Fitiavana
xxx
(
30/12/2005 14:06)
dia ahoana ? inona no hevitrao raha ny vadinao no tratranao nefa ianao tia azy iza no atao sorona ny tenanao ve sa ny zankao ve sa ilay fitiavana zakanao ve ianao tsy saropiaro indrindra sa hody fanin...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 21/01/2006 07:59
diamondra27
(
30/12/2005 07:04)
za ry reto tena raikipitia eto @ dinika serasera tsy te hiala mihitsy fa mahaliana doly ny dinika saingy tato ato tena ny eo ihany no miverina, misy afaka manampy ve? ...
tohiny
novalian'i dadabe ny 11/02/2006 14:57
diamondra27
(
29/12/2005 06:10)
Toa betsaka loatra ny côté négatif momba ny fitiavana hita eto @ dinika ka mba lasa ny fisainako hoe: sao mba misy namana afaka mitantara ny histoire d'amour-ny na ny aventure-ny eto fa raha izao n...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 03/01/2006 10:53
chiquitta
(
28/12/2005 11:30)
Hoy ny namantsika hoe misy vehivavy gasy tsy menatra ny manakorontana tokantranon'olona, tsotra ny valiny : ianareo lehilahy manajà tena dia aoka ho tonga saina, ny vehivavy kosa matahora an'Andriama...
tohiny
novalian'i rakekely ny 06/01/2006 07:31
peta
(
28/12/2005 10:02)
slt nareo...zao r'reto a! mba mila vahaolana avy aminareo aho de afaka mijoro vavolombelona ve nareo @ty hasarotampiaro ity?za mantsy zany efa nahita ny sipako nampirafy teo imasoko talo e! fa efa nio...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 08/01/2006 17:09
xxx
(
27/12/2005 22:27)
Sahirana hono ny papa katolika eo am pandinihana ny hoe tokony hanam bady ve sa tsia ireo mopera satria be dia be hono ankehitriny ireo mopera any Eropa sy Amerika avaratra no mangataka ny hanambadian...
tohiny
novalian'i Tinaniaina ny 07/04/2007 12:24
Vahinalasoa
(
27/12/2005 15:09)
"Ataovy fitian-dranon'erika : madini-piavy fa mahatondra-drano"
Ahoana ny hevitrao amin'io ? Raha tia be amboalohany zany mora levona ? Toy ny orambe vetivety dia mijanona ?...
tohiny
novalian'i rakekely ny 06/01/2006 07:04
nyeja
(
27/12/2005 14:42)
inty misy tononkalo iray mampalahelo mila ady hevitra kely avy aminareo e.
Fitia niova loko !
Raha toa ka niova loko,
nanjary antra sisa
ilay fitiavanao,
dia hionona ny foko
...
tohiny
novalian'i mapi ny 08/10/2007 08:32
matsilo
(
27/12/2005 12:36)
dia misy vehivavy gasy tsy menatra akory fa manapotika tokantranon'olona fotsiny no ataony, tsy miaraka amina célibataire mihitsy fa vadin olona foana ary rehefa misavorovoro ilay mpiva...
tohiny
novalian'i xxx ny 18/01/2006 13:36
rivorazafy
(
27/12/2005 08:01)
Satria ny vehivavy ampakarina fa tys mampakatra...
tohiny
novalian'i parazy ny 07/02/2006 05:22
landrie
(
25/12/2005 15:06)
manaona
zaho dia lehila mitady vady.
monina eto france.
ary miasa.
efa ela aho no nitady nefa tsy naita.
ka zay vonona mba amaly ny atsoko dia aoka anoratra @ ty adresse ty landrie @namana seras...
tohiny
novalian'i victor15 ny 30/08/2015 13:26
fetrakens
(
24/12/2005 07:42)
Betsaka ireo miaraka milaza fa
mifankatia.Misy kosa ireo miaraka mifampitia fotsiny izany hoe mifandany zara!
Ahoana ny hevitrao....
tohiny
novalian'i donne ny 02/02/2006 12:06
zefalah
(
23/12/2005 22:21)
tak'izay za tsy niaraka t@ ty.
tak'izay za tsy nande tany.
tak'izay za tsy nanome.
tak'izay za teto iany.
tak'izay za nanaraka anatra.
tal'izay za tsy nanao.
tak'izay za tsy nihinana.
tak'izay ...
tohiny
novalian'i dadabe ny 30/12/2005 08:54
xxx
(
23/12/2005 18:56)
Miarahaba anareo rehetra, za ihany ilay teo aloha io fa nanandrana fotsiny azony efa nanoratra aho teo fa toa tsy nety ilay izy.
D zao ry reto a, misy olana iray ity somary lavalava nefa tena mila fa...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 05/01/2006 15:34
fenomalalah
(
21/12/2005 07:09)
fa maninona kay ry reto rehafa misy olona tiana d mampifila foana a?!sa hodiany tsy fantatra?...
tohiny
novalian'i dadabe ny 27/12/2005 07:10
Vehivavy
(
20/12/2005 20:22)
Hono hoa anizay afaka mamaly, raha toa ka mifanalavitra toerana ny mpifankatia, ahoana kay no ahafantarana marina fa tena tia ny andaniny na ny ankilany indrindra fa ianareo lhl, amin'ny ankapobeny, a...
tohiny
novalian'i Fantara ny 18/01/2006 13:57
xxx
(
20/12/2005 11:05)
hono a mba misy sipa ve ato te hananjaka fa tsy te hanambady , dia za zany ra misy dia vonona hiatonka ilay mamany sy ny zaza , ra misy ny ilaina , ny anarany tsy man...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/12/2005 14:21
zandrikely
(
19/12/2005 18:29)
maninona kay nareo joba no manintona sy mijerijery nefa rehefa hiresahana sy antonona dia tsy miteny fa miavona ...
tohiny
novalian'i dadabe ny 23/12/2005 22:13
Rafiombonana
(
18/12/2005 20:46)
Tsy mitsara aho fa mba curieux fotsiny. Toa maro reo sipa no minamana amin reny frera na mopera reny, ary misy tena mpinamana be mihitsy, nefa talo hono na ny fiaran dry zala aza tsy azo nitaingenan n...
tohiny
novalian'i Ragadona ny 23/12/2005 20:04
lapino
(
18/12/2005 14:05)
Misy naman'ny tonton-nay izay :wink:, bandy avy any atsimotsimo any lery, bara angamba sa antandroy sa tsy haiko. Dia nanambady sipa betsileo. Nitantara lery hoe:
[i]"Mijaly letsy za amin'ilay vad...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 23/12/2005 13:03