Fitiavana
xxx
(
12/03/2006 11:01)
Manao ahoana izaho izay manoratra dia tovovavy ,izaho dia ny lehilahy efa zokinjokiny no tiako. Gaga ny namako raha niteny aho hoe izaho hoa akia tia an' i....indry ve adala hoe ry zareo. Tsy miaraka...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/03/2006 07:17
bubbly
(
10/03/2006 13:50)
bjr daholo!
efa nisy marina v reto hoe olona nihaona teto @ ty serasera ty d mba resaka sérieux??:roll:
d mbo omeo toro-hevitra mba hanavahany ny sérieux sy tsy sérieux e!:-D:-D merkii!...
tohiny
novalian'i kala ny 20/03/2006 05:42
diamondra27
(
08/03/2006 08:27)
Iaraha- mahalala izany fa be de be ny fijaliana miseho autour n'io fitiavana io, koa mba manasa anareo na célibataire na mpivady mba hamonjy ity camps ity raha azo atao; mba hahafantaranao izany hoe:...
tohiny
novalian'i pif ny 19/03/2006 11:31
xxx
(
07/03/2006 12:37)
Miankina @ tsirairay ihany fa mahaiza mananakina ny fiainana @ Atra.Ny fitiavana tsy kilalao mihintsy fa rehefa mba mitia dia ataovy @ fo fa tandremo fotsiny sao araraotin'ny hafa.Bonne chance...
tohiny
novalian'i njrtinah ny 06/12/2006 19:46
soaniary
(
06/03/2006 09:54)
Maninona kay ny olona no tsy sahy milaza we tsy tia @ olona efa notiaviny teo aloa (tsy sarahiny akory) nefa izy efa mitia olona hafa, izany hoe : manao fitan-droa! Fa inona no tena manakana ny tsy hi...
tohiny
novalian'i kala ny 14/03/2006 10:58
diamondra27
(
05/03/2006 06:36)
Efa nahita sy nahalala olona nihodina ve 'nareo ka mba ni-confier taminareo izy?
Ahoana ny fijeriny azy?
Fa inona marina izy io e!
De inona ny rôle-ny?
De inona ny tombotsoa?
De inona ny plaisir...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 30/03/2006 14:31
Fiffi
(
04/03/2006 07:28)
Nahoana no ampijaliana
ity foko manirery ?
Lazao rahatoa tsy tiana.
Lazao fa tsy an-tery.
Dia ho nofiko ve ny lasa
ka ho rava ankehitrio ?
Hafaliana tsy homby tratra
dia ho sento manomboka...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/03/2006 20:02
lyiah
(
03/03/2006 07:45)
Fitiavana miafina satria voarara
matetika dia ny ankizy tsy ampy taona no misedra io satria mbola bedin'ny dada sy neny mbola menatra ny fiaraha-monina.Matetika io fitiavana voarara io dia tena matsi...
tohiny
novalian'i fasaly ny 06/03/2006 13:26
lyiah
(
03/03/2006 07:11)
Toetra ratsy ny fampirafesana satria fitiavan-tena,fitiavam-bola aman-karena,betsaka anefa ny manao azy.Inona no antony ary inona no vahaolana ialana aminy.
Izao é inona moa no mahatonga ny olona ef...
tohiny
novalian'i Roch ny 21/04/2006 20:48
xxx
(
02/03/2006 10:29)
manana olo-tiana, tena tiko, ary tsy mbola nisaraka, niodina le akamako, sady nieritreitra we tsy fantatro, de ohatry ny tsy mpiodina izy rehefa eo @ny za.
tena tsindrona ivoha, marary ahy mafy ny at...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 06/03/2006 13:50
poussye
(
02/03/2006 10:01)
Fitiavana toy ny afo io sady mamelona no mandoro.
Ao anaty baiboly misy teny hoe ny fitiavana no lehibe indrindra, ilaina ny fitiavana fa ataovy arakaraky ny taona sy zavatra iainanao.
Ohatra raha m...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 06/03/2006 13:45
tyfoly
(
01/03/2006 18:18)
raha ohatra ka miantso ny sipanao @ tel in-3ianao, nefa rehefa avy eo tsy mahazo azy , tsara marihana fa @ alina 22h, nefa tonga d repondeur ilay antso 1, d ny faha-2 indray ni-sonner 2 fois d nivadik...
tohiny
novalian'i Roch ny 21/04/2006 20:43
Levy
(
01/03/2006 17:37)
Lova tsy mifindra : Ny lafy ratsy mandrakariva no asongadiny @ zao vanim-potoana lazaina mazava sy mandroso izao hoe: Tsy resaka fitiavana fa amboarina, fanavakavahana, resaka ekonomika ( tsy mifindra...
tohiny
novalian'i valinaka ny 03/03/2006 08:31
xxx
(
01/03/2006 12:53)
Na mety aretin'ny taonjato faha-21 koa angamba. Betsaka ny vehivavy no milaza fa dia izay no angatahin'ny lehilahy matetika ankehitriny. Mety hoe fanandramana na fitiavana an'ilay mihitsy koa angamba....
tohiny
novalian'i little ny 06/04/2006 10:39
diamondra27
(
28/02/2006 23:20)
Mba gaga ihany 'za tato ato fa misimisy le olona mitady namana an! xxx, dox , vatosoa08, ... de hoy aho hoe: 'za indray tsy mitady namana fa TOKY no tadiaviko....
tohiny
novalian'i lapino ny 02/03/2006 13:09
xxx
(
27/02/2006 09:45)
miaraka @na olona ray zay za!zay efa teo @ ray taona sy tapany teo niaraka, milamina tsara alo ny @nay!za tia an'azy ary izy ihany kou tia anahako!
indray andro nefa nisy olona ray zay nahafinaritra ...
tohiny
novalian'i xxx ny 30/03/2006 08:43
xxx
(
26/02/2006 19:03)
ahoana no mba fijerinaoreo ty tranga iray ty , mpivady tsy mifanaraka , nifankatia ihanyt@ volohany ,fa avy eo tsy nisy fitiavana intsony ,isakizay misy fifandriana dia tsy misy afatsy o...
tohiny
novalian'i xxx ny 14/03/2006 19:09
isrine
(
24/02/2006 12:50)
Amiko ny viole dia misy violence. Inoako marimarina anefa fa tsy manery mihitsy ny vehivavy raha toa ka miray @ lehilahy mineur.
Sa ahoana ny fahitanareo azy?...
tohiny
novalian'i pissoa ny 07/04/2006 11:42
navalh
(
23/02/2006 23:17)
:* iza no diso ary @ izy roa ireto
mpivady efa miteraka 1 dia nanana zanaka ampelezana
taty @ sisiny i ramose taty aoriana ka fatatry i ramatoa de mbo nanao koa izy stria hono tsy tantiny ary ...
tohiny
novalian'i gernico ny 19/03/2006 03:23