giravy le fitia

21. fasaly ( 09/04/2006 10:55)
mahay mihira ange zandrikely zany e!:wink::°):°)
22. Fiffi ( 09/04/2006 13:12)
23. fiaritiana ( 09/04/2006 14:16)
zandrikely:

na ny omaly na ny anio ooooooo
dia tsarovy sy tadidio ka aza adino
na ny ampitso ra tsy zay ooooo
dia ho neninao indray any aorina eee

mifona hoy ianao
tsy hamerina intsony
tsy nety ny natao tsy mendrika kooooo




Ambondrona io klé ary ny artsistantsika manana sentimaka gravy mihitsy a!
milay ka!!
24. mamzelkely ( 10/04/2006 07:35)
fasaly aa de valina am le we

ho ahy sy ho anao no nandeferako hatramizay
fa tsy hoe sanatria ts sahy aho

ny eso-teninao
atsaharo amizay
refa ts miteny ve de ataonao ireny
ny menomenonao
mba lanjalanjao
refa ts tia enao de avelao aho :°)
25. Fiffi ( 10/04/2006 08:27)
O ! ry Lala ! O ! ry tiako ....
tena hadinoko ny tohiny klé :-D:-D:-D:-D:-D
26. kala ( 10/04/2006 10:50)
mamzel > ahan! :wink::roll:
27. mamzelkely ( 10/04/2006 14:03)
kala zay mitry ka :-D:-D
28. fasaly ( 10/04/2006 14:22)
mamzel: hummmmmmm! aoka marina fa lasa adala zà aky a!:P savy de valiantsika an'io mahintry aky a!:-D:-D:-*
29. fasaly ( 10/04/2006 14:23)
fiffi; de inona hono zao mba vazon'i fiffi zao e!:-D:-D:-D:-D
30. fiaritiana ( 10/04/2006 19:04)
mamzelkely:

fasaly aa de valina am le we

ho ahy sy ho anao no nandeferako hatramizay
fa tsy hoe sanatria ts sahy aho

ny eso-teninao
atsaharo amizay
refa ts miteny ve de ataonao ireny
ny menomenonao
mba lanjalanjao
refa ts tia enao de avelao aho :°)



Nahay namaly mihitsy njy mamzelkely a!tena marina io hira io!!
31. Fiffi ( 11/04/2006 04:24)
fasaly: efa hoe tsy tadidiko hoa koh ! ndry koooo an! :-D:-D:-D:-D:-D:-*
32. mamzelkely ( 11/04/2006 05:26)
fiaritina tena marina kosa angeh ky io eee refa mba mandefitra de manararaotra beuu le olona eee:wink:

fasaly< ataotrika mamay mitry vô mitapitapy ka :°):-D:-D
33. kala ( 11/04/2006 05:36)
mamzel & fasaly > firaisankinam-behivavy weeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee=D=D=D=D=D=D=D

:-* :-* :-* :-* daolo
34. little ( 11/04/2006 10:42)
Tsy azoko ty e! Giraffe ahoana aza ny fitiavana kle. Tsy vao maika ve tsara raha giraffe e! @ zay mba lava tenda sa....=))=))=))Mba ataovy hoe Elephant ndray @ manaraka e! sa ...Babouins koa ry reto ny fitiavana an. Reny manko mena be ny fitombenany dia midorehitra be. =))=))=))
35. mamzelkely ( 11/04/2006 11:26)
=)) little ts mahay mamaky teny ôôôô marina fa misy an reny any aminareo fa v io fa ts f sôde apenariko mamaky teny eee:-w =))=))
36. radeeds ( 11/04/2006 11:26)
eny e,ze nilaza an zany de nino ko ianao,:)
eny é,ze te hanazava de nankany aminao:-o,
eny é,vavolombelona jiaby reo nilaza nahita,:?:
eny e,de we za hono tsy hendry de za hono no maditra,:^):evil:
enyé,za aloha no voakina de hanano tomany,:cry:
eny é,enao aloha ny tsy faly de wé diso aho izany:wink:
37. kala ( 11/04/2006 11:51)
weeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee

:twisted::evil::twisted::evil::twisted::evil:
38. radeeds ( 11/04/2006 12:15)
ary lol be le iz an !
ohatry ny samy maka ny tandrify aby hihihihihihihihihi
39. texe ( 12/04/2006 12:39)



o ry akama tena giravy ny fitiavana satria tsy ita atao aoana fa ny azo atao dia ny mahery atrany fa ny fanafodiny dia aza tratra iany
mino ve ianareo fa tsy maintsy misy ny nenina ao anatin'ny fitiavana?
40. Fiffi ( 16/04/2006 05:20)
ny nenina hono tsy aloha hananatra fa .......
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0631