Fitiavana

valinaka ( 23/01/2006 13:47)
ny blème zay misy rehetra de avy @vhv daholo:raha mampirafy ny bandy de noho ny vhv satria raha tsy manaiky izy de inona no asiana eo ,omby sa kisoa? ny bandy tsy maintsy mikoty fa ianareo no tokony... tohiny
novalian'i valinaka ny 10/02/2006 15:20
Veloo ( 20/01/2006 17:35)
o ry reto a mba ahona ny fijerinareo an'ireny kala manana fahaizana nohon'ny vadiny ireny? Mba tantarao eo?... tohiny
novalian'i Vahinala ny 31/01/2006 11:52
xxx ( 18/01/2006 16:51)
Misy namana nisaraka tamin`i vadiny , niala tao antokatrano rasipa fa tsy tia intsony. Nandefa email nilaza hoe hiasaraka fa tsy mety intsony , ny navalin`ilay rangahy dia hoe "OK" tsy misy tohiny int... tohiny
novalian'i Veloo ny 28/01/2006 23:43
Herimiafina ( 18/01/2006 06:16)
Matetika fandre ny hoe "endrika iray anehoana fahamatorana ny fanambadiana". Maro noho izany ireo mpampiasa no misafidy manokana ireo olona efa manmbady omena andraikitra ambony, eny fa na ny mpitondr... tohiny
novalian'i Vahinala ny 26/01/2006 08:16
xxx ( 16/01/2006 10:37)
hono wa ry reto aôna kay no halala fa tsy miraika aminao firy tsony ny olona miaraka aminao indrindra ra ohatra ka mipetraka any ivelany izy?????... tohiny
novalian'i fijo ny 19/01/2006 21:09
diamondra27 ( 15/01/2006 11:06)
Misy fitenenana manao hoe "aleo tiavina toa izay mitia" ahoana ny andraisanareo io nefa indray misy iray miteny hoe: "aimer est plus fort que d'être aimé" . Iza no mahasambatra kokoa na tianao manok... tohiny
novalian'i mbositra ny 13/02/2006 20:58
vivi ( 13/01/2006 18:25)
mba omeonareo hevitra e!, ahoana ny ahatonga vhv iray tsy hisaina lhl 1 intsony ary hanadino azt tateraka fa leo ny misaina any lery za , na mahita bandy hafa za d mbola izy foana no tiako nefa tsapak... tohiny
novalian'i fijo ny 19/01/2006 21:11
xxx ( 13/01/2006 11:00)
bjr a tous izao e misy zavatra mba tiako fantarina ity, nisy sipako taloha izay dia nony nanao izahay dia nangovitra be lery tahaka ilay nahazo an'i leonardo Decaprio tamin'ilay titanic iny:-D. tsy s... tohiny
novalian'i fijo ny 19/01/2006 21:13
xxx ( 12/01/2006 12:36)
misy namana 1, lhl,manambady,zaza 2.:?:oops::cry: Azo lazaina fa tsy nampoizina ny zavatra niseho fa io ny situation familialny nefa de tia vhv 1 hafa izy izao nandritra ny fotoana tsy de ela loatra.... tohiny
novalian'i nalaina ny 18/02/2006 16:07
diamondra27 ( 12/01/2006 06:18)
misy olona natokana tsy hanana chance @ fitiavana ve? Raha eny,inona no mahatonga izany? Raha tsia nahoana no misy mimenomenona foana fa misy olana eo @ fitiavana... tohiny
xxx ( 10/01/2006 17:10)
Misy namana anankiray milaza fa manana olana izy, vehivavy izy io ary mitondratena,nandeha ny fikotiana dia nanaiky ilay vehivavy, efa nihaona matetika @olontiany elaela , mifanoroka fotsiny sy miresa... tohiny
novalian'i bolida ny 31/01/2006 14:48
xxx ( 10/01/2006 06:13)
Diso ny fiteny hoe : "fitiavana virtuel". Jereo amin'ny diksionera ny hoe virtuel. Raha mifankatia amin'olona eto amin'ny internet ianao, dia [b]réel[/b] izay fa tsy virtuel. Virtuel izy raha tsy ... tohiny
novalian'i pissoa ny 27/01/2006 07:57
xxx ( 09/01/2006 15:21)
miaraka @lhl somary tsy mivakiloa izay zahako , fa ny problemeko d ahoana ny ataoko mba ahatonga azy somary hiraika amiko kokoa !, efa toetrany mihitsy io , sady tsy d tiany loatra zany vhv trop colla... tohiny
novalian'i valinaka ny 15/02/2006 12:39
xxx ( 09/01/2006 15:15)
tratry ny taona daholo aloa e! vhv za manoratra !probleme aloa za miodina , nefa manajanaka 2, manambady , matoa miodina aloa misy ny probleme , oh:tsy ampy calin, tendresse, sex 1 isambolana 'raha mi... tohiny
novalian'i xxx ny 18/01/2006 13:26
rakekely ( 06/01/2006 06:55)
tena zava-dehibe eo amin'ny fiainana ny fitiavana, ka inona marina moa izy io;:-*:*:?:... tohiny
novalian'i Vahinala ny 13/01/2006 08:49
nyeja ( 04/01/2006 09:53)
inty indray misy endrika fitiavana iray, ahoana ny hevitrareo ? Ny fitiavana inoako Fa talohanao, sina ny fitiavako izay olo-nantenaiko ho vahatra hampitony izao vao tena haiko, fa... tohiny
novalian'i lapino ny 17/01/2006 11:23
pulchery ( 04/01/2006 06:36)
o ry tovovavy isany a ianareo ve mbola voakapoka raha tratra manao sipa raha 16 taona? ary inona no tena mahatonga ny raim-pinakaviana saro-piar amin'ny zanany vavy?... tohiny
xxx ( 03/01/2006 17:50)
Misy vehivavy namako izay tiako be mihitsy (vraiment amoureux azy zany zah e). Efa noteneniko izy dia lazainy hoe:"tsy mba mieritreritra izany aminao hoy izy zah satria efa misy olon-kafa eritreretiko... tohiny
novalian'i Fantara ny 13/01/2006 08:14
Vahinala ( 03/01/2006 14:45)
Dinika anisan'ny tena misarika ny saintsika namana maro ity resaka fitiavana ity ary io tokoa no zavatra anisan'ny tsara indrindra eto antany. Maro anefa ny mitaraina fa hirahan'ny fijaliana amin'ny ... tohiny
novalian'i mbositra ny 14/02/2006 21:30
pilah ( 02/01/2006 14:30)
le baiser évoque l'amour, tsy mahay manoroka ( s'embrasser) nefa aho, ahoana ny atao, donne moi des idées comment le faire. Merci ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1163