Fitiavana

jos13 ( 13/08/2005 10:20)
lhl celibataire iray, ary io vhv io efa mananjanaka2?ary inona ny solution fa tia an' ilay vhv ilay lhl? (izy tia any ilay bandy koa fa mety tsy hisaraka @ vadiny izy noho ny zanany ). Raha misaraka a... suite
répondu par hesham le 22/09/2005 12:22
diamondra27 ( 11/08/2005 07:12)
manin ny lhl tsy mamboraka oe J t'M refa tafaray @ kala izy. Ny vhv nge mba mila assurance avy @nareo e... suite
répondu par fijo le 22/08/2005 21:56
Xmarty ( 09/08/2005 18:12)
Izay efa mivady sy efa manana Zanaka vavy kely nefa ny vadiko dia mboloa menatra miboridana eo masiko. Tsy itako izay atoa?... suite
répondu par fijo le 22/08/2005 21:57
felicia ( 07/08/2005 21:58)
ho an'ireo namana efa mitoka-trano...ho anareo ve normal ilay fitavana miha-mangatsiaka raha vao miray trano elaela?sa ve ilay but n'ny tsirairay no miova dia mampiova olona?... suite
répondu par fijo le 22/08/2005 21:58
vivi ( 07/08/2005 15:04)
niaraka t@ aho nandritra ny herinandro , nahafinaritra ny fiarahana nandrita ny vacance fa tsy maintsy mody aho,rehefa tonga soamantsara taty antrano aho de niantso azy aho fa tena tia azy aho ,novali... suite
répondu par xxx le 22/09/2005 12:33
nyeja ( 04/08/2005 05:57)
tsy mba mitady ny hoe tsy maintsy ho tiavinao fa tiako ny eo anilanao tsy manantena ny hoe tsy maintsy ho vadianao fa tiako ny eo anilanao faniriana sarotra antenaina nefa tsy az... suite
répondu par akamatiana le 08/09/2005 03:45
zefalah ( 04/08/2005 01:19)
nisy olona nifakatia be .de avy eo tsy nanoratra tsony le sipa,tsy niteny tsy nitelephone.na message ary tsy mba alefany. le fantaniana? Inona no antony mahatonga ny vehivavy anao an'reny fietsika a... suite
répondu par fijo le 22/08/2005 22:02
piff ( 02/08/2005 14:02)
Hono ho ah, refa vita mariazy tany ampiangonana ve de tsy mahazo misaraka intsony fa efa tena iny zany no anjara sa mety hoe diso safidy fotsiny t@ iny fa mety olona hafa no tena anjara?... suite
répondu par fijo le 11/08/2005 21:51
bbn ( 02/08/2005 11:46)
amiko manokana ny fitiavana dia maro loko ka ny fahaizanao mandrindra sy mandamina ny loko ihany no erany ka raha ataonao amin-ny fo ny fandrindrana,na ianao aza tsy ny sanganasanao. ... suite
répondu par fijo le 22/08/2005 22:02
bbn ( 02/08/2005 11:36)
ny tena fitiavana anie, hono, mantsy dia mandrakizay voafatotra tady tsy tapaky ny antsy ny fo mifandray ny nofy ampitain'ny fo te hiray toa heno kokoa raha toa ka fitiavana mandrakizay no mameno n... suite
répondu par fijo le 22/08/2005 22:03
nanourand ( 02/08/2005 01:24)
Na koa hoe iza no mbola tsy mahala ampò, ny olona tiany voalohany indrindra? matetika hono mantsy dia tsy hadino mihtisy io! Ny ahy tiko raha mifankahita amiko indray izy kah lasa ho namako, tena ... suite
répondu par fijo le 09/08/2005 19:52
xxx ( 01/08/2005 15:38)
30taona aho izao, ary miara-mipetraka amin'olona mifampizara fiainana amiko efa ho valo taona, sady tiko no tia ahy koa! Hivady izahay ato ho ato, kanefa ao ambadika ny fahasambaranay dia misy zavatr... suite
répondu par fijo le 22/08/2005 22:04
nanourand ( 30/07/2005 00:20)
répondu par fijo le 22/08/2005 22:05
DadaRabe ( 29/07/2005 16:53)
IRIKO... Iriko ny hizara ireny mamy aminao, Ho entintsika miatrika izao tontolo izao... Sy ny setrasetrany. Tiako ny mba hiaraka midola aminao, Hanandramantsika izao rehetra izao... Sy ny re... suite
répondu par loloniary le 12/08/2005 05:22
tsikyr ( 28/07/2005 19:55)
zavatra niainako ty ka mety tsy hampino satria mifandraindray amin'le hoe l'amour n'a pas d'age iny iany.Vao 16 ans ny sipako ary za 19 ans tamin'ny tao amin'ny lycee iray,dia efa niaraka izahay.Matet... suite
répondu par fijo le 04/08/2005 22:28
tsikyr ( 28/07/2005 07:38)
io fanontaniana io mba tiako hisy hamaly azafady.... suite
répondu par mangidy le 13/09/2005 18:46
ainaheri ( 27/07/2005 09:18)
Ny leh hono raha ohatra ka mahavita ny adalany izy alohan'ny hanambadiany d hendry izy refa manana tokantrano,fa kosa hono refa tsy nahavita ilay sitrapo d manambady vao mivoaka ny hadalany... suite
répondu par fijo le 09/08/2005 19:59
joda ( 27/07/2005 08:31)
aminareo manokana ilaina ve ny manana sipa maromaro vao manambady !!!... suite
répondu par palince le 12/09/2005 07:49
ainaheri ( 25/07/2005 23:24)
Mpivady vita mariazy izy roa,noho ny asa anefa dia voatery tsy maintsy mandeha lava ingahy rainy mankany @ faritany,hany ka @ alalan'ny tel sy ny internet sisa no ifampiresahana ka tsy nahatandrina ... suite
répondu par fijo le 09/08/2005 20:03
nanourand ( 23/07/2005 14:42)
inona no titinareo kokoa raha mahita olona roa miaraka eny andalana, 1- Bandy somary nofanofa dia miaraka @ sipa manjakely sy tsara paozy, sa 2- Bandy varatra be sy mikata be miaraka @ sipa... suite
répondu par fijo le 09/08/2005 20:15
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0834