fitiavana voarara
1. lyiah
(
03/03/2006 07:45)
Fitiavana miafina satria voarara
matetika dia ny ankizy tsy ampy taona no misedra io satria mbola bedin'ny dada sy neny mbola menatra ny fiaraha-monina.Matetika io fitiavana voarara io dia tena matsiro sy mamy ery noho ilay efa haderadera. Mahay mifanaran-tsaina kokoa izy roa ary miray hina amin'ny zava-drehetra ary matetika mahavita zavatra tsy ampoizina akory.Mahavita mandositra, mahavita mamono tena mihintsy ny olona iray rehefa tena tia nefa rarana indrindra ny zazavavy ary matetika io no voaloham-pitiavany satria eo izy no tena tafalatsaka lalina amin'ny fitiavana.Ny fandrarana, ny fanesoana
,ny fikasihan-tanana azy amin'izany vao maika mahalatsa-paka azy .Ary misy fiantraikany eo amin'ny fiainany izany raha tsy voalanjalanjantsika RAD ny fitondrana azy ireo.Ny ankabeazan'ny ankizy ankehitrio anefa dia manomboka eo amin'ny 14taona dia efa manam-pitiavana avokoa.
ao ny efa voa-janahary ao aminy, ao noho ny antony ao an-trano satria banga ao aminy ny fitiavan'ny lehilahy akaiky azy indrindra dia ny rainy sy ny anadahiny (oh:tsy manana,na miady foana)hany ka lasa mitady fitiavana any an_kafa izy.ao koa noho ny fandrosoana ankehitriny sy ny andrakandrana.
Ry dada sy neny ô aza dia rarana be fahatany ny ankizy rehefa manampitiavana izy fa toroy ny lalana tsara tokony harahiny sy omeo fahalalahana izy fa sao dia hanao ny tsy fanao eo ka hanenenanao.
ary ho antsika zazavavy izay vao mianatra mitia, mahaiza mitondra tena tsara ary aza manararaotra loatra ny fahatsoran'ny RAD raha manome fahafahana ho anao izy satria mety hankarary fo azy ny ataonao raha tafahoatra loatra ka hanenina ianao raha maninomaninona eo ny RAD-ninao.
ERITRETO TSARA dia ho hitanantsika fa misosa ho azy ny fiainana ao antrano ary mahay mifanaja ny tsi1/1.

novalian'i fasaly ny 06/03/2006 13:26
2. Veloo
(
03/03/2006 16:01)
rehefa voarara ny inn na inn dia ao fona no ahitan'ny ankizy ny tsirony nga tsy loza :roll:
5. Fiffi
(
04/03/2006 06:33)
ilay izy koa dia tsy mba misy fanadihadihana na firesahana @ ny ankizy "tabou" ?
6. fasaly
(
04/03/2006 08:02)
rehefa zavatra hatao miafina na hangalaram-pihinana de matsiro be foana e!:wink:
satria otran'ny fantasme tanteraka lay izy:°)
matsiro waaaaaaa!:-D

9. Fiffi
(
04/03/2006 20:19)
fasaly: tena tenda kanina be an! :-D:-D:-D tsy mahagaga fa matsiro loatra ko!
10. Fiffi
(
04/03/2006 20:24)
fasaly ahhh!!! kiiiii !! jereo ange ilay valin'i xxx nataony ao @ Antson'ny fo " eh! tena :evil: be kle !!
11. fasaly
(
04/03/2006 20:29)
ao fa hojereko we zany fa misy inona no de manao ratsy tarehy beuuuh!:-D
13. kala
(
06/03/2006 13:11)
fa manin moa @'izao fotoana efa mazava be zao no mbola tokony hisy fandrarana anefa ê!:wink:
tsy tokony ho samy afaka mifampiresaka tsara ve ny RAD sy ny zanaka indrindra eo @ lafin'io fitiavana io toy izay hanaonao foana fotsiny eo...8O8O8O8O
ny zanaka vavy any @'i dada no miresaka de ny lahy any @ 'i neny..
De refa miresaka de somary asiana sangisangy malemilemy, angoty kely.....fa tena tafa ê!