Fitiavana
hery
(
27/04/2006 09:06)
Iza avy ianareo no manaraka an'ilay tantara hoe Tadiom-pitiavana ao amin'ny blaogy.com? Efa pejy faha 13 izy izao. Ohatran'ny mijery Feu de l'amour ireny mihitsy :-) ... (Natokana ho an'ny 18 taona no...
tohiny
novalian'i Ninisa ny 27/02/2015 10:48
sherillalove
(
26/04/2006 12:38)
Fanotaniana tsotra : mety ve ny miandy ny olotiany lasa any an tany lavitra?...
tohiny
novalian'i bellla ny 07/05/2006 18:29
colar
(
26/04/2006 08:10)
misy trano gratuit ho an zay ho aty italie hanao vac,zay tonga avant fin mai ihany an...
tohiny
novalian'i sasa ny 28/04/2006 04:31
xxx
(
24/04/2006 13:59)
misy vehivavy ve ato manao keriny tovolahy?mba tsetsetsa tsy aritra fotsiny ny ahy iny ee....omeko bonbon gasy:-*:-*:-* manko ra mahatsatsa vehivavy mpanao ankeriny za:-D:-D...
tohiny
novalian'i Tenio ny 06/05/2006 14:57
xxx
(
22/04/2006 20:18)
Mba misy fanontaniana kely 'za ôooooo!
Ankehitriny dia efa misy olona miaraka amiko nefa izaho tsy mitady vady na sipa fanampiny intsony aho.
Ny maha-very hevitra ahy dia hoe: inona no tokony ...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 04/05/2006 05:50
Herimiafina
(
21/04/2006 18:41)
Mba mila vonjy aminareo re e! Mba ampio izahay mivady mba ahita karazana olana entina iadiana fa tena calama be loatra le tokantranonay de sahirantsaina be izahay.
Efa telo taona izay tsy mba nisy na...
tohiny
novalian'i cutie ny 03/05/2006 17:40
xxx
(
21/04/2006 06:25)
za zany miaraka am oul mapijaly ana efa o firy volana zay fa ts mety tafasaraka mits zay na in na in mitranga a!za mats zandriny alavitra b d raisny otran zazakely.iz mapirafy anà d zao lasa za ndray...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/05/2006 16:44
bandykell
(
19/04/2006 22:49)
Araka ny hevitrareo sy ny trakefanareo :o ny fiarahana ve mety ho matotra sy haharitra na dia samy mitana tsiamabaratelon'ny lasany aza ilay olona roa? ilay tsiamabaratelo io mikasika zavatra iray fot...
tohiny
novalian'i sasa ny 06/05/2006 03:58
bandykell
(
18/04/2006 20:15)
zavatra tsy azoko @ nareo ratovovavy hoe refa mba mitory fitiavana originaly le bandy mety mahazo felaka taimaina sy tena mazevatra. Mba manao romantika sady hoe mitovy @ habehanao ny fitiavako anao d...
tohiny
novalian'i bellla ny 30/05/2006 13:15
Manafo
(
18/04/2006 13:10)
Zao ry zareo a! Misy olona iray nitoriko fitiavana ary de nanaiky ahy izy efa nolazainy tamiko anefa fa misy olona miaraka aminy, lazainy fa efa vita soratra hono ry zareo. Tsy nino aho satria nilaza ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/04/2006 16:01
xxx
(
17/04/2006 13:10)
Izao ny olako! Dé mbo mangataka fanampiana avy aminareo mpamaky izaho raha mety!:D
Tovovavy 22 taona aho. Miaraka @ tovolahy 27 taona. Efa ho enim-bolana izao no niarahanay! T@ voalohany dia tsy dia...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/04/2006 09:35
vonjiniaina
(
15/04/2006 08:31)
zao ry zareo mpamaky forum .tena nisy ty fa azonareo hanontaniana ily olona.zao ilay izy.
hitako reto nampoina sy joy k niaraka voiture dia nampoina teo devant akaikiny joy k.mino aho fa miaraka ire...
tohiny
novalian'i SooA ny 22/07/2006 08:41
diamondra27
(
14/04/2006 04:55)
Ho anareo nametraka dinika teto oe: misy foana ny olana eo @ fitiavana, mampahory , fijaliana sns...
Indro ary mba misy torohevitra kely nalefan'olona tamiko ary mba tiako zaraina ho anareo ihany k...
tohiny
novalian'i kiali ny 20/04/2006 06:47
diamondra27
(
11/04/2006 11:30)
ankoatran'ny tiako ianao de mba te-hahalala aho hoe:
inona 'kay ny morses azo ampiasaina rehetra itoriana fitiavana?...
tohiny
novalian'i kala ny 19/04/2006 05:11
texe
(
11/04/2006 08:19)
saluit
raha misy olona iray niaraka taminao de nisaraka ianareo deahoana no ahafantaranao fa mety mbola tianao ve iny olona iny .
texe ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/04/2006 16:20
Odilon75
(
10/04/2006 11:42)
Manontany aho fa malaza be ity olona iray ity amin'ny fampirafesina nefa ny tenanny tsy mety manambady fa mifidy vehivay iarahana sy mila vehivavy tsara hono, maro ny efa niarahany nefa tsy nisy nanaj...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/04/2006 16:23
radeeds
(
08/04/2006 03:05)
Manaiky aho anio ,mifona @fo,
tsy hamerina intsony aho , tsy hanao fanin2 aho,
anefa anie ry malala tsy za rery no adala e
fa matoa za no mianjera de enao no malama....
tohiny
novalian'i Katsumi ny 25/12/2007 20:08
ikalakintina
(
06/04/2006 07:43)
misy fiantraikany am fiaraha ve na am fanambadiana any aoriana ny elanelana eo am fahaizana amampalalany olona roa, ohatra: le sipa manana doctorat ohatra de le bandy bachelier de tsy nanoy nianatra t...
tohiny
novalian'i soanja ny 01/06/2006 04:41
radolany
(
03/04/2006 10:32)
Inona no atao hoe tena tia e ,toa lasa firaisana fotsiny fa tsy mba misy fiharaha mizara sy manangana ny ho avy ,...
tohiny
novalian'i manatiana ny 01/06/2006 16:16
xxx
(
02/04/2006 11:44)
misy tovovavy kely izay( eo @ 15 t ao ho eo) mifanila-bodirindrina aminay.rehefa nadroso ny volana sy ny andro dia tafapaka tany @ ny "foko" ka tena miha-voasarika hatrany2 aho. ny olana anefa dia met...
tohiny
novalian'i radeeds ny 08/04/2006 03:02