Fitiavana
jos13
(
29/09/2005 21:27)
misy vhv 1 tara @ lhl iray nefa ranamana io d tsy miraika @ ilay vhv, inona no tokony atao mba hampitovy tatana anilay fitiavana sy ampikambana azy 2, nefa marihana fa ilay lehilahy tsy d tsara loatra...
tohiny
novalian'i kiali ny 07/10/2005 18:01
jos13
(
29/09/2005 18:41)
misy vhv 1 tia lehl iray nefa io lhl io tsy tara @ d inona notokony atao mba ahatonga ilay fitiavana reciproque?, ny mahagaga anefa io lhl io tsy dia mankaiza loatra fa ilay sipa manja b nefa tsy maha...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 22/10/2005 15:32
Moussa
(
29/09/2005 14:42)
Sainga mitady jo aty Finda aho ho an ' izay gasy interesser de ity ny e-mail aroniainaangelin@voila.fr...
tohiny
novalian'i lilbon ny 08/10/2005 05:00
xxx
(
29/09/2005 12:10)
Mbola misy ihany ny lehilahy mpanao didy jadona, manao ny vehivavy ho "ambany"zo noho ny lehilahy!Aminao rariny ve izany sa tsy maintsy izay tian'ny ralehilahy foana no arahina na mety na tsia , satri...
tohiny
novalian'i lilbon ny 04/10/2005 05:18
nikopol
(
29/09/2005 06:52)
Fantasma an'ilay sipa izay hatramizay hono ny minono akibehantongotry ny olontiany. Taminy voalohany sadaikatra ihany aho saingy refa nataony ilay izy dia hitako nilay be mintsy (ouuuhay ! mamamia). T...
tohiny
novalian'i lilbon ny 08/10/2005 04:53
Herimiafina
(
29/09/2005 06:22)
Ny zavatra rehetra dia miova avokoa. Tsy mitovy ny zavatra hitanao izao sy tamin'ny adiny iray lasa teo ary tsy mitovy ny zavatra ho hitanao afaka adiny iray ho avy sy ny zavatra hitanao izao.
Ny ran...
tohiny
novalian'i lilbon ny 08/10/2005 04:48
ramhors
(
28/09/2005 16:34)
betsaka tokoa hoa ny mitady vady, miady mivady ary dia saro-piaro tsy fidiny mihitsy koa amin'ny alalan'ny internet. Mety hahitana zava-tsoa, ary mety mitondra korontana ihany koa raha tsy mahay mitan...
tohiny
novalian'i lilbon ny 08/10/2005 04:57
vale
(
28/09/2005 12:07)
Mba te hahafantatra izay hevitrareo ny @ fandeferana eo @ fitiavana! Ny lahy ve sa ny vavy no tokony handefitra BEBE KOKOA ?!!!...
tohiny
novalian'i hesham ny 18/10/2005 01:53
boubounezy
(
28/09/2005 11:23)
za alou oul tena farany zé oul sentimentale nefa, @ zao androtsika izao tou otrany tsy mitombona firy tsony zany toetra izany... tsy mazava... sarotra bé......
tohiny
novalian'i boubounezy ny 18/10/2005 18:13
Fantasy
(
27/09/2005 13:19)
Zao ry zareo ah! resaka fo sy saina izy ity!
raha anontaniana angamba ny rehatra dia samy hilaza fa ny fo no mahatonga ny olona hitia, avy ao am-po no tena fitiavana. porofon'izany , betsaka ny marar...
tohiny
novalian'i lorra ny 10/11/2005 11:28
valie
(
27/09/2005 09:52)
Iza no b fitiavana ny lhl sa ny vhv????
Tena ny vhv aloha raha ny fahitako azy e!Tsy hoe mamely anareo bandy fa amin'ny ankapobeny zany d ny vhv no b sentim nohon'ny lhl e!
HiHi, za zao tena b f...
tohiny
novalian'i Ragadona ny 12/11/2005 13:20
xxx
(
26/09/2005 12:04)
Ny fitiavana dia mitaky sacrifice hatrany, raha toa ka tena tia ny olona iray. Vonona ny hiaritra ny fijaliana ho an'izay tiany. Miaritra sy maharitra eo @ tsy fitoviana ara-kevitra,ny fifandirana isa...
tohiny
novalian'i lilbon ny 07/10/2005 05:43
valie
(
26/09/2005 10:39)
Aona kay ny fomba fahtanareo ty hasarotampiaro ty e!...
tohiny
novalian'i xxx ny 07/10/2005 12:22
xxx
(
25/09/2005 04:59)
efa toetra voajanahary ve sa........ny fitiavan-tenan'ny bandy ka na ao an-toka-tranony aza dia ampiariny izany????????...
tohiny
novalian'i fredo ny 20/10/2005 18:19
xxx
(
25/09/2005 02:48)
Nisy bandy niaraka tamiko h@ za 16 ans . Tsy nisaraka izahay fa nisaratoerana kanjo nanambady lery ary niteraka 2 . Nifankahita izahay taty aoriana alohan`ny andehanako taty ampita ka tafaraka in1 dia...
tohiny
novalian'i xxx ny 27/09/2005 10:18
Herimiafina
(
24/09/2005 05:55)
Rehefa nodinihina ny resaka rehetra nandalo teto momba ny fitiavana dia hita fa tsy mi-exista zany fitiavana pure izany fa tsy maintsy misy condition kely foana ao ambadika.
Izay le ataontsika hoe in...
tohiny
novalian'i miserana ny 05/10/2005 19:19
xxx
(
24/09/2005 04:45)
21 taona , nianatra teny amy universite ,de nanao sipa , de tia be an\'le sipa! deizy kou tia be !
de avy eo nifankahita toetra!hita ihany kou ny toetra ratsy !
de niova za lasa tsy tia be tsony !
...
tohiny
novalian'i lilbon ny 30/09/2005 05:04
kafmalbar
(
23/09/2005 17:02)
Mahagaga fa dia miharitra mihitsy ny sipa gasy manambady vazaha lahy,nefa anie ny vazaha tsy hifikitra ny sipa gasy izany na dia lasa vadiny aza,mampalahelo f'efa voa avy any ry ranabavy tsy maintsy i...
tohiny
novalian'i menakely ny 26/10/2005 19:05
jon
(
23/09/2005 13:31)
ZA zany dia nanana sipa !
nifankatia izahay!tena tsy nifankafoy mihintsy!
avi teo de nisaraka!
niaraka t@ ny bandy hafa tao @ ny tanana izy !
fa izaho tsy mbola nitady sipa mihintsy !
afaka 6mois...
tohiny
novalian'i jajaf401 ny 26/09/2005 10:30
xxx
(
22/09/2005 20:15)
tena tsy azoko mihintsy fa mba lazao ahy ny hevitareo. Misy tovovavy iray manana sipa, mbola sipa fotsiny an, dia mampirafy be ilay lehilahy, io no voalohampitiany, sady ny ray amandrenin'ndralehilahy...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/10/2005 20:49