Fitiavana
xxx
(
20/11/2005 18:47)
manampitiavana @olona 1 za nefa izy toa tsy miraika amiko loatra, izy manko any @ province , zany we olona tsy ray tanana zany ! rehefa any za d tsy d misy probleme loatra fa mety @zay hilavako azy ny...
tohiny
novalian'i mimiso ny 29/11/2005 20:57
xxx
(
19/11/2005 15:57)
hono ho aho ry zareo,ny vhv ve rehefa manao firaisana ara-nofo voalohany dia tsy maintsy mandeha ra le zavatra??Mba mangataka fanazavana ho an'zay mahalala.Misaotra dia aza tsiny ny @ny fanontaniako....
tohiny
novalian'i jennifer2 ny 06/12/2005 01:19
xxx
(
15/11/2005 15:46)
mba entiko aminareo ity alaheloko ity ka asa re ny fahitanareo azy sy izay tokony ataoko, fa dia tsy zakako loatra ka zaraiko anio
manana olona iray aho tena tiako, nisy fotoana izay...
tohiny
novalian'i zama91 ny 17/12/2005 21:18
lorra
(
14/11/2005 08:16)
manahirana be le fitiavana, izy io olona efa niaraka tamiko 3 ans de nisaraka de zao ndray izy otran'ny te hiverina de tsy fantatro hoe efa nisaraka 1 an ve de mbola mety ho tafaverina?(l)^^:lol:...
tohiny
novalian'i rakekely ny 06/01/2006 07:21
xxx
(
11/11/2005 16:00)
za miarak @ ol!iz efa fantany fianakams ako ary za ihany kou!nandeha nilamina teny ny tantaranay!fa taty aoriana nisy olona zay nahafinaritra az ny tarehiny!! taty aorina nefa tsy niresaka tsony zareo...
tohiny
novalian'i kilalaki ny 19/11/2005 15:56
xxx
(
10/11/2005 14:04)
Fa maninona wa nareo vehivavy no rehefa tsy tia tsy miteny tsotra fa dia mody fanina na dia tsy hita sy tsy miraharaha tsotra izao??...
tohiny
novalian'i jennifer2 ny 26/12/2005 22:28
jos13
(
09/11/2005 09:23)
ny fandehanana isanandro any @ olona ilazanao we tianao ve d efa fampisehoana fitiavana ?,raha mankany ianao nefa tsy milaza fa we tia , d mety ho tonga ve ny hafatra !satria mety misy fahamenerana m...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 22/11/2005 06:48
xxx
(
06/11/2005 21:31)
Misy olona miaraka amiko an , tsy mitsahatra ny mitaraina olana (probleme) amiko izy . Tiako izy nefa leo be za mihaino ny tarainany miaro LAINGA , mahatsapa aho fa tsy dia tiany fa ny itiavany ahy di...
tohiny
novalian'i cutie ny 12/11/2005 23:48
xxx
(
06/11/2005 15:08)
Manao ahoana daholo
Efa elaela ihany izay no nialana tany Dago. Tamin'ny tany aho dia niaraka tamin'ny olona iray.
Talohan'ny nialako tany dia nisy fanapahan-kevitra noraisin'io olon-tiko io teo ...
tohiny
novalian'i cutie ny 11/11/2005 04:57
rtia
(
05/11/2005 20:02)
Olona nampirafesina nefa de tena nitia ary koa tsy nahalala n'inon'inona raha tsy taty aoriana.
Ahoana no nataonao? mba tiko ho fantatra.
Ny ahy? Efa hitanao fa MORA NY MAMELA FA SAROTRA NY MANADIN...
tohiny
novalian'i hesham ny 13/11/2005 01:34
rtia
(
05/11/2005 19:59)
Olona nampirafesina nefa de tena nitia ary koa tsy nahalala n'inon'inona raha tsy taty aoriana.
Ahoana no nataonao? mba tiko ho fantatra.
Ny ahy? MORA NY MAMELA FA SAROTRA NY MANADINO....
tohiny
novalian'i aly ny 08/11/2005 18:37
diamondra27
(
05/11/2005 18:01)
ho tohin'ny dinika tao @ hatsikana sy lalao: "fanambarana" de mangataka ny hevitrareo @ity mariage virtuel sy divorce ity. Ny site dia: www.lemariagevirtuel.com...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 22/11/2005 14:13
xxx
(
05/11/2005 03:42)
Nareo ve efa nahatsapa fa vao maika mampitsiriritra ny bandy ny sipa refa tsy mety azony?
Misy manko ny bandy sasany,ilay zatra manenjika sipa be reny sy malaza mahazaka sipa betsaka reny no lasa gai...
tohiny
novalian'i hesham ny 13/11/2005 01:36
xxx
(
03/11/2005 18:59)
Afaka mitia olona roa ve ny olona iray ?...
tohiny
novalian'i hesham ny 07/11/2005 15:42
majakely
(
03/11/2005 07:55)
Inona toko no atao hoe fahasambarana ??? .........
tohiny
novalian'i majakely ny 10/11/2005 11:04
koloina
(
02/11/2005 17:15)
nareo ve ry reto rehefa tena tia olona iray de mba ahoana ?
dia n'inn'inona ve ataon'ilay olona iray ,na dia efa nampirafy anao aza , efa tratranao dia , avy eo izy mifona sy miverina aminao indray d...
tohiny
novalian'i hesham ny 13/11/2005 06:08
isalo
(
31/10/2005 14:10)
hono aho ry zareo! nahoana ianareo sipa no mampifilafila be rehefa tena aseho anareo fa tena tiana ianareo nefa nge rehefa tsy vakiana loha dia mihaodiaody misintona indray é...
tohiny
novalian'i lilbon ny 05/11/2005 04:58
SOLTAKER
(
30/10/2005 14:59)
"Sady taviny no volony" , izany no fomba filaza matanjaka sady miverimberina eto @ tany sy ny fanjakana; tsy jijina amintsika intsony ny hevitra ambadika fa iaraha-mahalala.
F'amizao d raha taviny d'...
tohiny
novalian'i jajaf401 ny 11/11/2005 04:38
hery
(
29/10/2005 12:32)
Nijery Savoir Plus Sciences tao amin'ny France 2? :-) 3 taona ihany noho no faharetan'ny fitiavana ... rehefa ara-tsiansa, naseho tao daholo ny kitikitika simika mahatonga ny fitiavana :-p. (tsy hifan...
tohiny
novalian'i nippon ny 24/11/2005 08:13
xxx
(
28/10/2005 11:11)
de ahoana re raha tao @ saha edena ka rehefa nilahatra teo anatrehan'i adama daholo ny biby rehetra mba hijereny izay ho namany akaiky ka ny saka na alika na gidro no tiany kokoa e? de izay vao nisy e...
tohiny
novalian'i hesham ny 06/11/2005 15:57