Fitiavana
hiratra
(
23/06/2006 11:56)
Salut ry reto a!!
Ity indray de lohahevitra hafa mihitsy o entiko aminareo eto.
Za ze manatosaka ny hevitra de miara-miasa amin'ny tera-tany vahiny akaiky mihitsy,ny zavatra tiako soritana de zao:"a...
suite
répondu par boubounezy le 24/06/2006 16:45
Aino
(
22/06/2006 20:11)
¿ny fitiavana no alefa voalohany sa ny saina?
raha tena tia azy be aza aleo aloha eritreretana tsara izay hoavy fa tsy maika ny ho tia fotsony, saode misy fihovana tampoka....
suite
répondu par mandrindra le 06/07/2006 08:34
Aino
(
22/06/2006 19:26)
ianao namana izay nantenaina fa hitondra ny mamy, tao indro tonga manitraka ahy, manosy ahy.
ireo soa izay nantenaina ho avy, tao lasa nivarina any akady.
indrisy fa ilay fitiavako mandio feno ho an...
suite
répondu par Aino le 27/06/2006 19:25
diamondra27
(
22/06/2006 09:06)
ahoana no hamantarana fa efa misy miaraka aminy ny lehilahy iray kanefa mikoty anao izy de ianao tsy mahalala mihitsy?...
suite
répondu par dadabe le 01/07/2006 02:36
xxx
(
22/06/2006 07:36)
Raha misy olona miaraka aminao de refa avy eo tsy fantatra tsony na mbola hiaraka nareo na tsia fa izy kay manana olonkafa tiny talohanao de te hisaraka aminy ianao. De raha le olona ve mbola te hanor...
suite
répondu par sarobidy le 01/07/2006 04:55
xxx
(
22/06/2006 07:32)
Raha misy olona miaraka aminao de refa avy eo tsy fantatra tsony na mbola hiaraka nareo na tsia fa izy kay manana olonkafa tiny talohanao de te hisaraka aminy ianao. De raha le olona ve mbola te hanor...
suite
répondu par xxx le 26/06/2006 09:01
xxx
(
21/06/2006 14:48)
misy olona iray zay miaraka amiko dia izy efa manana olona tiana, sady fantatro!!!!! zay sy ila...
suite
répondu par Herimiafina le 27/07/2006 14:55
xxx
(
21/06/2006 14:45)
mety ho marina ve fa mitovy ny fitiavany olona ray any sipany maromaro dia tsy afaka mifidy izy:D...
suite
répondu par dailynews le 03/07/2006 03:12
Aino
(
21/06/2006 08:47)
Miarahaba any akamatiana fa rapitsony ny anniversair-ny .:-*:-*
dia miarahaba any hireo namana tsy tapaka sasany ihany koa.:-*:-*...
suite
répondu par nyrsi le 22/06/2006 07:57
andoniaina
(
19/06/2006 16:21)
Nisy tovolahy kely 1 notezai-ndrenibeny,15 taona izy mbola mianatra,mipetraka eto tana,efa maty R.A.DR,tsy misy 1tampo fa tokana,ny havana any amoron-tsiraka dôly,nisakaiza tamina tovovavy mitovy tao...
suite
répondu par Aino le 22/06/2006 19:53
xxx
(
19/06/2006 15:14)
miaraka @ol zay aho,efa ho roa taona zahay zay niaraka,mandé tsara ny @nay alo!
nisy fotoana nisy sipa ray zay nahafinaritra anléry nefa aveo ts nisy inona ny t@zareo!!lasa mpinamana zareo ary zaho...
suite
répondu par mandrindra le 04/07/2006 10:28
xxx
(
18/06/2006 17:42)
anniversairany ato ho ato , nadeha tany @ havany tany izy dia niverina avy any , dia hoy izy , ho avy aty hono ry zareo hifety ny anniversairako , izy hono no hitondra ...
suite
répondu par xxx le 22/06/2006 17:47
andoniaina
(
17/06/2006 16:30)
Tapa-bolana teo hoeo zay no nahitako ty tantara 1 ty,8):lol:sendra nandalo teny @ iny faritr\'ivato iny aho no nahita VHV 2 nifamaly ka ny 1 bevohoka be,Kay ty madama bevohoka ty MPANAMPY an\'le madam...
suite
répondu par sasa le 22/06/2006 05:00
Silo
(
17/06/2006 12:46)
Hono hoa ry reto!
Inona kay no tokony hatao mba hatamana ny olona 1 @ fitiavana ? Zany hoe inona no tena mahatamana na tena tian'ny lhly @ olona miaraka aminy.
Toetra @ ankapobeny ary mety mapi...
suite
répondu par Tsiarro le 25/06/2006 16:12
Aino
(
16/06/2006 18:52)
Miarahaba any vivi sy jaya tratry ny tsingerenany taona indray!!
dia miarahaba any hireo namana sasany avy ihany koa tsy hakanavaka:-*:-*....
suite
répondu par Angie le 17/06/2006 07:04
Herimiafina
(
15/06/2006 20:43)
Inona no tena hevitr'io e? Resaka fampirafesana ve sa inona? :roll:...
suite
répondu par Fiffi le 25/06/2006 04:49
xxx
(
14/06/2006 09:34)
Tsy manampotoana hijanonana ao antrano mintsy ny vadiko fa de any @ havany foana ,ny hatory fotsiny no hatongavany ao antrano,
raha mba misy zvt simba izany mo ao antrano de tsy mba misy fahavitany i...
suite
répondu par dailynews le 30/06/2006 19:30
Dezy
(
14/06/2006 07:57)
Mahavelom-panotaniana ty fitiavana ty .Mitombo vé ny fitiavana an'oul iray,sa mitovy @ taloha ,sa mihena.Ohatra:t@ vao mifapisipa mitsena azy eny an-tsekoly,manao zay mahafinaritra azy sns....Vao miv...
suite
répondu par mandrindra le 30/06/2006 08:11
xxx
(
13/06/2006 17:47)
hatraminizay d niaraka t@ olona tiako foana za nefa tsy d mampiseho fitiavana loatra ry zareo , ary tsy fantako akory we tia ahy izy ireo, fa mametraka fanontaniana foana za we tia ahy v ity bandy ity...
suite
répondu par miantra le 16/06/2006 13:44
Silo
(
11/06/2006 14:17)
Ahitan-javatra maro ity fifampirafesana ity !
Nisy lhlhy 1 niteny t@ vadiny izy hoe handeha mission ka après 1 semaine vao miverina,
Niala ny tokatranony 'lay llhy andro maraina, niaraka @ sac ...
suite
répondu par Silo le 14/06/2006 11:44
