Fitiavana
andria
(
11/06/2006 08:08)
niaraka @ vadinolona aho ary dia tiako izy izy koa tia ahy fa ny olana dia izao niteny izy hoe andao hivady dia izaho namaly hoe aleo après 10 ans de lasa izy nanambady nefa izay mbola miaraka ihany ...
tohiny
novalian'i andria ny 16/06/2006 13:38
andoniaina
(
10/06/2006 12:31)
Miala tsiny @ izay jôba tandrifin'ity resaka ity fa de adi hevitra moa no atao eto.nisy jôba akama 1 zay,nirehareha be izy t@ vao vaky voalohany hoy izy taminay:vaky ihany reto izy ty à,faly be aho...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/07/2006 08:31
Bonz
(
08/06/2006 11:57)
Ahoana kay ry 'reto ny tena fomba mahomby azahoana sipa raha ohatra hoe tsy dia mahay mampiresaka sy tsy mahay miresaka....
tohiny
novalian'i paingotra ny 22/06/2006 15:25
andoniaina
(
05/06/2006 16:59)
inona no mahatonga ny vhv iray saropiaro @ rehefa andeha hivoaka ny trano aho na de madio ary ny eritreritro,nefa refa miaraka izahay eny andalana de miarahaba lehilahy izy nefa tsy miteny aho.NY FANO...
tohiny
novalian'i rinakely1 ny 16/06/2006 17:23
sixa
(
05/06/2006 04:41)
Namana iray nanazava ny probleme-ny tamiko no ho tanataraiko sy hanontaniako ny hevitrareo eto.
Manambady io akamako io ary efa niteraka!10 taona no nivadian\'izy sy ny vadiny hatr@ izao,ary 6 taona ...
tohiny
novalian'i miranto ny 20/06/2006 09:00
andoniaina
(
04/06/2006 10:34)
Tantara 1 tena nisy teo @tokan-tranon'ny namana1.Tsy ampy na koa hoe tsy maharaka ny filan'ilay rangahy ny fafiny azony avy any @ madama ka voatery izy any ivelany no mameno an'izay banga izay.Mbô ma...
tohiny
novalian'i Silo ny 11/06/2006 13:39
Silo
(
03/06/2006 15:51)
Izao ny tantara:
Inona no fahazahoanareo an'ity hevitr'ilay sipako ity ?
Niaraka izahay efa 1 an 6 mois, de ny mahagaga ahy rehefa tsy mifanaraka izahay de hoentiny mandeha any aminy 'lhl) iza...
tohiny
novalian'i Aino ny 15/06/2006 07:23
Herimiafina
(
02/06/2006 20:35)
Ny ahy ry zareo tena tsy dai tiako loatra le mahita olona milaza fa mijaly an.
Rehefa hitako mitaraina be ny olona miaraka amiko na mahatsiaro tena mijaly miaraka amiko dia aleo sarahana fa tsy tazon...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/06/2006 20:17
mamzelkely
(
02/06/2006 05:42)
hono hoa ry reto misy fanotanina mba manitikitika anah ity aôna kay no tokony hatao mba hilazana am olona iray hoe madainga enao??
azavaiko vetivety: misy olona zao efa fatatrao zao izy fa madain...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 29/06/2006 20:01
jabole
(
31/05/2006 11:15)
misy sipa iray miaraka @ bandy efa manambady aman-janaka, fantany loatra izany toerana misy ilay bandy izany ary efa nisy fotoana aza tonga tany @ ray aman-drenin'ilay sipa ny vadin'ilay bandy saingy ...
tohiny
novalian'i cutie ny 07/07/2006 17:56
fasaly
(
31/05/2006 03:58)
:P hono ho aho ry reto! tena tsy de haiko ny manavaka io toetra io fa fanina ihany ny tenako:{:{:{ rehefa maninona sy ahoana no hatao hoe "jalouse" de rehefa maninona sy ahoana rehefa atao hoe" posses...
tohiny
novalian'i Silo ny 11/06/2006 13:52
hasinando
(
30/05/2006 12:10)
Toa zary tsy manaitra intsony ankehitriny ny miovaova vady indrindra any amintsika ;vady 3 na mihoatr'izany aza .Moa ve tsy maintsy fisarahana foan no vahaolana rehefa misy tsy filaminana e...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/06/2006 05:08
soussou
(
30/05/2006 10:51)
Efa ho 8 taona zao no niarahanay sy ny sipako,voaloham-pitiavako izy, nisaraka anefa izahay, izaho no nanapa-kevitra satria tsapako fa mijaly aho,izy de lehilahy 24 ans, za kosa 22 ans. Izy de lehilah...
tohiny
novalian'i texe ny 12/06/2006 06:06
Lalah
(
29/05/2006 12:12)
Rangahy nampirafy. Raikitra ny ady saritaka, samy nitokona tsy nety niala tao an-trano izy roa vavy
29-05-2006 / 09:31
Somary nampihomehy ihany ny zava-nitranga satria raikitra ny ady sar...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 13/06/2006 07:53
soanja
(
29/05/2006 01:21)
Nisy an'izay sipako taloha elabe izay. Nahita ahy tampoka taty aorina dia nikoty indray, efa tara loatra anefa satria fa efa nanambady aho dia nolazaiko izy fa tsy misy fika. Ny nampisaraka anay anefa...
tohiny
novalian'i fitia2006 ny 05/06/2006 11:17
xxx
(
27/05/2006 09:31)
tsy fantako reto fa za toujour attiré @ lehilahy tsy d mivakiloha foana , zany we olona tsy d miraika amiko loatra , nefa raha vao misy lehilahy tia b ahy d tsy tiako zany fa rehefa izy kosa somary t...
tohiny
novalian'i fitia2006 ny 05/06/2006 11:25
dongadonga
(
26/05/2006 20:16)
ahoana no mba heritreritrareo ta@ ilay mpifankatia niraikitra teny Ambohimanarina fa tena maha lasa saina ahy ,fa sady mampalahelo no mahamenatra:^)...
tohiny
novalian'i mamps ny 11/06/2006 20:35
mamafara
(
26/05/2006 07:16)
Nandeha teny rehetra teny dia nahatsikaritra zavatra toy izao (azafady fa @ teny frantsay, tsy haiko ny manao traduction libre)
Les femmes laides sont jalouses de leurs maris, les belles femmes sont ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 29/05/2006 13:07
boubounezy
(
25/05/2006 10:23)
iza no efa sendra nity oull nefa lé oull tsy ty azy na namana na sipa io...:}:}(l)...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 02/06/2006 15:58
zandrikely
(
24/05/2006 18:42)
ra mila fanampina ianao , ra misy tsy mety ny atao , tsarovy akia e...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/06/2006 03:52