay rangahy 60 taona nefa lay ramatoakely vao 30 ta...
suite
répondu par fijo le 13/07/2005 21:57
sanana
(
03/07/2005 14:13)
refa mifanoroka ny mpifankatia dia manakipy maso foana :* . de nefa koa misy sasany toa tsy manakipy fa mahavita mifandinika be (l) sady mifanoroka ihany an! iza no tsara? :oops: refa maninn ny bandy ...
suite
répondu par fijo le 18/07/2005 22:26
sanana
(
30/06/2005 13:43)
misy ve mahasahy mikoty sy manadala olona iray efa manana ny tiany. (tena tinao be le oul nefa efa manana ny azy):-$...
suite
répondu par fijo le 13/07/2005 21:59
xxx
(
29/06/2005 15:48)
Possible ve ny mitia olona roa amin'ny fotoana iray ? ...
suite
répondu par fijo le 18/07/2005 22:27
stephan
(
29/06/2005 11:45)
Ao amin'ny hiran'ny Ainga dia misy teny manao hoe: [b]tsy mitady olona hahasambatra ahy aho fa olona iray hotiaviko[/b]. Ahoana ny hevitrao amin'izany?...
suite
répondu par fijo le 12/07/2005 22:30
xxx
(
27/06/2005 14:48)
Tena mba mila an'io aho ry namana isany fa mba misy mahita ve aiza no hahitako an'io eto amin'ny tanana.
:-*
...
suite
répondu par fijo le 12/07/2005 22:00
bebeto
(
23/06/2005 05:50)
Izay tia adala fa pozina ho an'ny fitiavana ny hasarotam-piaro na ho an'ny lahy na ho an' ny vavy, misy anefa ireo tena tafahoatra ka mahatonga ay hiteny hoe: aretina izy io....
suite
répondu par fijo le 12/07/2005 21:57
zefalah
(
20/06/2005 15:43)
zavatra rehetra dia natao ho dedavina afatsiny fitiavana,satria ny fitiavana tsy azo dedavina.
fa zay mitady fitiavana no alikain'ny fitiavana ary zay alikany fitiavana dia andevoziny ary mety anopo ...
suite
répondu par fijo le 04/07/2005 22:41
bebeto
(
18/06/2005 12:25)
Raha averina ve ilay fomba taloha fa tokony ho virijiny ny vehivavy vao afaka miroso @ fanambadiana dia firy sisa hoy ianareo no afa-bela @izany?...
suite
répondu par fijo le 27/07/2005 21:11
tolotra
(
18/06/2005 08:49)
ahoana ianareo sipa @ireny bandy katry lava sy dizina fona reny,misy sipa mantsy ambinina anireny,milay v sa nôfa sa revena ampitiavana b rehefa sendra anireny...
suite
répondu par fijo le 18/07/2005 22:29
bebeto
(
16/06/2005 17:25)
tena betsaka ny vehivavy ankehitriny ka tsy firy no vita fanambadiana ara-dalana ka tena very anjara, ka tsy tokony ho ekena ve ny fampirafesana mba ho famonjena azy ireo tsy hivaro-tena?...
suite
répondu par bbn le 08/08/2005 11:35
xxx
(
15/06/2005 05:41)
misy ny olona tsy mahalala ny tena atao hoe fahasambarana, misy ny manambola be nefa tsy sambatra
misy ny olona mitia de efa sambatra ary aminareo mba inona no tena fahasambarana?........
suite
répondu par fijo le 12/07/2005 21:48
chakkakkely
(
01/06/2005 06:17)
Manaona daholo oh!
Mba mila kely ny hevitrareo @ ny fitiavana par internet eh! mino ve nareo hoe olona roa mbola tsy nifankahita fa dia mifandray eto @ net eto foana fotsiny na par telephone zany d...
suite
répondu par fijo le 21/07/2005 22:10
toksijax
(
31/05/2005 07:13)
salut daholo !
AHOANA KAY NY HEVITRAO MOMBA AN'LE ANKIZY TSY AVELAN'NY RAD MANAO FITIAVANA IRENY ???????...
suite
répondu par fijo le 17/06/2005 04:48
xxx
(
30/05/2005 06:40)
Ahoana ny fahazoanareo ity hevitr'ity mpanoratra iray ity : "Tsy ny mifampibanjina velively no atao hoe tia fa ny miara-mitsinjo ny lalan-kizorana".(Tsy tadidiko ilay mpanoratra)...
suite
répondu par Todi le 15/07/2005 06:11
vegas
(
26/05/2005 20:13)
Betsaka ny olona no tsy mahazaka ra vao mitazona contact amin'ny ex-ny ny olona miaraka aminy. Tsy fahatokisantena ve? Ary enao io aona ny hevitrao?...
suite
répondu par fijo le 04/07/2005 22:48
xxx
(
26/05/2005 15:01)
Ankoatry ny angola, ahoana ahafantarana fa tena tia marina ilay tovovavy ? Misy ve ny hoe mody miseho tsy tia nefa ny ao am-po mitaralila sy tia be ?...
suite
répondu par fijo le 22/06/2005 04:41
hery
(
24/05/2005 15:42)
Raha nanaraka tsara angamba isika teto amin'ny lohahevitra fitiavana tato ho ato dia hita hoe nisy fivoaram-pitiavana nolalovan'ny namana niainaharison :-) dia hoy aho hoe miandry ny vokany zany zahay...
suite
répondu par pitchou le 27/05/2005 12:47
zandrikely
(
24/05/2005 14:15)
mba te hanontany anareo joba za e , inona no tena mba tadiavinareo sy ilainareo @ bandy miaraka sy tia anreo ...
suite
répondu par zandrikely le 28/05/2005 13:27
niainaharison
(
23/05/2005 18:57)
eny fa na dé ny toetra ratsiny aza, sy ny fahazarana dratsiny...ny fahazakanao izay voambara fa "toetra ratsiny" no midika amiko fa tianao tokoa le olona...tsy tianao lé izy (toetra), nefa zakanao s...
suite
répondu par fijo le 22/06/2005 20:48
