ny fitiavana mahery no ny fahafatesana
21. Herimiafina
(
28/09/2005 18:46)
Eh, maina eto ihany le zavatsa marina, za sisa tavela lany zara eto klé, sôvy ki pouritra, ze mandondona voalohany eo tonga de izy.heheheheheheh:-D
22. kiali
(
28/09/2005 19:15)
boubounezy:
za alou oul tena farany zé oul sentimentale nefa, @ zao androtsika izao tou otrany tsy mitombona firy tsony zany toetra izany... tsy mazava... sarotra bé...
ny vevavy na be sentimaka aza tsy maintsy misy interet aloh zay vô fitiavana ! tsy hitako zay hidiran'izay noteneniko izay fa ba te anoratra fotsiny zah eh!!
23. Veloo
(
28/09/2005 19:40)
o ry fasaly a tanjemo fa hiteny ratsy niharafaran-njy :-D:-D:-D
fasaly a tsy mitady an'ilay ol tojo azy wa ry zareo tsy misy intsony zany ... otran'ny oe efa lamody ilay manambady ka azo soloina otran'ny somizo. (zany ny aty)
fasaly a tsy mitady an'ilay ol tojo azy wa ry zareo tsy misy intsony zany ... otran'ny oe efa lamody ilay manambady ka azo soloina otran'ny somizo. (zany ny aty)
24. boubounezy
(
28/09/2005 19:50)
magaga ra sipa milay be otranao io no sady manana ny maha izy anao enao nefa mbola ala recherche iany!!...
fasaly:
manambady avy ny olona...zà lely sisa ...zà lely sisa!
25. boubounezy
(
28/09/2005 19:53)
tsy afaka miova @ naturko za fa refa vo mangina, avy eo indray 1 miala folo manotany toerana
Nananie:
De hiova 'zany enao?an:-Dao be sentiment?
26. boubounezy
(
28/09/2005 19:54)
tsy afaka ry fasaly fa mijalyjaly eo fa refa tena tsy zaka tsy iala eo iany e!
fasaly:
fa rehefa ianao mintsy no sentimaka natioraly de tsy misy izany hoe tsy mitobmina zany tsony n'inona zavatra miseho eo amy fiainana e!
fangah ry bounezy afaka abmarina lay santimaka e!
27. boubounezy
(
28/09/2005 19:59)
ka tsy ita mintsy zé atao hiala santimaka arakiny tenn fasaly, tsy iala lé fitiavana to mampijaly nefa otrany arakarakiny mampijaly ny tena indray vo maika mahatehijanona. inn no atao?
booboo:
fa maninn no tsy mitombona ?
29. Herimiafina
(
28/09/2005 20:46)
Za kou ry boubounezy tena be santimaka be mahintsiny de bedy foana hoe tsy realista hono fa reveur be an.
Fa kay refa tena nojereko le sipa niteny an'izay de kay sipa materaka be kou. heheheheeh:-D
Fa kay refa tena nojereko le sipa niteny an'izay de kay sipa materaka be kou. heheheheeh:-D
30. booboo
(
29/09/2005 09:26)
boubounezy > zany ve no atao oe sentimentale ? tsy masochiste kosa ve raha zany lé ?
32. ari.malala
(
29/09/2005 11:24)
veloo, diso njy, tsy voatery ho interêt no iarahana @ olona, anontanio nge za ê :°)
34. ari.malala
(
30/09/2005 07:14)
veloo> fa hafa manin ky za? d manin za no memezanjy? :-*:-*:-*:-*
35. lilbon
(
04/10/2005 05:13)
za aloha tsy ho santimaka zany mandrapikipin'ny masoko kle ?aza manody kle !?:lol::lol:
za ve hijaly be eo !refa tia de tia refa tsy tia de zay zany ihany amy zay za tsy mijaly!:lol:=))
za ve hijaly be eo !refa tia de tia refa tsy tia de zay zany ihany amy zay za tsy mijaly!:lol:=))
36. boubounezy
(
18/10/2005 18:08)
mety tsy votery fa ny maso kou angé misy sentiment sy plaisir e!
booboo:
boubounezy > zany ve no atao oe sentimentale ? tsy masochiste kosa ve raha zany lé ?
37. boubounezy
(
18/10/2005 18:13)
dé tsy haiko alou zé niaraka t@nao t@zany fa tena tsy noreveny mintsy enao ny tena marina fa nanaovany cinéma fotsiny ary ts mitovy ny tena santimaka sy ny hypokrity
Herimiafina:
Za kou ry boubounezy tena be santimaka be mahintsiny de bedy foana hoe tsy realista hono fa reveur be an.
Fa kay refa tena nojereko le sipa niteny an'izay de kay sipa materaka be kou. heheheheeh:-D