Fitiavana
kala
(
22/02/2006 15:50)
Tsy haiko aloha na eto no tokony hataoko ity resaka ity na aiza fa resaka matotra ilaina ady hevitra matotra izy ity. Hoan'izay tsy hamaly fa hananihany dia manao fotoana isika @ manaraka any @ hatsik...
tohiny
novalian'i laal ny 25/09/2017 02:46
zefalah
(
19/02/2006 16:03)
arabaina ny mpifankaty.
inona ary ty?
fitiavana fitiavana nefa tsy tia?
mba mahagaga ahy reny olona mitonona an'io teny io: HOe: Tiako ianao....nefa mandaiga..nefa tsaralahatra.
sa hoe @ fitiavana...
tohiny
novalian'i Veloo ny 01/03/2006 21:25
vivi
(
18/02/2006 12:25)
tsy fantako ianareo fa za reto rehefa miheno mozika mahafinaritra na milatolanto ,d hotrany mampitombo b ny fitiavako anilay sipako, ary tena henoko we sambatra b zany za , na d tsy eo akaikiko aza iz...
tohiny
novalian'i bilakarenjy ny 01/03/2006 14:44
pulchery
(
17/02/2006 13:22)
izaho ouah nitia olona izay kanefa nisaraka izahay na manao sipa aza aho izaho dia ny anarany foana no voatonoko indraindray,mbola tia azy ve aho...
tohiny
novalian'i little ny 06/04/2006 10:42
lilbon
(
17/02/2006 05:06)
Ianao,
ilay masoandro mibaliaka manazava ny marainako:D
Ianao,
ilay vain'afo mipariaka manafana ny fiainako:)
ianao,
ilay mpanjakako ametrahako ny fitiavako(l)
ka ianao,
no fihiniko sy antenaik...
tohiny
novalian'i xxx ny 27/06/2007 11:38
petakorona
(
16/02/2006 21:53)
nisy olona 2 vao nifampijery fotsiny tonga dia samy tia; dia niaraka firaisana ara-nofo anefa mbola tsy nifankahalala akory.
Mety haharitra hafiriana ny fiarahandry zareo?
Misy chance ho tonga ami...
tohiny
novalian'i lolyony ny 16/03/2006 20:37
xxx
(
15/02/2006 13:31)
fa maninona ny lehilahy refa miaraka @ vehivavy bola mahita mijery sy mandinika tarehina sipa hafa ihany?
lazaina fa sipa no matérialiste fa nefa ny lehilahy tena matérialiste sady tia vola!!
...
tohiny
novalian'i Veloo ny 16/02/2006 19:31
lapino
(
15/02/2006 12:26)
Ahoana io e?!
http://fr.news.yahoo.com/15022006/202/le-sexe-virtuel-nouvelle-mode-chez-les-jeunes-canadiens.html...
tohiny
novalian'i patrick2002 ny 19/02/2006 21:31
LEKELY
(
15/02/2006 11:52)
Salama daholo ry akama! Ity mba misy adi-hevitra kely tiako ho zaraina amintsika rehetra. Ilaina ve ny mijangajanga, ary fahotana ve izany. Raha ny amiko aloha dia tsotra ihany no hamaliako izany. Hel...
tohiny
novalian'i bilakarenjy ny 15/03/2006 14:11
fiaritiana
(
13/02/2006 16:48)
[b]Tiako raha ianao,
No mamihina ny tanako
Manilo izato lalako
Hatrany am-paradisa
Sy izay rehetra tsy hita
Tiako raha ianao,
No mampianatra ahy mitia
Tsy ilay hoe tiako ianao
Fa ilay fitiav...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 04/02/2014 07:34
akamatiana
(
13/02/2006 15:34)
[img]http://serasera.org/namana/media/sary/namana/stratry_ny_fety.jpg[/img] ...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 15/02/2006 14:26
xxx
(
13/02/2006 13:04)
mitady namana hiaraka hamakivaky ity fiainana ity aho,efa nitady ihany fa tsy mbola namokatra h@ izao
tovolahy,23 t,manao master,mba valio ee8O...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 23/03/2006 12:55
xxx
(
13/02/2006 07:36)
ts haiko na efa nande teto am dinika ity dinika apidiriko ity fa mba mangataka torohevitra avy aminareo raha azo atao
izaho de miaraka amina olona iray ka saropiaro be io olona io tamin'ny voaloha...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 20/03/2006 09:42
Lalah
(
12/02/2006 00:32)
Aoana zany zao ry reto le bandy na sipa mampirafy reny refa tonga oatran izao ny saint valentin ? Iza no hiarahana amin izy roa,tsy maintsy we le tsy de maharotitra no tsy hiarahana an de aona ,koa t...
tohiny
novalian'i kala ny 27/02/2006 06:23
Optik
(
11/02/2006 18:41)
Mety misy ve sipa tena manao ze rehetra mahafaly an'ialahy (mi-payer sy mi-inviter @ soirée); tsy noho ny fitiavana fa mba hanindrìana sy ho voninahitra ho azy eo anatrehan'là fotsiny ihany no a...
tohiny
novalian'i mbositra ny 13/02/2006 20:26
jon
(
11/02/2006 10:00)
inona no mety mahatonga ny lehilahy iray tsy mahasahy mikoty vehivavy !
raha mikoty izy dia ireny le tsisy mpikoty ireny no mba kotiny ka avy eo tonga dia miraikitra aminy na tratrany miaraka amin'o...
tohiny
novalian'i lilbon ny 13/02/2006 04:08
patrick2002
(
11/02/2006 02:19)
hankalaza ny st valentin isika atsy ho atsy,mirenty ny sarina fo eran'ny mpivarotra,izany hoe mariky ny fitiavana ,dia lasa ny heritreritra manao hoe homeko an'iza ny foko,fo n'iza no homeny anahy sa ...
tohiny
novalian'i dadabe ny 17/02/2006 03:21
rakikih
(
10/02/2006 11:40)
Raha misy vehivavy niteraka taminao dia miteny aminy ianao hoe andaho isika hiara-hipetraka dia izao no navaliny za tsy hiara-hipetraka aminao raha tsy manana an\'izao ianao na manana an\'izao no sady...
tohiny
novalian'i ninimalala ny 20/02/2006 13:05
rakikih
(
09/02/2006 14:53)
Raha misy olona ve efa niteraka ry zareo ka nosakana tsy hivady nefa koa ilay renin-janany tsy manaiky ny hanam-bady an-drangahy ihany koa raha tsy voatso-dranon-dray aman-dreniny dia mba ahoana ny he...
tohiny
novalian'i mbositra ny 13/02/2006 20:19