giravy le fitia

1. radeeds
(
08/04/2006 03:05)
Manaiky aho anio ,mifona @fo,
tsy hamerina intsony aho , tsy hanao fanin2 aho,
anefa anie ry malala tsy za rery no adala e
fa matoa za no mianjera de enao no malama.
tsy hamerina intsony aho , tsy hanao fanin2 aho,
anefa anie ry malala tsy za rery no adala e
fa matoa za no mianjera de enao no malama.
novalian'i Katsumi ny 25/12/2007 20:08

2. diamondra27
(
08/04/2006 07:17)
fa ahoana kosa no izy no malama fa tsy le toerana na zavatra nitsahan'ny tongotrao

3. Fiffi
(
08/04/2006 07:25)
malama ahoana moa izany ? Raha nahatsapa koa fa giravy ilay fitia , raha nanao adala ianao nefa nahay nifoana io aloha dia efa fahendrena saingy tokony niheritreretina t@ voalohan'ny nanaovana adala fa ny nenina hono tsy aloha hananatra...

4. fasaly
(
08/04/2006 07:26)
aza solafaka trony am manaraka de mahereza e!:wink:
fitiavana io kou! try misy ray maràtra raha tratran'ny mianjera rehefa malàma iny;-);-)
fitiavana io kou! try misy ray maràtra raha tratran'ny mianjera rehefa malàma iny;-);-)

5. fasaly
(
08/04/2006 07:28)
tsy maintry misy iray maràtra rahatratran'ny miajera rehefa malàma iny! (io fa diso frapy e!):wink:

8. fiaritiana
(
08/04/2006 08:11)
tiako be io hiran i samoela io ary zà anisan ny mankafy an azy! ny tiany hotenenina amin io angaha dé ny hoe matoa aho solafaka dé nisy antony avy amin lé iray koa fa tsy noho izy irery donc mifameno zany lé hadisoana!!
Bizz be ho an ny rehetra!!
Bizz be ho an ny rehetra!!

10. fasaly
(
08/04/2006 08:15)
afo io fitiavana io ka aza de lolovina lotsa fa mahasolàfaka e!:wink: atao ahoana fa fiainana doly zany! rehefa tratra de tratra e! fa hiarina ihany de ho sitrana ihany avy eo.....8):P
fiari: try arako njay hoe tonokira io kou!:roll::roll::roll:
fiari: try arako njay hoe tonokira io kou!:roll::roll::roll:

11. fiaritiana
(
08/04/2006 08:29)
Misy diso ny titre an io,hira navoakany faramparany!!tsy aiko njy raha mankafy na tsia!

12. fiaritiana
(
08/04/2006 08:31)
dia izao no tohiny:
Diso aho androany
Fa mety anao ny rahampitso
Dia ho kobonao tsara ny fandehan ny tantara
Tsy hifanditra aminao aho
Nefa saingy ihany koa
Fa matoa izao no manjo
Mba misy kely anao koa
MILAY BEUHHHHHHHHHH!!
Diso aho androany
Fa mety anao ny rahampitso
Dia ho kobonao tsara ny fandehan ny tantara
Tsy hifanditra aminao aho
Nefa saingy ihany koa
Fa matoa izao no manjo
Mba misy kely anao koa
MILAY BEUHHHHHHHHHH!!

13. kala
(
08/04/2006 09:29)
moramora ihany ê!:roll::roll::roll::roll::roll:
8)8)8)8)8) aza miraparapa fa manjary misolafaka eo an!
tsy ny sipa na ny bandy no malama fa ny zvt ataony no misy tsy mety sa?:twisted:
8)8)8)8)8) aza miraparapa fa manjary misolafaka eo an!
tsy ny sipa na ny bandy no malama fa ny zvt ataony no misy tsy mety sa?:twisted:

14. ikalakintina
(
08/04/2006 09:59)
mbola tsy henoko le hira!,
"matoa izao no manjo de misy kely anao koa"
matetika toa zay saingy alohany hianjera sao de afaka mitandrina alou, sa ve tsy mety zany ny vokany refa avy eo mantsy gravy be!
"matoa izao no manjo de misy kely anao koa"
matetika toa zay saingy alohany hianjera sao de afaka mitandrina alou, sa ve tsy mety zany ny vokany refa avy eo mantsy gravy be!

15. xxx
(
08/04/2006 10:39)
radeeds:ndana any aminazy mifona:twisted:
Manaiky aho anio ,mifona @fo,
tsy hamerina intsony aho , tsy hanao fanin2 aho,
anefa anie ry malala tsy za rery no adala e
fa matoa za no mianjera de enao no malama.

16. andry44
(
08/04/2006 10:58)
tsy misy tsy solafaka @ity tany ity fa izay mivarilavo ihany no adala indrindra!
Io no tena version corècte an'lay hira e!:lol::roll:8)
Io no tena version corècte an'lay hira e!:lol::roll:8)

18. diamondra27
(
08/04/2006 16:01)
soa lavo hahay hamindra zany koa.
De namany expérience ihany iny de azo ampiasaina @ manaraka mba hitandremana. Tadidio anefa fa tsy fauten'ilay anakiray ihany raha misy ny olana fa olona 2 hatrany, de fantaro hoe: inona ilay tsy mety nataonao.
Dia mahereza fa aza ketraka.

19. Herimiafina
(
08/04/2006 20:44)
radeeds:
Manaiky aho anio ,mifona @fo,
tsy hamerina intsony aho , tsy hanao fanin2 aho,
anefa anie ry malala tsy za rery no adala e
fa matoa za no mianjera de enao no malama.
Ento moramora dia ho afaka ianao!
Ny olona mantsy dia rehefa tia dia lasa manompo sampy mihintsy, mivadika ho andriamanitra kely mihintsy le olontiana iny, gravy an!
Raha controler-na tsara ny emotion, amoahana herimiafina goavana dia toa zava-poana ihany izany, ary miseho amin'ny endrika hafa mihintsy ny fitiavana. Ilay arakin'ny tokony ho izy fa tsy ilay misavoana mampijaly fo. ahan :@ kourazy papa an! :@
NB: efa ho 6 miliara izao ny isan'ny olombelona lahy sy vavy, any indray mitady raha ny iray no nanahirana, ahan :-w

20. zandrikely
(
09/04/2006 08:54)
na ny omaly na ny anio ooooooo
dia tsarovy sy tadidio ka aza adino
na ny ampitso ra tsy zay ooooo
dia ho neninao indray any aorina eee
mifona hoy ianao
tsy hamerina intsony
tsy nety ny natao tsy mendrika kooooo
dia tsarovy sy tadidio ka aza adino
na ny ampitso ra tsy zay ooooo
dia ho neninao indray any aorina eee
mifona hoy ianao
tsy hamerina intsony
tsy nety ny natao tsy mendrika kooooo