Fitiavana

andrykely ( 25/10/2005 12:00)
Za ry zareo hatramin'izao dia mbola eoam-pitadiavana ilay tovovavytokan'ny foko a.Ilay "idealy"Izy dia sipa lavalava zarazara hoditra,tso tso-bolo,sariaka,tsotra,tia tsikitsiky.Raha vehivavy ianao io,... tohiny
novalian'i xxx ny 07/11/2005 15:16
zefalah ( 24/10/2005 14:08)
miarahaba tompokilahy,miarahaba tompokivavy. mba te antany ny tena de mba manoratra. raha jerena de mirona any @ lay fitiavana doly doly ny tanora ankehitsiny,zaho koa ao anatiny. ka hoy aho hoe: M... tohiny
novalian'i maditra ny 26/10/2005 06:21
Noslid ( 23/10/2005 10:00)
Rehefa dinihina dia miha mitombo be ny isan'ny tanora, indrindra ny ados Homo. Inona ny antony? Sa lasa lamaody le resaka sex?... tohiny
Levy ( 21/10/2005 14:15)
Mbola vitsy ny vehivavy na tovovavy sahy mitory fitiavana avy hatrany @ lehilahy ( teny mivantana na an-taratasy), ankoatry ny fihetsika sy ny sisa...Fomba fijeriko, azon'izy ireo atao tsara izany, t... tohiny
novalian'i kala ny 29/11/2005 14:49
vegas ( 20/10/2005 17:05)
Euh... mba te anontany kely ny hevitrareo. Betsaka ve ny cas ohatran'io efa itanareo? Curieux be! Vadin-joky kilalaonjandry tokoa ve? Na koa oe vadinjandry kalesan-joky? lol... tohiny
novalian'i Ragadona ny 16/11/2005 11:13
xxx ( 19/10/2005 21:35)
Raha misy miteny anareo (lahy na vavy) hoe tia anareo. Inona ny havalinareo raha ohatsa ka tsy mbola sur nareo na tia na tsy tia. Ahoana ny fahatsapanareo an'zany , mety tonga de tezitra ve sa modiana... tohiny
novalian'i angelgirl ny 29/10/2005 21:23
nikopol ( 19/10/2005 15:19)
Mba afaka misoratra anarana eto ve ze sipa mbola azo kôtiana ... tohiny
novalian'i lilbon ny 25/10/2005 13:37
Solitikabe ( 18/10/2005 04:56)
Izaho mba te hividy fitaovana ho an'ny vadiko. Ka fitaovana inona no tena tsara atao fanomezana ho azy? Solitika be... tohiny
novalian'i jaira ny 15/11/2005 10:27
boubounezy ( 17/10/2005 15:03)
ho anareo lelah mahaiza mandefitra @ olotinareo fa tsy hoe akory ny lelah dé tsy maintsy somary tsy manisy hasina ny vevavy. tsy ahazo vady maharitra eo angé nareo e! satry ny vevavy madefitra kouko... tohiny
novalian'i lapino ny 23/11/2005 19:27
xxx ( 17/10/2005 07:52)
aona kay ny hevitrareo ny momba ilay olona miaraka dia ilay ramatoa oatra efa niteraka 3 nefa ilay bandy mbola tsia dia nifankatia (hivady)... amiko rehefa mifankatia ilay olona dia izay , kanefa... tohiny
novalian'i lilbon ny 21/10/2005 12:21
xxx ( 15/10/2005 01:19)
Za reto tena malahelo mihintsy fa zao an , za dia olona tsy mpivoka ny trano , tsy manana namana be zany fa ny namako dia ny mpiaramiasa ary ao ampiasana ihany izy no namako fa tsy mba mandehandeha an... tohiny
novalian'i hesham ny 07/11/2005 00:21
Jane ( 13/10/2005 07:03)
Zakanareo ve ry reto raha ny vadinareo mampirafy anareo @ havanareo akaiky, ohatra soeur na cousine??? Dia inona no ataonareo raha sendra izany nareo?... tohiny
Herimiafina ( 12/10/2005 04:45)
Fa saingy tsy fantatsika tsara le atao hoe mandefitra fa lazaintsika fa fandeferana daholo izao rehetra ataotsika amin'ny olontiantsika izao. Tantara iray momba ny fandeferana: Tiako ilay olona ne... tohiny
novalian'i hesham ny 07/11/2005 19:26
lema ( 08/10/2005 13:13)
mety ve ny fitiavana tsisy firaisana na ny firaisana tsisy fitiavana... tohiny
lema ( 08/10/2005 13:11)
fantatra fa tsy misy olona manana ny ampy ka zany no mahatonga ny olona mampirafy satria tsy feno ny olona miaraka aminy ary tsy adisony zany fa tsy maintsy afeniny nefa fa misy ny tsy mahatanty... tohiny
novalian'i hesham ny 10/11/2005 03:25
xxx ( 07/10/2005 05:28)
mitady mpanampy vehivavy ao an-trano ka ireto ny criteres: age 23-30 mahay mipasoka :), mahandro:lol: , de manasa lamba8),mba manjamanja :D, de madio:P, de kilasy mody:wink:, fa mahazo matory in11:... tohiny
SISAH ( 06/10/2005 12:31)
Fa maninona oua ny lehilahy no mitady femme mahay manao rapport b é! Fa tsy izany v no mahatonga ny lehila mitady any an kafa é!de lasa mitady position vao2 foana ny vadiny na ny sipany! sa ts izany... tohiny
novalian'i lyodbanks ny 23/10/2016 10:34
A2 ( 05/10/2005 14:47)
Mpinamana izahay nandritra ny herintaona, sady ni-confier-ko ny secrets-ko rehetra ilay olona. Mbola tsy nifanena izahay nandritra izay 1 an izay, izany hoe an-téléphone fotsiny no nifampiresaka fa ... tohiny
vegas ( 04/10/2005 22:13)
Tsy honohono ny ahy zalahy, masoko zao nahita! Zaho tsy havandy e, fomban'ny lehilahy sasany aty andafy no tsy mba manome vola ny vadiny fa sao de mandefa vola any dago. Mba normal ve zany? De maninon... tohiny
Avianiandanitra ( 01/10/2005 03:54)
Nahita sipa tsara tarehy sy tsara bika le bandy. Dia tonga de tara, fanontaniana mipetraka : Tena tiako ve le sipa sa te-hanao fotsiny mahita an'le entana ? Amiko, tokony hipetraka @ tsirairay io... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3593