Fitiavana
zandrikely
(
24/05/2006 18:42)
ra mila fanampina ianao , ra misy tsy mety ny atao , tsarovy akia e...
suite
répondu par Fiffi le 02/06/2006 03:52
bobone
(
24/05/2006 06:23)
Hono a! e!
Fa maninona ny olona sasany no tsy mba milaza ny marina fa mavandy na mandainga?
Fa maninona no minia mikipy manoloana ny tsy rariny:?::?:
...
suite
répondu par Fiffi le 26/05/2006 06:21
ptifou
(
23/05/2006 11:00)
ianao ry fifi tena ra hitako ny misy anao tsy hisalasala mitsy aho hamelaka anao...
suite
répondu par vale le 09/06/2006 15:23
rebecca
(
23/05/2006 09:14)
Maro ny lehilahy eto amin'ny serasera no rehefa mandeha sy mahafinaritra ny resaka dia miafara amin'ny fikotiana foana, fa tsy mety ve izy io raha tsy miafara amin'izany e?
Izaho izao ohatra manana ...
suite
répondu par Fiffi le 02/06/2006 03:53
Fiffi
(
23/05/2006 04:42)
Hoy zay hira zay hoe: Tsy neniko anefa , lala ô ny nitia anao.........
de hoy indray ity hira ity hoe: Tsia ! tsy misy hanenenako ..... Ny ho avy no tandremako.
-Raha resaka fanenenana aram-p...
suite
répondu par Fiffi le 24/05/2006 18:48
hanitsoa
(
19/05/2006 08:41)
Mba hevitra reto ny ahy à!
Tsy misy angamba olona tsy saro-piaro @olona tiany fa aza atao be loatra fa mankarary saina sy mankahia tena fotsiny . Matoa ny olo-tinao mbola eo anilanao dia mbola ao ny...
suite
répondu par Fiffi le 25/05/2006 06:35
ptifou
(
19/05/2006 05:39)
zao e fa iza kay enao no tiko sahady na dia mbola tsy hitako (l)(l)akory ary fitiavana ve izany raha 20 taona enao dia enao ilay tadiaviko(l)(l)(l)(l)...
suite
répondu par Fiffi le 02/06/2006 03:57
xxx
(
18/05/2006 13:44)
Ty ndray aza misy dinika hafa e
Ohatran'ny tantara kely izy ty. Toy zao ny fandehany:
Za zany misy olona miaraka amiko tsy virtoaly fa tena izy. Dia misy olona iray zay koa milaza fa tia ahy fa za ...
suite
répondu par Fiffi le 19/05/2006 12:52
rebecca
(
17/05/2006 20:19)
Rehefa ny vehivavy no mamoaka io teny io voalohany dia tsy hitan'ny lehilahy izay atao, asa na matahotra na saikatra na tsy manam-pò.Ny ahy aloha rehefa tiako sy mahafinaritra ahy tonga dia tsoriko n...
suite
répondu par Ralay le 11/06/2006 02:40
diamondra27
(
17/05/2006 16:30)
miala tsiny raha ataoko @ teny frantsay
"Sans confiance, il n'est ni amitié, ni amour, ni bonheur"
ahoana no andraisanareo an'io?
asio commentaire raha azo atao
merci ho an'izay mamaly sy ma...
suite
répondu par diamondra27 le 22/05/2006 16:34
vivi
(
14/05/2006 07:27)
tiako mba fantatra tsara we, inona ny atao we masochiste ?, ary inona no mahatonga azy , ary ahoana ny hialana azy?zany we fanafodiny ! ary mba asio exemple! misaotra betsaka
...
suite
répondu par sasa le 23/05/2006 05:17
totofy
(
10/05/2006 11:52)
[b]hijanona eo anilanao sa .....handrato fahaizana????[/b]
betsaka ny nandalo tamin' io toerana io ... ahoana ny hevitrareo????...
suite
répondu par cutie le 22/05/2006 00:29
xxx
(
08/05/2006 10:20)
ahoana aloha ny hevirareo aminity fitiavana sy tchat virtuel ty , efa nisi anio resaka io ihany teto fa tiako fantatra we mateza v sa tsy maharitra?indrindra moa aloha ilay fifankahitana voalohany we ...
suite
répondu par Fiffi le 18/05/2006 11:11
ikalakintina
(
07/05/2006 15:49)
nareo ve reto efa nahita an zao, leo na efa tsy tia an le iray le iray na lahy io na vavy, de mbola miaraka ihany, satria oe misy engagement morale ohatra oe, efa niaraka efa ela , efa fantatry ny ray...
suite
répondu par Fiffi le 13/05/2006 14:31
xxx
(
04/05/2006 18:08)
te hanadino anilay sipako za fa leo ny fanalikany ahy, d omeo hevitra mahomby mba hanadinoako azy tanteraka,efa niteny azy ahy we vita ny @nay , fa tsy t hiverndalana intsony za ,fa eo @ fanatanteraha...
suite
répondu par xxx le 18/05/2006 19:25
xxx
(
04/05/2006 05:20)
Inona kay no zavatra tsapan'ny vehivavy iray efa vadin'olona dia mbola iarahana ihany?:?::?:...
suite
répondu par jabole le 24/05/2006 07:20
mamzelkely
(
02/05/2006 10:49)
répondu par naughtyboy le 20/05/2006 01:28
pissoa
(
01/05/2006 18:21)
http://serasera.org/vetso/?rub=vetso/vetso&vid=v4455be0dc866c...
suite
répondu par sasa le 06/05/2006 04:02
4mimananelatra
(
01/05/2006 09:43)
Raha misy cyclone mananontanona ivelan'ny nosy iray dia hoy ny météo hoe ilazàna ireto faritra ireto mbà hampiasa ny loza fanairana...fa raha miteny kosa izy hoe loza mihatra dia efa tafiditra iza...
suite
répondu par naughtyboy le 03/05/2006 00:32
xxx
(
29/04/2006 15:20)
GAGA sy talanjona ny tena nahita mpifankatia omaly ,tsy ho lazaiko ny toerana .Toa olona mbà maha ny maha izy azy ihany nefa dia mifamono ..Hoy aho tato antsaiko hoe koa maika fa hivady ireto izany t...
suite
répondu par mamzelkely le 02/05/2006 04:55
