Fitiavana
miramirana
(
17/12/2005 18:55)
tena tsy hitako intsony izay atao.Misy bandy zay niaraka tamiko tany dago dia miteny ana foan izy oe za hono ny sipa tia indrindra hatr@ zay nefa talohan'ny nialako tany dia nampirafy ahy izy satria t...
tohiny
novalian'i ja ny 20/12/2005 10:49
Dami
(
14/12/2005 17:20)
Maro ankehitriny ny tanora no mirotsaka amin'ny fitiavana eny fa na mbola kely aza ny fijery azy. Tsy ratsy akkory ny fitiavana kanefa kosa dia tsy maintsy lanjalanjaina tsara izay atao ary ny safid...
tohiny
novalian'i Vahinalasoa ny 27/12/2005 08:35
hesham
(
14/12/2005 02:57)
Amintsika malagasy manko otran`ny afahafa be ny milaza hoe \"tiako ianao \" amin`ny namanao tsotra na dia tena tianao ary ilay namanao otran`ny hoe tsy sahy miteny hoe tianao izy fa @ fihetsika no ane...
tohiny
novalian'i Karenjy ny 20/12/2005 20:00
xxx
(
09/12/2005 13:25)
miaraka @olona iray izay tia fiainana be za (oh:boite,misotro,sigara,vehv....),tena tiako izy io , nefa ny mahakamo ahy d ny fijeriko azy d toa tsy reciproque ilay izy , za foana no mitelephone azy , ...
tohiny
novalian'i perla ny 29/12/2005 09:59
Kababo
(
03/12/2005 09:15)
Ny fitiavana no mampifaly indrindra ny olombelona,nefa ny fitiavana ihany koa no mampijaly ny ankamaroan'ny olona tsy anavahana taona na "sexe", na saranga ihany koa.
Ny mozika kosa no mampiray ny fo...
tohiny
novalian'i jennifer2 ny 26/12/2005 22:21
xxx
(
30/11/2005 14:02)
miaraka @ lhl mahasosotra b za ,nefa izy io tiako , nefa ny toetrany aloa d mankaleo b!;fantako aloa we mety betsaka ny anome tsiny za we lhl efa hotranizao v mbola iharahana ihany ,mme na ny namako d...
tohiny
novalian'i jennifer2 ny 16/12/2005 04:32
Fanja1
(
30/11/2005 12:27)
ls sont ce qui peut vous arriver de pire dans une relation. A moins d'aimer se compliquer la vie, certains archétypes d'hommes sont à fuir de toute urgence. Apprenez à les reconnaître en cinq minu...
tohiny
novalian'i hertix ny 29/01/2006 07:12
Biko
(
29/11/2005 19:37)
Tena faly be ny tenako nahita ity serasera ity, natoron'ny namana iray, ka mba mila toro-hevitra fa dia mijaly loatra. Tovolahy, 29 taona. Manohy fianarana am-pita. Manana olon-tiana, tany Madagasikar...
tohiny
novalian'i dadabe ny 30/12/2005 15:15
fiaritiana
(
28/11/2005 20:33)
Ny dikan ny hoe tiako ianao izy ity fa amin ny teny zay hainao na sinoa na karana na inn...zay fantatrao!!dé préciseo le origine an! oe avy aiza izy io,ohatra reto ataoko eto ambany reto...
misotra...
tohiny
novalian'i jennifer2 ny 07/12/2005 01:43
Tiah
(
28/11/2005 15:39)
ra misy vhv tia anareo ka mijerijery d in no reaction anareo 1er?...
tohiny
novalian'i rakekely ny 06/01/2006 07:39
Tiah
(
28/11/2005 15:38)
ra misy vhv tia anareo ka mijerijery d in no reaction anareo 1er?...
tohiny
novalian'i zakandrainy ny 29/11/2005 07:12
lorra
(
28/11/2005 11:29)
misy bandy efa fantatro fa tia ahy fa tsy sahy manantona miresaka izy ,fa otran'ny misalasala be fotsiny sa te handroso izy nefa sady tsy mahasahy ,izy koa anefa tiko ,liandry ny 1er pas avy any aminy...
tohiny
novalian'i rabemax88 ny 18/01/2006 06:55
xxx
(
26/11/2005 07:23)
inona no mampisefosefo anareo,rehefa manao firaisana ara-mofo,dia mba lazao koa izay mba tena tianareo hatao @nareo rehefa ohatrizay...
tohiny
novalian'i jennifer2 ny 06/12/2005 01:39
xxx
(
26/11/2005 07:23)
inona no mampisefosefo anareo,rehefa manao firaisana ara-mofo,dia mba lazao koa izay mba tena tianareo hatao @nareo rehefa ohatrizay...
tohiny
novalian'i zandrikely ny 17/12/2005 19:15
xxx
(
25/11/2005 19:04)
ny sex v afaka hitazomana olona iray , sa raha tsy manao anio d afaka mitazona ihany na efa 28ans ny andaniny sy ny ankilany...
tohiny
novalian'i hesham ny 01/12/2005 13:59
xxx
(
25/11/2005 11:11)
mba tiako fantatra we inona ny mahatonga ny lhl manaiky hiaraka @ vadinolona ?, ary raha ianao @ ilay cas , inona ny sentiment na sensation na emotion ao anatinao , gener v sa tsy maninona ?
@ voloan...
tohiny
novalian'i Maheriloha ny 18/12/2005 13:49
fek
(
24/11/2005 15:06)
mety ve ny latsa- pitia amin' ny alalan' ny internet? misy ilay izy fa mety ho tsara fiafarana ve?...
tohiny
novalian'i zandrikely ny 17/12/2005 19:18
xxx
(
24/11/2005 09:32)
misy karazana fitiavana betsaka nefa koa ao ny atao we amour impossible toa ny fisarahan-toerana na koa tsy mifampiteraka na koa tsy libre intsony ny iray ,tsy avelany ray amandreny miaraka... sns sns...
tohiny
novalian'i Fantara ny 11/01/2006 05:16
fiaritiana
(
24/11/2005 01:01)
salama daolo o!
dia mitombona ve io teny io hoy nareo????...
tohiny
novalian'i jennifer2 ny 26/12/2005 22:25
xxx
(
22/11/2005 19:41)
hitako tato @ torohevitra maro tato we ny hezaka atao mba ahazoana olona iray tsiriritinao d ilazana we fitiavan-tena , tsy fitadiavana fahasambarana v zany? ohatra :raha misy olona 1 tsiriritiko nefa...
tohiny
novalian'i hesham ny 01/12/2005 14:13