Fitiavana
zefalah
(
19/07/2005 00:52)
za mpianatra...za misy sipa any hivelany..de za zany miteny hoe raha tena tia ahy marina io sipa io dia miandry zay ahavitako ny fianarako,satria miakina @ fianarako ny fiainanay..sa aona?
mba inona ...
tohiny
novalian'i fijo ny 09/08/2005 20:09
zefalah
(
19/07/2005 00:50)
za mpianatra...za misy sipa any hivelany..de za zany miteny hoe raha tena tia ahy marina io sipa io dia miandry zay ahavitako ny fianarako,satria miakina @ fianarako ny fiainanay..sa aona?
mba inona ...
tohiny
novalian'i palince ny 31/08/2005 07:30
zefalah
(
19/07/2005 00:43)
Manahoana daholo ianareo ry vahoaka malagasy!
:D Faly be alo za refa miditra ato.maita ny evitrareo
ka ty ary misy zavatra tsy mazava amiko.. ka hitadiavako evitra aminareo.
moa ve ny bandy ra tsis...
tohiny
novalian'i fijo ny 03/08/2005 21:54
rdjr
(
18/07/2005 12:32)
Maninona raha ovaina ny lohatenin'ity lohahevitra ity e?
Tsy atao hoe fitiavana, satria ny zavatra rehefa atao dia @ fitiavana avokoa.
Diso ve ny tenaka raha milaza hoe malalaka loatra io lohahevitr...
tohiny
novalian'i fijo ny 21/07/2005 22:07
ralench
(
15/07/2005 06:25)
Melohiko manokana ny olona mampirafy na lahy na vavy satria matoa miaraka @olona dia safidy izay!
Inona moa ny tanjona tiana ho tratra raha mifindrafindra olo-tiana?
Tsy aleo ve manatsara ny efa mis...
tohiny
novalian'i bbn ny 08/08/2005 11:37
conny
(
14/07/2005 20:25)
Mahagaga ahy izy io matetika satria misy olona miteny mihintsy fa hoe: tia azy hono ilay sipa nefa ,mbola tsy misy fifamatorana sy fizahan-toetra akaiky akory teo @ izy roa fa andro iray nifano...
tohiny
novalian'i texam ny 01/09/2005 12:09
jhouhlambout
(
14/07/2005 10:15)
Toa feno resaka fampirafesana ato ka mipetraka automatiquement ilay fanontaniana......
tohiny
novalian'i fijo ny 09/08/2005 20:26
ainaheri
(
13/07/2005 08:34)
Mba aona ny fijerinareo an'reny tsy mitady raha2
ho an'ny tenany v lay mpifankatia??...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/07/2005 21:06
rdjr
(
11/07/2005 13:05)
Iza no tena mahery raha ampirafy?
Ny lehilahy sa ny Vehivavy????...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/07/2005 22:12
zefalah
(
11/07/2005 02:04)
tia hony izy nefa tsy te hiaraka aminy?
aona ko ty? le olona tia nefa tsy te hiaraka ?
zany hoe izy zany makatia an'le sipa nefa tsy te iaraka am'le sipa?
inona no tokony ataony amin'zany? nefa izy...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/07/2005 21:07
jhouhlambout
(
10/07/2005 09:53)
... sa samy mitahiry ny alahelony ny tsi-1-1 mba tsy hisy gidragidra?...
tohiny
novalian'i fijo ny 09/08/2005 20:27
zandrikely
(
09/07/2005 09:09)
ahoana n,o mba hevitrareo ...
tohiny
novalian'i fijo ny 09/08/2005 20:33
rdjr
(
09/07/2005 07:03)
mba afaka mamaritra ny isan'ny mpivady tena mifankatia ve ianao io?
mba ampahafirin'ny mpifankatia tena mifankatia moa no tena lasa mpivady?...
tohiny
novalian'i fijo ny 14/07/2005 21:56
ainaheri
(
08/07/2005 13:25)
Tsy niady tsy nifamono fa noho ny vava tsy zaka
no nahatonga andramatoakely nampiditra divorce
nefa efa misy zaza iray d tsy tapaka lay fa nifamerina indray t@ ora farany ilay leh no
namerina azy!...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/07/2005 21:10
ainaheri
(
08/07/2005 11:57)
Maro ny leh na ny veh no milaza fa za ndray tsy mivaky loha zany raha mampirafy izy ,ka raha tena
tonga marina zany ,moa ve voatazony lay teny noteneniny,ary zakany ny onjany???...
tohiny
novalian'i lilbon ny 05/08/2005 10:30
rdjr
(
06/07/2005 13:02)
ahoana no tena ahafantarana fa tena tia anao ny olona iray e!?.
mety miseho amin'ny endriny evelany avokoa ve ireo famantarana ireo?...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/07/2005 22:14
rdjr
(
06/07/2005 13:00)
azo ampiarahana tsara ve ny fitiavana sy ny fianarana?
tsy hanelingelina amin'ny fianarana ve ny fidiran'ny fitiavana antsehatra eo amin'ny fiainan'ny zatovo iray?...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/08/2005 22:41
lebaba
(
05/07/2005 01:25)
Matetika ny olona dia mafana be eny am-boalohany de rehefa avy eo miha-mangatsiaka de misy aza ny sasany hono leo,de mitady hafa indray..... De manontany anareo efa manana traik'hefa hoe ahona ny fo...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/07/2005 22:22
fasaly
(
04/07/2005 20:37)
novalian'i fijo ny 09/08/2005 20:35
fasaly
(
04/07/2005 17:53)
izaho aloha mino, fa mba mipetraka ny fanontaniana hoe amin'ilay olona mivady misy elanenlan-taona be ireny ve tena marina io voalaza io ohatra hoe ilay rangahy 60 taona nefa lay ramatoakely vao 30 ta...
tohiny
novalian'i fijo ny 13/07/2005 21:57