ny fitiavana mahery no ny fahafatesana

1. boubounezy ( 28/09/2005 11:23)
za alou oul tena farany zé oul sentimentale nefa, @ zao androtsika izao tou otrany tsy mitombona firy tsony zany toetra izany... tsy mazava... sarotra bé...
2. booboo ( 28/09/2005 11:25)
fa maninn no tsy mitombona ?
3. fasaly ( 28/09/2005 11:48)
fa rehefa ianao mintsy no sentimaka natioraly de tsy misy izany hoe tsy mitobmina zany tsony n'inona zavatra miseho eo amy fiainana e!
fangah ry bounezy afaka abmarina lay santimaka e!
4. boubounezy ( 28/09/2005 11:55)
ka tsy zany angé fa zao e! betsaka ny oul fantatro sy itakou eto andafy fa na gasy aza a! dé itakou otrany hoe mora2 @ reo oul reo ny misaraka @ setiment any, dé itakou kou hoe misy gasy manafatra ny vadiny aty dé mikantay be ry zareo alou, dé kely2 eo dé lasany namany indray lé vévavy. dé zay fona no betsaka itakou aty @ planète mars aty

fasaly:

fa rehefa ianao mintsy no sentimaka natioraly de tsy misy izany hoe tsy mitobmina zany tsony n'inona zavatra miseho eo amy fiainana e!
fangah ry bounezy afaka abmarina lay santimaka e!



5. boubounezy ( 28/09/2005 11:57)
itako fa mora2 @ oul zao ny miova fitiavana na sipa na vady tsy otrany talou

booboo:

fa maninn no tsy mitombona ?



6. booboo ( 28/09/2005 11:59)
amiko, refa tsy tia tsony enao na sentimentale velona aza dé misaraka fôna. refa lé raiki-pitia ndray dé sentimentale velona tsisy ôtra zany mitsy !
7. fasaly ( 28/09/2005 12:00)
ka tsy tena sentimaka zany le izy anie fa miafangaro interret e! fa rehefa tena sentimaka de tsy azo amboarina iny fa tonga ho azy natioraly.
8. ari.malala ( 28/09/2005 13:37)
tsy haiko alo fa za refa tia d tena tia bbbbbbbbbbbbbbbbbbbbeeeeeeeeeeeeeeeee maintsiny ê!:°):°)
9. boubounezy ( 28/09/2005 13:44)
fa ra ny fijeriko azy dé samy lé tena fitiavana marina reo an i fasaly sy booooo reo refa atambatra nefa iza no tena mahery @ izy2 lé tena sentimaka sa lé interêt sa izy mifangaro?


booboo:

amiko, refa tsy tia tsony enao na sentimentale velona aza dé misaraka fôna. refa lé raiki-pitia ndray dé sentimentale velona tsisy ôtra zany mitsy !



10. fasaly ( 28/09/2005 13:44)
ntsooooooooooooo! sambatra any zany akamako zany an!
11. Nananie ( 28/09/2005 13:59)
Tsy mitombona? Betsaka ny sipa mora latsaka @ bandy sentimental an.;-)
12. deghany ( 28/09/2005 14:39)
hay v!!hehe
13. Nananie ( 28/09/2005 15:20)
De hiova 'zany enao?an:-Dao be sentiment?
14. Veloo ( 28/09/2005 16:35)
ny ahy ndray ry reto a ny fiheverako dia tsy misy intsony izany oe fitiavana mahery no ny fahafatesana... Otran'ny vitsy sisa ry reto zany oe tena tia izany a.... ny sasany ary maniry an'ilay eo akaikiny ho faty. sa ahona?
15. fasaly ( 28/09/2005 17:08)
:-D:-D:-D:-D hafa indray ny an'i veloo zany...
maika ny hislo vaovao fitiavana be njay ve de tiana ho faty ny eo ampelatanana
16. Veloo ( 28/09/2005 17:54)
fasaly a serieux e... ka satria tsinona tsy tena fitiavana ilay izy ka... hafa ihany anie aky izany fitiavana taloha izany e... ny aty aloha dia otran'izay lazaiko ery ambony ery e... tsisy intsony zany fitiavana zany :wink:
17. Herimiafina ( 28/09/2005 18:00)
boubounezy:

za alou oul tena farany zé oul sentimentale nefa, @ zao androtsika izao tou otrany tsy mitombona firy tsony zany toetra izany... tsy mazava... sarotra bé...


Mbola misy izany ry boubounezy an. Ohatra fotsiny ianao zao anisany. hehehehehe:-D
18. fasaly ( 28/09/2005 18:23)
veloo:
ka tena tsy mbola tojo lay olontianao zany e! ko naninona kou aza no nivady raha tsy nisy ny fitiavana e! zay kou klou lay mahavoa e! zavatsafa njay zao no nahatonga nanambady an'ilay ol tao
19. Herimiafina ( 28/09/2005 18:32)
Izy aza zany mba nanambady de mba nameno ny tany kou, zah zao ty taraiky eto ihany. :-D
20. fasaly ( 28/09/2005 18:40)
manambady avy ny olona...zà lely sisa ...zà lely sisa!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.567