Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tadiom-pitiavana
1. hery
(
27/04/2006 09:06)
Iza avy ianareo no manaraka an'ilay tantara hoe Tadiom-pitiavana ao amin'ny blaogy.com? Efa pejy faha 13 izy izao. Ohatran'ny mijery Feu de l'amour ireny mihitsy :-) ... (Natokana ho an'ny 18 taona no miakatra hono... fa resa-pitiavana be)
Jereo eto ambany...
http://tadiompitiavana.blaogy.com
Jereo eto ambany...
http://tadiompitiavana.blaogy.com
novalian'i Ninisa ny 27/02/2015 10:48
2. mamzelkely
(
27/04/2006 09:15)
zah tia be an le tantara de mitoraka vonikazo an le mpanoratra zah fa mahay izy ka =D=D sendy zah pejy fah 12 de nijanona fa ts mahavita asa mitry fa vô mamaky kely de eo ^fona ts te hiala trony :-D:-D
3. Fiffi
(
27/04/2006 11:09)
misaotra anao ry hery fa tena tsara be mihintsy io tantara io an =D=D=D
4. ari.malala
(
27/04/2006 11:18)
za manana hatr@ farany an'io fa tsara an, efa voavakiko hatr@ faranyio
5. Herimiafina
(
27/04/2006 18:36)
Tsara kah, tsara, ahitana FAIT SOCIAL TOTAL favy be mihintsy klé,:@ tiako ampiharina be! hehehehe:-D
6. pissoa
(
27/04/2006 18:53)
:? Ngah tsy efa io no nampiharinao hatramin'izay?
Le Hery ao angamba tena i Herimiafina mihitsy =))=))=))
Le Hery ao angamba tena i Herimiafina mihitsy =))=))=))
8. ftma
(
27/04/2006 19:55)
Hery tara fa efa pejy 30 zao :wink:
Izaho aloha manaraka e, mahafinaritra ilay tantara indrindra ny fomba fanoratra @ teny gasy, teny voalajalaja tsy manafitohina (tsy teny ratsy :wink:) na ny voabolana ampiasaina aza dia misy mbola tsy henoko mihitsy ohatra ny ordinateur = solontsaina :wink:

9. sasa
(
28/04/2006 04:25)
HM tonga d ampiharo lesy an! :-D:-D:-D:
Hery tsara aloha le izy e! fa saingy mandany fotoana be koa :P
Hery tsara aloha le izy e! fa saingy mandany fotoana be koa :P
10. Fiffi
(
28/04/2006 04:34)
ari.malala: :-$:-$ avelao aloha hisy suspens ho anay zany raha efa voavakindry hatramin'ny farany an! :):-*:-*:-*:-*
11. ari.malala
(
28/04/2006 05:13)
Fiffi, ka za ko ts hitantara ka :) aleo alo nareo hankafy tsara :)
12. pissoa
(
28/04/2006 05:25)
Ie, aleo izahay ry ari.malala hankafy an :)
sasa, tsy mandany fotoana io kou!
sasa, tsy mandany fotoana io kou!
14. ainaheri
(
29/04/2006 18:10)
Tsara lay izy ary tena tsara fa otrany tsa tiko ndray lay toetran'ny hery fa ny any paris no tiko heno
16. ainaheri
(
30/04/2006 06:56)
Lay hery(tsy ianao zany rahery aa:P)sy malala tena tsy andalovana ko fa mamatrapatratra otran'ny sikilaonina:evil::evil:
17. ftma
(
30/04/2006 18:59)
Heveriko tara ary Hery(serasera :wink:)
ainaheri :lol: ka izany no atao hoe filan'ny nofo ko :wink:
Hitako lasa lava loatra sady mateti-piavy aloha ilay resaka fifandraisana ara-nofo e
Fa @tramin'ny firy page izy io?
ainaheri :lol: ka izany no atao hoe filan'ny nofo ko :wink:
Hitako lasa lava loatra sady mateti-piavy aloha ilay resaka fifandraisana ara-nofo e
Fa @tramin'ny firy page izy io?
19. faniry
(
01/05/2006 07:23)
tsara ny namaky ilay tantara,tsy azo avadika ho film nga ilay izy mba hijerena ny action:D