Fitiavana
elsami
(
28/07/2006 05:05)
Mety aminao tokantrano Kristiana ve ny fijerena azy ireny . Azo kilasiana toy ny asan-devoly ve izy ireny sa azo raisina ho toy ny fanentanana mba hahatsaratsara kokoa ny firaisana hampifamatotra bebe...
tohiny
novalian'i vakiniadiana ny 17/08/2006 10:45
elsami
(
28/07/2006 05:01)
Mety hisy vokadratsiny ihany izy io satria tsy miainga avy amin'ny andaniny na ny ankilany ny filàna fa entanin'ilay Film ka mety hampihena ny filàn'izy ireo raha mizatra mijery an'izay izy ireo fa ...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 29/07/2006 15:28
xxx
(
27/07/2006 08:55)
misy olona miaraka amiko zany d moi je l'aime vraiment d taty aorina d fantatro oe il veut resortir avec son ex d mba mangataka conseil aminareo re a,in no tokony ataoko fa tena ts haiko tsony mits......
tohiny
novalian'i elsami ny 28/07/2006 07:11
sarobidy
(
27/07/2006 06:51)
Tena fitiavana ve ny fanambadiana vazaha sa misy intérêt , de inna no tena itiavan'ny olona an'izy io?...
tohiny
novalian'i antsotokana ny 30/08/2006 09:05
xxx
(
27/07/2006 05:39)
Mampalhelo ihany ny toe_tsain'ny vehivavy sasany mba tsy hilazako oe ny vehivavy rehetra , manaiky fitahina, laingana ary ko ampirafesina de hitondra anareo ho aiza nefa zany ,mampifaly zanak'olona de...
tohiny
novalian'i patrick2002 ny 28/07/2006 13:06
xxx
(
26/07/2006 14:30)
:twisted:^^Mampalhelo ihany ny toe_tsain'ny lehilahy sasany mba tsy hilazako oe ny lehilahy rehetra , mamitaka mpandainga ary ko mampirafy de hitondra anareo ho aiza nefa zany ,mampijaly zanak'olona d...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 30/07/2006 18:25
mi
(
26/07/2006 12:51)
Fa inona marina ny atao hoe vady sahaza e? Ary tena misy ve io??...
tohiny
novalian'i tywa68 ny 25/08/2006 14:32
Aino
(
25/07/2006 13:29)
ny fitiavana ry zareo tsy kilalao ka aza de manao kitohatoha ah, misy moa ny lhl sasany efa manambady amandranaka mbola lasa ihany mitady ary @hafa, asa mihintsy izay tena eritreritrareo izay anisany ...
tohiny
novalian'i pissoa ny 28/07/2006 05:25
xxx
(
24/07/2006 19:00)
Za zany de bandy sarokenatra, voadona ara-pitiavana de mba mitady namana e:...
tohiny
novalian'i miyah ny 31/07/2006 15:20
miranto
(
21/07/2006 10:28)
za zany efa in-3 izay no tratran' ity olona mandainga ity e,nefa tato @ serasera tato ihany no nihaonanay, toy izao le izy:
nifankahita tato izahay ary nifanao fotoana de raikitra fa nifankatia, mil...
tohiny
novalian'i Aino ny 26/07/2006 20:23
cutie
(
20/07/2006 11:32)
Hono wa e, firy taona eo ho eo kay ny mpisipa no miaraka vo tokony afaka hiroso @ fanambadiana eo @ firaha monina Malagasy ?...
tohiny
novalian'i cutie ny 27/07/2006 19:54
piacer
(
19/07/2006 11:21)
Ialana tsiny raha nataoko teny vahiny ny lohateny
za zany efa elabe nisy sipa akamako be, akama fotsiny izy efa ho 6 ans teo angamba zay
nisy fotoana nefa tafaraka mission zahay sady ray discipline ...
tohiny
novalian'i bobone ny 28/08/2006 13:06
Lalah
(
18/07/2006 22:39)
Zao zany ilay olana e, za zany mba te hiserasera amin ny namana eto @ serasera fa nefa tsy mety mintsy zany ilay izy satria zahay zany tara adin ny 8 aminareo any France sy Mada, nareo maraina zahay a...
tohiny
novalian'i Tokinao ny 22/07/2006 19:11
salmo
(
18/07/2006 00:33)
Iza nareo no mino sy manaiky fa mbola zaza miala sakany foana hatramin'izao??. Dia miditra ao @ chat karanjia, ka rehefa mahita zazakely vao miala sakany dia variana ery ny mifandray resaka aminy. Nef...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 30/07/2006 18:14
xxx
(
17/07/2006 18:22)
za zany manambady mbola tsy misy zaza fa vo bevoka ; ny olako de io vadiko io na t@ mbola tsy bevoka ary za defa tsy de mazoto miray amiko fa za foana no manao 1er pas en plus mba menatra iha...
tohiny
novalian'i booboo ny 19/12/2007 22:34
pissoa
(
12/07/2006 14:37)
http://serasera.org/vetso/?rub=vetso/vetso&vid=v44b4e55f9f3bd
:}...
tohiny
novalian'i pissoa ny 26/08/2006 12:13
xxx
(
12/07/2006 06:40)
manahoana daholo isika rehetra
izaho izany dia manana probleme zany hoe tsy dia tena probleme be makaiza fa ilako torohevitra avy aminareo
izao aza ilay olana:
izaho dia miaraka amin'a olona ...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 26/07/2006 08:15
xxx
(
10/07/2006 00:58)
Fa mitovy ve ireo eee.
Mba mila fananjavana kokoa hoan'ireo efa nandalo teo. Ary raha mbola tsy mieritreritra ny hivady ve de ahoana?
Misaotra indrindra....
tohiny
novalian'i naritsimba ny 28/07/2006 06:26
xxx
(
08/07/2006 18:06)
izaho oa ry ireto mitady bandy sady tsy mifoka no tsy migoka no tsy miloka no sady indrindraindrindra TSY MAMPIRAFY no sady BOGOSSY koa(tsy oe tena bogossy be fa manjary lasan'ny sipa hafa fa na dia ...
tohiny
novalian'i Tokinao ny 04/08/2006 06:48
tsoupou
(
08/07/2006 12:28)
Mba jereo ny manodidina antsika fa maro ny vehivavy izao tsy miaraka amin'ny lehilahy raha tsy manana zavatra azo tengenana iny lehilahy iny (tsy lé vatan-tenan'ilay lehilahy an :D:D:D), ohatra hoe m...
tohiny
novalian'i tsoupou ny 20/07/2006 15:17