inona no tena marina momba ny fitiavana?

1. Fantasy ( 27/09/2005 13:19)
Zao ry zareo ah! resaka fo sy saina izy ity!
raha anontaniana angamba ny rehatra dia samy hilaza fa ny fo no mahatonga ny olona hitia, avy ao am-po no tena fitiavana. porofon'izany , betsaka ny marary fo noho ny fitiavana.raha mamboraka fitia dia milaza hoe babonao ny foko, mitempo fitia ho anao aho... sy ny sisa e! ity anefa no indrokeliny. tsy sanatria aho hampitovy antsika @ biby an, fa kosa raha zihina dia izao biby iray ohatra hita ny fony fa mitempo toy ny an'ny olona samy iankinan'ny aina sy izay rehetra mampitovy azy. ny biby anefa tsy mba mitia toy ny olona .fa jereo kosa ny saina na ny ati-doha marimarina kokoa! io no maha samihafa antsika @ zava-boahary rehetra. ka izao no andraisako azy angamba kosa mety ny saina ihany no mampitia ny olona, tsy avy any am-po ny fitiavana fa avy any an-tsaina ny fo kosa dia manaraka izay baikon'ny saina toy ny taova hafa rehetra. raha malahelo ianao dia avy any an-tsainao iny fa ny misy fiantaikany @ fo fotsiny tou ny hoe tezitra ianao dia any an-tsainao iny fa ny fiantraikany any @ tananao? mamokon-tontohondry ianao.
novalian'i lorra ny 10/11/2005 11:28
2. ravakamalala ( 27/09/2005 13:57)
Ny ahy ny hany fantatro dia mankarary an doha ilay fitiavana.
3. rafanomezanj ( 27/09/2005 14:22)
izao no izy fitiavana dia andriamanitra ka tsy azo sangiana,sady tsy azo lalaovina ,fa mahavoasazy.
io koa di afo ka izay millaa o dia may
izy io koa dia natao hoan'ny olona roa farafahakeliny fa raha tsy izany dia tsy fitiavana
ny filalaovana fitiavana akory tsy hoe miankina amin'ny sex fa hafa mihintsy
raha sex no ilaina dia tokony tsy ahiditra mihintsy ny reska fitiavana fa aleo tonga dia mitsotra hoe omeo fotsiny fa manjary mifandratra.
4. ari.malala ( 27/09/2005 14:37)
ny fitiavana v? milay b io ka! indrindra refa tena tia zay enao! tia tsy miandry valiny nefa an!
5. Herimiafina ( 27/09/2005 15:12)
Favy be le tia fa mboola favy lavitra kou le sady tia no tiavina. hehehehehehe réalista.:-D
6. fasaly ( 27/09/2005 17:20)
ka ny saina no mampita ilay fitiavan any amy fo de ny fo no midoboka manome fitiavana de mihodina eo ilay machine e!
7. Herimiafina ( 27/09/2005 21:24)
Machine fitiavana marika fasaly. ehheheheheheh:-D
8. lilbon ( 28/09/2005 04:19)
salii!
ny fo sy ny saina misy hifandraisana ka !
fa ny ahy ny zavatra hitako de refa diso miady saina amina sipa ray za de tsy marary fo fa lasa marary kibo kle ! zany we sao de ny kibko aza no misy le fitiavana .=))=))=))
9. pika ( 28/09/2005 05:12)
ny tena fitiavana dia avy @ fo tsy hay hoe ahoana, hametrahana fanontaniana aza indraindray hoe fa inona moa no itiavan'i.... valiny hoy i Bodo hoe tiako fotsiny ianao, ary i Besa manao hoe izay nanao ny maraina hifandimby @ alina no nametraka tampoko ao ny fitiavana anao, .......marobe
fa raha avy @ saina ilay izy dia fitiavan-tena sy ara matérialy fotsiny izany fa tsy ilay tena atao hoe TIA
10. Rabossa ( 28/09/2005 08:49)
TSY DIA MISY FIRY HAMBARA FA NY PPE DE HOE AIME CELUI QUI T AIME CAR CELUI QUI T AIME TE FAIS RIRE ET CELUI QUE TU AIME TE FAIS SOUFFRIR.
11. fasaly ( 28/09/2005 11:22)
libon:
de somary nanao deviation kely any amy ventre njay zany ny an'i toi! ny saina miketrika, ny fo midoboka ary ny kobo manotika, aiza no tsy hipararetra refa tena an!
12. majakely ( 28/09/2005 11:43)
Sarotra be ,tena sarotra !! Rehefa tia olona iray ianao an;de aza hatao be ny fanontaniana ! Tiavo fotsiny izy de zaiiiyyy!De hahatsiaro sambatra ianao ,ouaouh!Sa tsy zany mo fasaly ?hihihi!
13. fasaly ( 28/09/2005 12:08)
zay njinja aky ry majakely a! salut toi klou e!
rehefa mitia sy tiana de zay no tsara indrindra sambatra be, fa raha avy amy fo na avy amy saina sns...fitiavana ihany no aterany e!
14. Nananie ( 28/09/2005 13:57)
Amiko rehefa misy ny fitiavana dia tafiditra ao daholo ny taova rehetra fa tsy misy hoe ny fo na ny saina ihany io.Rehefa tia ianao, dia miramirana ny saina, midobodoboka ny fo, mangorintsina mahita ilay olon-tiana... t'as les yeux qui brillent comme on dit sns sns...;-)
15. fasaly ( 28/09/2005 15:31)
hihihi:-D:-D
mangoritsina refa mifampikasoka kely mitsangambolo,mafàanfàna, mangovingovitra mipararetra, mivahvaha daholo ny vantana an....
16. Nananie ( 28/09/2005 15:33)
sa tsy 'zay ndray no izy ;-)? Na tsy mifampikasoka akory ary kou! Nareo ve tsy nanao an'izany t@ mbola kely, refa mba taratara @ olona iny de vao mahita azy dia mmmm!!! :-D
17. Veloo ( 28/09/2005 16:40)
:-D:-D:-D
18. lorra ( 10/11/2005 11:28)
amiko alo de aimer=probleme nefa tsy afaka hoe tsy hanao sipa izany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1149