Fitiavana

lapino ( 30/03/2006 21:07)
... dia ny mitia bebe kokoa :) [quote=Henry David Thoreau]Il n'y a qu'un remède à l'amour : aimer davantage.[/quote]... tohiny
xxx ( 29/03/2006 14:41)
Mba ampio aho ry reto! misy lhl miaraka amiko, nifampiteraka 1 izahay (3 tona),tena tia sy manaja io olona io aho ka fantany izany ka nohararaotiny, izy aloha tsy mbola tratrako nampirafy, fa isaky ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/04/2006 09:42
Ragadona ( 28/03/2006 19:54)
Angamba manao fikarohana momba ny fiaraha monina belge i kala ...... tohiny
novalian'i bebe ny 19/05/2006 05:40
Herimiafina ( 28/03/2006 15:21)
"Mahafinaritra ahy ianao" tsy voatery midika foana hoe "Tiako ianao" ary ny "Tiako ianao" tsy voatery hidika foana hoe "te-hiaraka aminao aho". Ka inona ary no tian hambara amin'ilay hoe "fitoriana... tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/04/2006 07:27
kala ( 28/03/2006 05:42)
Ahoana no fahitanareo ny olona lazaina fa joko -tsoriaka? Ny olona iray na lahy na vavy ka milamindamina fihetsika ve de azo lazaina fa joko tsoriaka? Mba tongava ndray hifampidinika ê! merciiii... tohiny
novalian'i harinah ny 18/05/2006 10:05
bonaventure ( 24/03/2006 08:46)
Slt ,dia mba mety ve izany hoy nareo,ny rafotsiko efa nananjanaka no nivady izahay,efa folotaona no niarahanay dia mbola niampy roa ny ankizy ,ankehitriny gaga aho fa naheno fa niverina t@ ilay rain'i... tohiny
novalian'i cocorie ny 07/04/2006 06:46
zoklbfkfk ( 20/03/2006 11:27)
salama daholo ve nareo? sambasamba aloha zah manoratra nefa ataoko fa mba afaka milaza izay tena tiako hambara ihany ny tenako. Raha misy olona roa mifankatia. amin'ny fotoana ifankahitany aloha tsy... tohiny
novalian'i kd ny 08/04/2006 09:49
gasypantin ( 18/03/2006 09:22)
INONA ARY IZANY? ny an'andrianampoininerina lava be ny an-dradàma fohy kely ny an'ny lehilahy tsy maintsy omény ny vadiny rehefa manambady izy!!!:-D... tohiny
xxx ( 16/03/2006 13:52)
nisy fotoana za sy ny sipako nifananihany rehefa miresaka @ msn we aiza ny web anaovana streept , d za koa nampiseho we sahy b zany ary noheveriko tsy ho sahy izy ,d niteny izy androany we mividiana... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/04/2006 09:44
tyfoly ( 15/03/2006 17:11)
inona aloha ny mahatonga olona iray , rehef tia d ohatran'ny matahotra izany? matahotra ny tsy ho tiany v? sa manana complexe , v? matahotra ny tsy à la hauteur v? omeo hevitra ! ary ahoana ny atao m... tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/03/2006 05:43
diamondra27 ( 15/03/2006 16:31)
[b][color=blue]"Ce qui n'est pas donné c'est perdu!"[/color][/b] Eo @ resaka fitiavana no lazaiko eto, raha mifankatia de tokony omena ze azo omena fa raha tsy 'zany de very fotsiny le izy. ... tohiny
diamondra27 ( 15/03/2006 16:28)
ny ankamaroan'ny lhl de tiany kokoa ny vhv mistery noho ny vhv mora na koa hoe: milaza ny momba azy avy hatrany... tohiny
xxx ( 15/03/2006 14:06)
Nisy sipa 1 zay nifanila trano tamiko ,tsy mbola niaraka zay t@zany ,d nifanerasera teny ,tsy nieritrerita ny hiaraka taminy mintsy za,zay no tao an-tsaiko ,tratra ihany za nony taty aoriana ,niaraka ... tohiny
novalian'i little ny 06/04/2006 10:28
Bhiou ( 15/03/2006 09:00)
Mahagaga ary mbola tena mahagaga fa rehefa ny olona iray no tena tiana dia mampahory nefa mifanohitra amizay ny olona rehefa tsy heritreretina mampiseo fitiavana be miredareda, ianao nefa mbola tia il... tohiny
novalian'i andry08 ny 31/03/2006 19:00
Bhiou ( 15/03/2006 08:55)
Voaporofon'ny teny sy oroka sns ve izany fitiavana izany? Tsia amiko manokana tsotra ny hevitro tena tia ny olona iray raha toa ka mahavita memetraka ny fiainany ho eo ambanin'ny mason'ny olo-tiany. T... tohiny
novalian'i little ny 06/04/2006 10:32
Bhiou ( 15/03/2006 08:52)
Voaporofon'ny teny sy oroka sns ve izany fitiavana izany? Tsia amiko manokana tsotra ny hevitro tena tia ny olona iray raha toa ka mahavita memetraka ny fiainany ho eo ambanin'ny mason'ny olo-tiany. T... tohiny
novalian'i Veloo ny 28/03/2006 02:59
moumouche ( 14/03/2006 15:36)
Mba inona kay ny hevitrareo @ olona tsy mety mahatazona relation mba elaela fa maita zavatra kianina any @iray refa tafiaraka elaelakely, na mba miezaka ny hitia olona d omena chance izy nefa tsy maha... tohiny
novalian'i fasaly ny 15/03/2006 13:59
harilova ( 13/03/2006 13:10)
Mba manontany anareo aho, nahona ny zokiolona no tsy mampianatra mihitsy ny lesona azony tany ho any rehefa mananatra anay tanora tsy "hivarilavo" amin'ny fitiavana? Toa tsy sahy milaza akory hoe "iza... tohiny
novalian'i harilova ny 01/05/2006 17:47
soasoafy ( 13/03/2006 07:51)
Zokiko amamntaonany maromaro ny ol miaraka amiko,vao tsy ampy 2 mois no niarahanay,mihaona in-2/semeine zahay,hatr@'ny niarahanay de in-3 zahay no nifanoroka,ary refa @ andro maizina ihany anefa,gaga ... tohiny
novalian'i kala ny 18/03/2006 08:30
endrika ( 12/03/2006 13:44)
tsy hitako izay atao, very fanahy mbola velona aho nampiditra demande de divorce ny vadiko satria tsy mahazaka ny toetrako hono roa ny zanakay izaho tsy tiany efa fantatro hatrizay saingy ny amin'i... tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/03/2006 06:14
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1672