Fitiavana
rpk
(
23/05/2005 08:34)
mba misy fanontaniana manitikitika ny saiko ity ra mba misy afaka mamaly: ampy iaretana toetran'olona iray ve ny fitiavana eo @ olon-droa?:D...
tohiny
novalian'i jentilisa ny 27/05/2005 08:36
iharantsoa
(
22/05/2005 09:17)
manoratra aho ry zareo fa tena tsy hitako izay atao, toy izao ny tantara: tany ivelan'i gasikara aho ary nifanena tamin'olona iray mpitsaty tamiko teto net efa ela ihany fa izay no ...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/07/2005 22:49
rpk
(
22/05/2005 08:10)
fa hono wa ry reto...refa tena tia tokoa ve de lasa jamba sy marenina???:-D:-D:-D...
tohiny
novalian'i eh ny 25/06/2005 10:58
niainaharison
(
20/05/2005 12:52)
na raha adika ami'ny teny frantsay dé hoé le silence tue l'amour....satria hono la presence est une preuve d'amour (tsy aiko tsara ny mandika azy amin'ny teny gasy mba tsy hanova ny tena dikany, mia...
tohiny
novalian'i fijo ny 21/06/2005 21:27
hasinah
(
20/05/2005 09:21)
Manao azafady aloha amin'ilay anarana tsy miseho fa tsy dia tiako ho fantany loatra ito lohahevitra ito.
Fantako hoe mitia be ahy izy ary hananako porofo maro izany,saingy izao : nohon'ny fifanalavir...
tohiny
novalian'i pitchou ny 24/05/2005 18:13
zefalah
(
19/05/2005 22:54)
ie! ampifalina no anoratana ho anareo mpandalina an'ty fitiavana ty!
tsy ho lava resaka aho fa de arosoko avetrany ny zavatra tiako ambara.
mba misy fantanina mantsy manitikitika ny loako keliko ty ...
tohiny
novalian'i beloakely ny 31/07/2017 11:23
niainaharison
(
19/05/2005 14:36)
mbo nanandrana zaho fa tsy tafa...fantatr'ilay ankiray "tsy dé tiako loatra" foana hoé tena misy lona hafa tianao kokoa any...hoy ny namako hoé tsy aiko ny teknikany...tsy izany anefa fa efa toetra...
tohiny
novalian'i rrh102 ny 29/05/2005 21:13
niainaharison
(
19/05/2005 14:30)
amiko aloha rehefa olona tiako de tsy mampaninona ahy ny milaza aminy ny hafaliako sy ny fahoriako rehetra é...hafa tsy ny lasako..io indray dé tsy tiko mihitsy ny anontaniana amiko, satria tsy mba ...
tohiny
novalian'i ttittie ny 22/07/2005 14:21
pika
(
19/05/2005 04:37)
misy milaza fa vao maika mamono ny fitiavana hono ny fanaovana mariazy, ahoana ny hevitrareo ny amin'izany:?:...
tohiny
novalian'i fijo ny 30/05/2005 22:43
niainaharison
(
18/05/2005 21:48)
misy namako izay somary maditraditra lava tongotra...mazava ho azy fa amiko izy no mitantara ny "aventure-ny" noho ny maha mpinamana....namako bé koa anefa i kala sipa tena vadiben'i lery...kanjo mah...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/05/2005 21:28
niainaharison
(
18/05/2005 21:38)
tonga le namako ni-présenter olona tamiko hoé : izy no miaraka amiko...Lasa namako bé koa lé olona satria naman'ny namako bé tsinona...sady ty namako bé ity izaho no famborahany zay mitranga reh...
tohiny
novalian'i niainaharison ny 27/05/2005 17:32
niainaharison
(
17/05/2005 09:02)
tsia...amiko tokony ahasambatra izany hoé fitiavana izany..tsy misy zavatra tsara ankoatra ny hoé mitia...ory izay tsy manam-pitiavana, na tsy manana ho tiavina...matoa ny olona iray mahatsoaro mija...
tohiny
novalian'i lilbon ny 14/07/2005 04:10
niainaharison
(
17/05/2005 08:57)
zaho anefa mahalala olona iray izay tena fidèle amin'izay hoé olona tiany zany...tsy mi-existe intsony aminy ny hafa ankoatra izay olona tiany. Tena marina...saotra hinoana vé????...
tohiny
novalian'i lilbon ny 12/07/2005 05:57
niainaharison
(
17/05/2005 08:54)
iza no efa niharany: tonga ra-sipa milaza hoé bevohoka zaho...fa saingy tsy enao no rainy......
tohiny
novalian'i ari.malala ny 24/05/2005 06:48
kally
(
13/05/2005 15:17)
Ity njay ary resaka ivelany fotsiny a!tsy misy an-kikôzy hoe fanahy na tôtsa na ôtsan'zany fa tena resaka kata sy hoe bôgôsy sy manja fotsiny.Dia ohatsa hoe lazainareo zany hoe ôtsôtsan'ny aôn...
tohiny
novalian'i lilbon ny 15/07/2005 04:53
niainaharison
(
12/05/2005 16:00)
nareo ve mbo efa tratran'izany hoé manana namana bé tsy fohy (na lahy na vavy), fa dé mifampitarika etsy sy ero...izay misy ny iray dé misy ny iray...isan'andro isan'andro...manavy mihitsy raha vo...
tohiny
novalian'i fijo ny 31/05/2005 23:03
ari.malala
(
22/04/2005 10:15)
Ianareo ve efa tratran'ny hoe tia olona iray nefa tsy azonareo an-tsaina akory hoe fa inona ary no antony itiavana an'iny olona iny? ...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 20/05/2005 06:29
mamzelkely
(
22/04/2005 06:43)
fa manonina kay no sarotra amnareo lelà ny miteny hoe: "je t'aime" tena io mitsy fa tsy hoe "tiko enao" an :-w :-w :-w ...
tohiny
novalian'i fijo ny 21/06/2005 21:28
josi
(
21/04/2005 12:59)
Manontany anareo namana tsy tapaka ato aho rehefa tia ve dia ampifilafilaina ilay olona iray tsy izany manko nitia olona iray aho tato à serasera nisy nahazo ahy tampoka anefa dia tsy afaka nihaona i...
tohiny
novalian'i fijo ny 30/06/2005 21:29
maditra
(
20/04/2005 02:56)
Araka ny hevitrareo, atao ahoana no ahafahana manadino fitiavana an'olo anankiray izay miara-miaina aminao isan'andro, nefa te hifampitondra toy mpianadahy aminao fa tsy fitiavana. Na farafaharatsiny ...
tohiny
novalian'i sonwin ny 29/04/2005 13:33