Fitiavana
zefalah
(
22/09/2005 15:56)
atraiza ny fetran'ny fitiavana?...
tohiny
novalian'i boubounezy ny 18/10/2005 18:16
xxx
(
22/09/2005 09:10)
Nisy namako nandeha nanao vakansy tany dago dia niaraka tamina bandy tany .Tsy ratsy ilay bandy hono ary tena en forme tsara , anisan`ny bandy revena sipa raha ny fijorony sy ny tarehiny fa izy tsy di...
tohiny
novalian'i cutie ny 25/09/2005 16:39
xxx
(
22/09/2005 04:41)
:?:rehefa tena tia olona iray ianao ! dia mahatsapa fa toro be ny fo !tsy dia mahalatsa-kanina firy, indrindra fa raha sendra misy zavatra tsy azo ihoarana ?kenda raha vao hisara-toerana .
ZANY VE LE...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 27/09/2005 14:35
tovoliantsoa
(
20/09/2005 07:17)
Maniry ary manantena ny mba hifanadray @ tovo vavy ny tenako nefa tsy mety mahita ny tiako ka inona ary no tokony ataoko...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 28/09/2005 18:43
miangoty
(
14/09/2005 07:46)
maniry aho hahita namana matotra ho andrin'ny fiainako rahatrizay, mitsingerina amin'ny sabotsy izao manko ilay andro malazan'ny lasa toa sarotra hadinoina nefa tsy maintsy hadinoina, aminareo ve ...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 22/09/2005 18:21
Nickovy
(
13/09/2005 12:02)
Dia tena henjana fa nandray fanapahan-kevitra ny Mpanjakan'ny Zulu Land aty Afrika Atsimo (Kwazulu Natal)fa manomboka izao dia hasiana test de virginite ho an'ny tovolahy ao amin'ny fanjakany. Ny test...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 21/09/2005 19:15
rubia
(
12/09/2005 21:20)
Ny hvtro manokana dia tsy tiako ny hanam-bady nohon'ny antony marobe,izany hoe miteraka fotsiny aho dia ampy ahy ny zanako,izaho ihany no mamelona azy,raha omen'Atra aho(vady io)dia tsy laviko fa ny h...
tohiny
novalian'i cocorie ny 19/09/2005 14:31
fisher
(
10/09/2005 05:48)
Ahona no andraisanareo olona iray (vehivavy) tia ho olona iray, kanefa ity farany tsy d mirara firy(ilay lehilahy). Noho ny taty aorina anefa ity viavy d niaraka @ cousin'ilay lehilahy tiny. Inona no ...
tohiny
novalian'i lilbon ny 16/09/2005 04:01
xxx
(
09/09/2005 15:03)
Refa tena tia ve dia tsy maintsy mandefitra?...
tohiny
novalian'i tojo007 ny 29/10/2005 11:23
pika
(
08/09/2005 04:40)
maro isika rehefa mahatsiaro ho voafitaka no tsy mijery ny ho avintsika intsony hafa tsy ny hamaly faty foana sy ny hanenjika foana :x
ny fiainanao anefa matetika dia toa tsy manjary koa ka matetika ...
tohiny
novalian'i deghany ny 23/09/2005 13:57
Herimiafina
(
07/09/2005 19:41)
Araka ny mpandinika sasany dia ny divorce dia betsaka tokoa ankehitriny ary matetika dia ireo mariazy niforona normale no mora rava.
Ny mariazy maharitra indrindra sy atao hoe succès nefa dia ny an'...
tohiny
novalian'i booboo ny 27/09/2005 09:27
Herimiafina
(
07/09/2005 19:31)
Raha mbola raisintsika toy ny fananana sy etambarotra ny vadintsika dia hisy foana ny olana eo amin'ny fiaraahna sy ny tokantrano.
Tadidio fa i Mimi sy i Medor koa dia mba tiantsika kanefa novidian...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 22/09/2005 09:31
vivi
(
07/09/2005 08:02)
rehefa ampitahaina ny fitiavana eo @ lahy sy vavy d toa ny vhv no tsy mahatanty na be probleme noho ny lhl, ny vhv ilay mampiseho we tena tia , mikarakara mikolokolo,mandefitra..., fa ny lhl kosa d t...
tohiny
novalian'i valie ny 27/09/2005 09:46
lilbon
(
06/09/2005 12:17)
inona no atao rehefa mifankatia kay?
inona no hampisehoana fitiavana ?de ahoana ??
toa ....?
...
tohiny
novalian'i hesham ny 23/09/2005 06:54
lilbon
(
06/09/2005 12:16)
hono wa manahirana ve ny mitia e!
atao ahoana no mampiseho fa tia refa tia fa toa
heverin'ny sasany fa tsy tia akory anefa efa mamboraka fitia tsotra izao kle ?...
tohiny
novalian'i valie ny 27/09/2005 09:38
cristal
(
06/09/2005 11:52)
(l)Salut daholo!Mifamahofaho be hatrany ny hevitra @ ny hoe iza no tokony ho tiavina na ahoana no ahafantarana fa tia lay olona iray;misy lay hiran'ny tarika ny ainga manao hoe:TSY ZAY TIANA NO HOFIDI...
tohiny
novalian'i IDEALY ny 08/09/2005 03:35
Nickovy
(
04/09/2005 11:35)
Aty Sudaf aho izao. Marobe ny fametavetana zaza tsy ampy taona sy ny fanolanana olon-dehibe(na dia efa bebe aza an). Dia nahita fika ry zareo mpikaroka ka manomboka izao dia hampiasa fiharovana ny veh...
tohiny
novalian'i pitchou ny 13/09/2005 19:03
rdjr
(
03/09/2005 07:58)
Iona no mahatonga ny olona iray ho be mpitia na ho vitsy e!?
Na olona mitovy izao aza dia samy hafa mihitsy ny fandehan'ny resaka fitiavana eo aminy.
Misy ny sasany efa leo nefa mbola be mpisesika. ...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 19/09/2005 23:05
zefalah
(
02/09/2005 01:47)
mba aona marina zany hoe fitiavana miandrandra fahasambarana zany e?
toa itako mantsy ny gasy toa sahirana amin'lay resaka fitiavana,nefa tsy ampy 2 taona de rava..
misy aza ny sasany ray volana de ...
tohiny
novalian'i deghany ny 19/09/2005 13:58
jos13
(
01/09/2005 19:57)
misy mpifankatia miaraka amantaonany maromaro nifampanaiky we hivady, nefa mapalahelo fa misaraka! , fanontaniako tiako hapetrako we maninona olona notiviana no hisarahana , nefa tena sur ianao t@ voa...
tohiny
novalian'i deghany ny 19/09/2005 13:59