Fitiavana

mamzelkely ( 09/02/2006 11:48)
misy hiran Hélene Segara sy Laura Paussini zay ny titre "on n'oublie jamais rien on vit avec" ra adika tsotsotra le izy de we "tsy misy zavatra adino zany , fa miaina miaraka aminy no atao" ts ha... tohiny
fasaly ( 08/02/2006 14:31)
Manao io fety saint valentin io dooly ve ny namana rehetra ato e! de inona no kobokoboinao io amzao ho an'ny olona tianao rehetra?????:°) iza no tsy tia an'ilay fety?????:^) kanefa raha be fitiavan... tohiny
fasaly ( 07/02/2006 11:19)
misy fitiavana tsy mety lefy ve??? eo amin'ny sehatry ny mpifankatia no tiko anontaniana eto....... tohiny
novalian'i fasaly ny 18/02/2006 15:00
akamatiana ( 05/02/2006 19:25)
tedaviko fona waa le dinika misy an'ito sary ito fa tsy hita eeuuh!! eo averina njay we!! [img]http://serasera.org/namana/media/sary/namana/img-femme.gif[/img]... tohiny
petakorona ( 05/02/2006 14:30)
eo amin'ny fiainana hono dia misy ny olona mpanorina ary misy ny olona mpandrava efa. Mampieritreritra ihany izany... tohiny
danibe ( 04/02/2006 09:32)
mba ahoana kay ny zava-misy @ireny mpivady ireny rehefa tonga fotoana le madama? mety sahirana be ve ramose satria: mety mahakamo be le ra tsy afaka manao firaisana koa na tsy haiko koa ny zava-ka... tohiny
novalian'i lyiah ny 03/03/2006 08:00
xxx ( 04/02/2006 06:17)
Miarahaba anareo, Arakin'ny sujet dia mitia olona efa manana sipa aho. Nekeko ny fitiavany satria: 1-Izaho rahateo tia azy koa 2-Amiko ny sipa dia tsy mbola vady Dia niaraka izahay efa ho v... tohiny
novalian'i xxx ny 05/03/2006 14:14
xxx ( 02/02/2006 07:31)
Atao aona no miady @toetra ratsy, satria tena manana toetra ratsy be aho ka aty @ ko ihiany no ifoterany avy eo. lasa tsy zakan'olona ny toetrako indrindra ny olona miarakamiko Za dia olona saropiaro... tohiny
novalian'i dadabe ny 13/02/2006 09:36
Herimiafina ( 01/02/2006 17:46)
Lasa ho aho ny saiko ry zareo tato ho ato izay momba ity resaka hoe tsy dia tsara loatra ny miaraka amin'ny vazaha (ohatra hoe canadienne) fa hoe samy hafa be ny kiltiora ary mety hitarika olana izany... tohiny
novalian'i jennifer2 ny 09/02/2006 01:44
danibe ( 01/02/2006 12:55)
omeo ny hevitrareo hoe za raha maty na tsia, na azo atao na tsia, ny mifankatia eto amin'ny internet,izany hoe: ol roa miaraka nefa resaka eto @ internet ihany. mba tiako ho fantarina tokoa mantsy rah... tohiny
novalian'i jentilisa ny 27/02/2006 07:17
xxx ( 31/01/2006 18:48)
Aona no ataoko fa niady zahay sy ny olona tiko de saraka nefa fantatro izy fa tena mbola ty be ana za koa torakizany ka inona no ataoko mba hitenenako azy hoe ndao ndray hifampiverina satria samy mbo... tohiny
novalian'i Veloo ny 02/02/2006 19:45
mamzelkely ( 31/01/2006 11:44)
nareo ve efa naha-remarker hoe refa misy zvt manjo anareo de ohatra mihaino radio nareo aveo de zay hira henonareo ôtran misy ifandraisany am le situation iainanareo? ohatra zao we avy niady nareo s... tohiny
novalian'i lapino ny 07/02/2006 07:28
xxx ( 30/01/2006 21:50)
iza taminareo no efa niaraka tamin'olona jaloux (se)sy tena possessif(ve) tafahoatra....... tohiny
novalian'i pulchery ny 17/02/2006 13:13
xxx ( 30/01/2006 16:43)
mba tiako fantara we, efa nahita olona voany ody gasy v nareo?,sa mbola honohono foana ?, za manokana manko mbola tsy nahita... tohiny
valinaka ( 30/01/2006 13:12)
ny fahavitan'ny mariazy de anjara tsy azo idovirana avy @ Tompo.satria na hiodina foana eny aza ka tonga @io sakramenta io de tsy noho ianao na izaho fa tendry avy Aminy. raha misy kosa olona tsy met... tohiny
novalian'i jennifer2 ny 19/02/2006 03:39
xxx ( 29/01/2006 10:34)
hono hoa ry reto! aona marina ity hoe anjara sy tsy anjara? mino ny anjara ve ianareo? satria maro lotra ny divorce, ny fisarahampanambadiana moa dia tsy lazaina intsony, na de efa 20 ans de mariage... tohiny
novalian'i Veloo ny 03/02/2006 19:36
xxx ( 29/01/2006 09:12)
Manaona dôly ô! Inona no atao mba hanadinoana olona iray izay tinao indrindra, sy tsy foinao?... tohiny
diamondra27 ( 26/01/2006 07:03)
Eo @ fitiavana moa dia misy ny alahelo na fifaliana tena tsy mety adino. Indraindray anefa de tsy sahy iresahana @olona ny zavamanjo ka raha te hanala azy ianareo de misokatra ny dinika ary manasa ny ... tohiny
Herimiafina ( 26/01/2006 06:23)
Manao ahoana kay ny fihetsemponao raha ny sipanao tsy nety nanao fety niaraka taminao tamin'ny anniversaire-nao kanefa izy mazoto manatrika ny fetin'anniversaire-n'ny namany ary foiny tanteraka ianao ... tohiny
novalian'i vivi ny 28/01/2006 18:17
Vahinala ( 24/01/2006 21:45)
Tena lasa tsy matiko lolo mintsy zany ry zareo ty resaka hoe mampirafy ty a, inona marina no mahatonga ny olona 1 hampirafy, filàn'ny nofo ve sa ditra ve sa misy tsy mahafapo ve amin'ny fiarahana sa ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1756