Fitiavana

A2 ( 01/09/2005 14:33)
Efa ho 2 ans et demi zao no niarahako tamina olona iray. Marina fa tiako izy io, kanefa tsy maintsy mijery ny ho aviko aho. Mamo foana izy isan'andro, manarak'izany ny Ray aman-dreniny koa tsy tia ahy... tohiny
novalian'i xxx ny 22/09/2005 11:52
cristal ( 01/09/2005 13:13)
(l)Aleo ato ndray ary no ilazako fa ny olona roa zay mifankatia no tokony samy manolotra ny porofom-pitiavany avy fa tsy ny vehivavy fotsiny!Nahoana ny rap-sexuel dia tsy mahafaty antoka na miteraka v... tohiny
novalian'i bainakely ny 12/09/2005 10:00
Herimiafina ( 01/09/2005 04:41)
Indray andro hono nisy bandy iray tena tia sipa iray favy be ary tena tiany tokoa. Tsy sahy nitory ny fitiavany mihintsy io bandy io. Ilay sipa nefa nahafantatra ihany fa tena tia azy io bandy io. Efa... tohiny
novalian'i zakony ny 28/09/2005 14:20
cristal ( 31/08/2005 12:57)
(l)Raha tianareo vehivavy ny tena ho tonga ho vadin'olona zay milaza fa tia anareo de;aza manaiky anaovany firaisana raha tsy efa vita farafaharatsiny ny soratra,ka raha tsy virjiny tsony aza ianao fa... tohiny
novalian'i xxx ny 22/09/2005 12:48
ravakamalala ( 31/08/2005 11:20)
Misy miteny hoe ny fitiavana ohatran ny voninkazo ka rehefa tiana hamony sy hamelana ary hateza dia mila tondratondrahana matetika sy asiana zezika sy karakaraina. Nefa koa misy miteny hoe ny fitiava... tohiny
novalian'i IDEALY ny 05/09/2005 03:57
Herimiafina ( 30/08/2005 06:22)
Maro ireo olona no menatra mampiseho fitiavana amin'ny olontiany sao hono lahy hararaotin'io olona io izy ka hijaly. Amiko manokana, aleoko miteny je t'aime foana, mampiseho fitiavana foana na dia ... tohiny
novalian'i valie ny 27/09/2005 09:54
rijatsif ( 28/08/2005 16:32)
Ahoana ny fahitanareo io fomba iray io? Ekenareo ve sa tsia. Izay manaiky atsangano ny tanana fa hitako......:D:D:D ... tohiny
novalian'i deghany ny 13/09/2005 15:02
Bocassa ( 26/08/2005 18:30)
Nisy hono rangahy iray izay efa tena soir be mihintsy. Eo amin'ny 70 taona eo ranamana. Kanefa mbola nanapa-kevitra ihany fa hitady vady. Izy rahateo moa tena mpanankarena be mihintsy. Malaza ho mpana... tohiny
novalian'i hesham ny 23/09/2005 19:02
zefalah ( 24/08/2005 17:54)
manaona aby anareo mpifankatia. izaho dia lasa saina ndray ndray hoe:inona no tena zavatra atao mba tsy ampisaraka anareo mpifankatia reny? io mantsy no mahatonga asika anao fanaofody gasy. mba aha... tohiny
novalian'i IDEALY ny 05/09/2005 04:03
dakoma ( 24/08/2005 12:00)
Any @ tany mandroso rehetra dia hiharan'ny lalàna ianao raha manavakavaka azy ireny.Betsaka anefa ny ankizivavy no manao lesbienne eto an-tanàna izao ny antony raha ny fahitako azy dia ireto :betsak... tohiny
novalian'i deghany ny 13/09/2005 15:09
dakoma ( 23/08/2005 19:32)
Raha mety be ny relation-nao @ sipanao. @ lafin'ny fifankatiavana,fifanajana,fifankazahoana, économie,emploi du temps,sexe sns...Misy antony tokony hanimbana izany indray ve ka hirosoana @ fanambadia... tohiny
nyeja ( 23/08/2005 06:11)
Raha mba fantatrao Niezaka aho hanafina izay tempo an-tratrako ao f'angaha tsy raharaha raha fantatrao tsinahy ilay faniriana anatiko mangina. Dia niezaka aho hitsiky imolot... tohiny
novalian'i miangoty ny 14/09/2005 07:39
dakoma ( 22/08/2005 18:53)
Rehefa avy mivady 5taona amin`ny vadinao ve ianao dia mbola mitsôda rehefa manao aminy? Aminay le mbola misipasipa mantsy dia mamy be mihintsy izany.... tohiny
novalian'i deghany ny 26/09/2005 15:37
zefalah ( 20/08/2005 13:32)
maro amin-sika no maniry an'lay fitiavana mba ho lasa mpivady,ary maro koa reo tanteraka t@zany. nefa maro koa reo vehivavy nampanambadiana forise. ka lay fantaniana dia ty. mety ho hisy fiantrekan... tohiny
novalian'i fijo ny 24/08/2005 20:56
rdjr ( 17/08/2005 13:41)
Ohatran'ny inona ny tena bandy tian'ny sipa e!? Dia ohatran'ny inona koa ny sipa tian'ny vehivavy? Amin'ny akapobeny fotsiny io an! Izaho manko izao mbola tena tsy mahalala ny tena hoe tena tia iza... tohiny
novalian'i deghany ny 08/09/2005 09:48
zefalah ( 16/08/2005 23:02)
maninona moa raha lay fitiavanareo mafana sy miroborobo io no atao hitiavanareo an"Andriamanitra? sa diso aho ra hilaza zany eto...maro mantsy reo olona te amono ny tenany mihintsy,satria misy tsy me... tohiny
novalian'i fijo ny 01/09/2005 21:20
diamondra27 ( 16/08/2005 19:19)
iza no mbola tsy nandainga? Dia ahoana no ahafantarana fa mandainga ny olona 1 en face-nao? misy karazany firy ny lainga?... tohiny
novalian'i fijo ny 01/09/2005 21:14
lilbon ( 16/08/2005 04:27)
Mba te ahafantatra ny tenako we! nareo lehilahy ve efa mba nolavin'ny sipa refa nikôty azy ?de ahoana no fihetsem-ponareo ? ... tohiny
novalian'i fasaly ny 20/09/2005 19:54
akamatiana ( 15/08/2005 23:54)
Fa houn waaa mbo lasa ihany ny saiko, refa misy oul 2 mifampiresaka lahy sy vavy io , de maninn ilay 1 (matetika ny lahy fona )no miteny an ambadika any weee tara aminy l sipa na zakany , ra vo mba ... tohiny
jos13 ( 13/08/2005 10:20)
lhl celibataire iray, ary io vhv io efa mananjanaka2?ary inona ny solution fa tia an' ilay vhv ilay lhl? (izy tia any ilay bandy koa fa mety tsy hisaraka @ vadiny izy noho ny zanany ). Raha misaraka a... tohiny
novalian'i hesham ny 22/09/2005 12:22
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2066