Fitiavana

anako ( 29/08/2006 18:28)
Iza mafatatra couple manambady fa tsy misy fitia intsony. Lay vehivavy tia ny vadiny fa lay lehilahy tsy tia anazy intsony dia tsy miteny izy fa na matoatra na mbola miandry zavatra. Nefa lay lehilah... tohiny
novalian'i ako ny 18/09/2006 16:47
Herimiafina ( 29/08/2006 02:40)
Betsaka ny mbola miheritreritra fa ny tsy fahampiana na ny tsy fahitana fahafampo no mahatonga bebe kokoa ny fampirafesana sy ny fitadiavana any ambadika any! Izaho anefa mino marimarina fa ny olon... tohiny
boubounezy ( 28/08/2006 09:27)
(l) iza no mba malala ny dikany lokony vonikazao nareo? za mantsy somary romantika zay iany dé refa manao diner a la chandelle oahatra dé rozy fona ny mba itako atao dé ty manomé vonikazo namana r... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/09/2006 16:37
dolby ( 28/08/2006 07:50)
Lehilahy aho aloha no manoratra an. Fa asa ianao na nandinika fa betsaka ny olona miaraka no mitovy tarehy, hany ka betsaka no miteny hoe mpianadahy. Anisan'ny ao anatin'ny safidin'ny lehilahy mantsy ... tohiny
novalian'i titis ny 12/09/2006 19:05
cutie ( 27/08/2006 16:56)
Iarahantsika mahalala tsara fa ny ankabeazan'ny olona manao tsaty de mikendry fotsiny ny hahita olon-tiana. Koa mba hananany "chance" bebe kokoa dia ezahiny ny manana fifandraisana @ mpitsaty maro, ... tohiny
novalian'i cutie ny 21/09/2006 16:46
xxx ( 26/08/2006 14:29)
Lavalava ihany lé resaka fa zao ry reto a!:miaraka am lhl aho efa 4ans zay nefa tsy tian'ny ray aman-dreniko mits izy surtout ny reniko satria efa nanambady ary manan-janaka 1 fefa nisaraka.Nisy fifa... tohiny
novalian'i fiderana ny 14/09/2006 06:07
rakikih ( 25/08/2006 22:16)
Hono wa ry reto fa maninona kay no tsy manana foto-pisainana madio @ fitiavana intsony ny vehivavy malagasy ankehitriny fa raha mba mitory fitia aminy ianao dia izay intéré-ny mety ho azony aminao a... tohiny
novalian'i fiderana ny 14/09/2006 08:10
soanja ( 25/08/2006 00:15)
Hatramin'izay dia be dia be ny olona henoko miteny hoe mitady vady na hoe sipa sns fa ilay izy ve tsy tonga ho azy eo rehefa tahak'izay dia misafidy fotsiny, sa ve diso aho?... tohiny
novalian'i rata88 ny 11/06/2014 12:41
xxx ( 24/08/2006 11:33)
ahoana avy no kay no atao ra ampiditra divorce , dia maharitra ela be ve sa ahoana ny fandehany ... tohiny
novalian'i rila ny 26/08/2006 18:19
mzksoa ( 24/08/2006 08:53)
miarahaba anareo rht mba manana olana kely re aho d mba mianagavy anareo anampy ahy tsy izany fa efa 7ans zay no niarako t@ olona 1,efa mikasa ny hivady zay @faran'ny taona fa ny olana d tsy toy ny ... tohiny
novalian'i dolby ny 28/08/2006 07:38
bobone ( 24/08/2006 07:45)
ô ry reto an! ahoana ny hevitrareo @ ireo vehivavy manambady vehivavy na lehilahy manambady lehilahy! loza be tokoa fa matoa Andriamanitra nanao hoe :lehilahy manambady vehivavy iray de izay fa tena... tohiny
novalian'i lafatra ny 19/09/2006 18:58
andoniaina ( 18/08/2006 18:20)
SAFIDY sa ANJARA ny vady ?:-w:-w:-w... tohiny
novalian'i Fomena ny 28/08/2006 11:51
bmw307 ( 17/08/2006 22:53)
marobe ireo efamanambady dia misaraka, ary marobe koa ireo tsimanana mitsakaraka,aiza no sarotra tanterahina amin'ireo o2ireo?:?::?:... tohiny
novalian'i bmw307 ny 29/08/2006 11:32
mamzelkely ( 17/08/2006 12:35)
misy hira an'i Tovo j'hay izay mahafinaritra tokoa ilay izy "tsy misy toa anao" ny lohateniny, izay manambara fitiavana be de hoy ny fiverenany manao hoe: [i]Tsy misy toa anao, Tsy misy toa anao R... tohiny
diamondra27 ( 16/08/2006 06:46)
ireto daholo hono no vokany sy tokony ho izy : de ahoana ny hevitrareo? Ny fitiavana dia: maharipo, mora fanahy tsy mialona tsy mirehareha tsy mieboebo tsy manao izay tsy mahamendrika tsy mi... tohiny
novalian'i bmw307 ny 11/09/2006 17:21
kiali ( 11/08/2006 13:06)
miala tsiny fa @ teny frantsay le iz ohh EH OUI, DIRE QUE TOUT CELA EST VRAI MAIS ON NE S'EN SOUVIENT PAS TOUJOURS AU MOMENT OU L'ON EN A PLUS BESOIN... Quelqu'un t'aime À lire lentement... tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/08/2006 07:49
bobone ( 09/08/2006 12:49)
:(fa de maninona loatra re olona !misy manambady vehivavy tsara toetra, tsara fanahy, sarika , mahay mandray olona , tsom-piaina , nefa de hampirafesin'ny vadiny! ahoana ny hevitrareo @ izany !moa ... tohiny
novalian'i bobone ny 30/08/2006 05:12
Fiffi ( 09/08/2006 05:45)
Hono hoa ry zareo : mila porofohina ve hoe tena tia an'olona 1 ianao ? Lasa manko ny heritreritro hoe : raha tena tia , raha tena nisy marina ilay fitiavana , nahoana no hangatahana porofo ? na le... tohiny
novalian'i Fiffi ny 21/08/2006 10:43
bobone ( 08/08/2006 05:29)
8)8)fa hono oah! ry reto an! ahoana no hahafantaranao fa tena tia anao ny namanao! na lehilahy na vehivavy! eo @ fiteny ve ! sa eo @ fitsiky ve ! sa eo @ fiainany manontolo ve!... tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/08/2006 08:13
minoum ( 07/08/2006 19:17)
:DTena raisiko ho tombotsoa ho ahy ny ahazoako zao alalana ny hiresaka ity fitiavana ity aminareo namana rehetra .Ny fitiavana tokoa no lehibe indrindra eo amin'izao fiainana sisa hiainan-tsika izao ,... tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/08/2006 08:16
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2633