Fandeferana
1. vale
(
28/09/2005 12:07)
Mba te hahafantatra izay hevitrareo ny @ fandeferana eo @ fitiavana! Ny lahy ve sa ny vavy no tokony handefitra BEBE KOKOA ?!!!
novalian'i hesham ny 18/10/2005 01:53
2. fasaly
(
28/09/2005 12:10)
samy tokony hanana io fandeferana io daholo na ny lahy na ny vavy eo amy fitiavana fa tsy voatery ny iray amireo ihany, manan-danja be eo amy fitiavana sy ny fifandraisana ny fandeferana , mahatsara ny fiaraha sns...ka mahaiza mandefitra dooly ary o!
3. aliotsy
(
28/09/2005 12:38)
tsy mety mihintsiny zany fanontanina zany. Tsy misy hoe BEBE KOKOA fa rehefa TENA tia manome tsy manao kajy matoa mbola mikajikajy dia tsy tanteraka izay ny fitiavana
4. ari.malala
(
28/09/2005 13:35)
dakoro 100% @ aliotsy! fa manin no we iza no tokony handefitra bb kokoa? tokony hahay hifandefitra fa tsy misy we ny lhl na ny vhv ka!
5. pika
(
28/09/2005 13:59)
manohina ireo voalazan'ny namana etsy ambony saingy tsy dia atao be loatra ny fandeferana na izany aza
6. Nananie
(
28/09/2005 14:02)
Samy mandefitra fa tsy misy an'izany we ny iray no mandefitra be be kokoa. Ra ny iray no mandefitra bebe kokoa, dia leo izy ary ho simba ny fitiavana. Iza no handefitra hatramin'ny farany?
7. zakony
(
28/09/2005 14:16)
ze mahatsiaro tena mandefitra e, aiza koa no misy an'izany samy mandefitra izany? matoa misy mandefitra dia misy tsy mandefitra ao izany...
:-*
:-*
8. fasaly
(
28/09/2005 14:22)
ka izay injina, rehefa be dohihika ny iray de mandefitra ny iray , rehefa ny iray indray n beloha de mandefitra ndray ny iray fa araka ny filazanao ry zakony tsy misy olona mandefaitra en meme temps zany e hihihi!
10. Nananie
(
28/09/2005 15:23)
Zakony, mbola tsy sendra ianao 'zany.
Fasaly, tsy en même temps anie izany e! Aiza ve dia ny iray fôna no andefitra????:roll:
Fasaly, tsy en même temps anie izany e! Aiza ve dia ny iray fôna no andefitra????:roll:
11. fasaly
(
28/09/2005 15:29)
nananie a! k'efa we tsy ny iray foana fa mila izy roa mandefitra araka izay zavatra miseho e! mazava amizay ve ky mou a! toi kou tssssssssss
13. Veloo
(
28/09/2005 16:31)
io lazain'i fasaly io no izy. Fa ny dikany dia tokony samy miandefitra izy roa.:P
20. ari.malala
(
30/09/2005 07:16)
mifandefitra ngamba ry reto no izy fa tsy lasa kosa raha mandeha ila le izy ka!