Fandeferana
22. mamzelkely
(
05/10/2005 06:23)
lilbon< de ra samy tia de aƓna :-w, samy mandefitra fa ts misy an zany..:)
23. lilbon
(
05/10/2005 07:22)
mamzelikely> ka sur mintss za fa le tena tia be foana no mandefitra e!
fa le ilany sur
fa le ilany sur
24. kiali
(
08/10/2005 12:06)
vale:
Mba te hahafantatra izay hevitrareo ny @ fandeferana eo @ fitiavana! Ny lahy ve sa ny vavy no tokony handefitra BEBE KOKOA ?!!!
zay kely sandry no mandefitra eh!! na zay kely vola ko!! :lol:
25. Herimiafina
(
10/10/2005 02:00)
Eny ary e, mandefitra amin'ny hevitrareo njay zany zah e. Mandefitra e. hehehehehe:-D:-D:-D:-D
26. mandrindra
(
10/10/2005 10:56)
Mandefitra a !! Tsy azo atao foana io fa any an\'efitra no farany.
27. Herimiafina
(
10/10/2005 21:31)
Eny ary ry mandrindra fa mandefitra amin'izay teninao zay kou zah an, hehehehe:-D:-D:-D:-D
28. hesham
(
16/10/2005 18:23)
Herimiafina:
Eny ary ry mandrindra fa mandefitra amin'izay teninao zay kou zah an, hehehehe:-D:-D:-D:-D
Ntsoooooo
29. Herimiafina
(
16/10/2005 18:25)
Malahelo anah nga enao ry hesham, amby ary za tambatambazo be e, hehehehehe:-D
32. hesham
(
17/10/2005 14:47)
ai ve teny mamy ny dikan`ny manambitamby e . bonbon , chocolat , tantely , caramel , reo zao mamy daolo .:-D:-D
35. Herimiafina
(
18/10/2005 01:06)
Teneno amin'ny vadinao de naman'ny efa voateninao amiko ihany, hehehehe :-D:-D:-D