Fitiavana
xmen
(
17/10/2006 14:32)
Awona no fandinihanareo ity:nisy sipa 2 niaraka nikôtiko ny fitiavako azy ireo dia tsy mitovy ny iray 30% ary ny iray 70% ilay 30% anefa no nanaiky ahy voalohany fa ilay iray kosa mbola tsy tafa fa s...
tohiny
novalian'i pulchery ny 11/11/2006 12:39
xxx
(
15/10/2006 18:54)
a ry zareo a , ra ny olona miaraka @ nao ve , miresaka @ namany , nefa izy niteny hoe tsy tiko ny nolazainy taloha , fa rehefa miresaka eo alohanao eo izy miresaka tsa...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/10/2006 21:10
boubounezy
(
13/10/2006 09:17)
ra niaraka t@ oull 1 enao talou, dé tena nifankaty tsy nisy otrizany. nisaraka tsy misy maratra nefa no sady tsy nifampitana alaelo na de wé mbola mifankaty be aza satry votery no ny fiainana. efa s...
tohiny
novalian'i dailynews ny 19/10/2006 18:14
Ruby
(
12/10/2006 19:40)
nareo ve efa nisy tara tamina star? izaho tara be t@ olombelo ricky taloha:D ...
tohiny
novalian'i mimich ny 25/10/2006 13:52
xxx
(
12/10/2006 19:20)
toa lasa madeh ho azy fotsiny le fitenenna ny lay "je t'aime"lolol @zao fotoana zao
na dia tsy misy fitiavana akory ao am-po fa lasa2 fotsiny!!
nareo ve tsy mahatsapa zany
indrindra 2 ny lhl
ny ...
tohiny
novalian'i racox ny 18/11/2006 08:30
dolby
(
12/10/2006 10:07)
Ahoana indray ny fahitanareo an'io ?...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 06/11/2006 15:47
xxx
(
11/10/2006 10:59)
manan-janaka aho ilay sipany hitany tan'internet fantany amin'izao fotoana fa nisy holana a taoka ilay boay?inona ny tsara ataony hiditra sa tsy hiditra ilay zanako mana-pahaizana sy miaja b. ahoana n...
tohiny
novalian'i tslem ny 18/10/2006 13:25
laracroft
(
11/10/2006 00:51)
Slt daôly8)
Hono hoà, lasa ny saiko ary nikaroka fa tsy nety nahita ny momba io resaka io ao anaty baiboly( tsy mety mahavaky azy rehetra:oops::^)) fa sao mba misy mahalala an'io kay:roll:?
ra...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/10/2006 11:13
titis
(
10/10/2006 20:59)
Mampifamatotra ny fitiavana ve ny firaisana ara-nofo?...
tohiny
novalian'i lebatoto ny 14/02/2007 09:29
xxx
(
10/10/2006 20:08)
misy kof namako izay , niaraka niala avy tany dago izy sy ny fofombadiny hoe hianatra ..dia nisaraka ry zareo izao... ka asa lé fianana aty an-dafy ve no mahatonga izany nefa tena hoe notsongaina tao...
tohiny
novalian'i xxx ny 18/10/2006 19:23
Lejim
(
10/10/2006 19:00)
Tadiavina ve sa andrasana ny fitiavana? Zah tsy mahazo mihitsy!
Toa nisy fotoana t@ fiainako tonga ho azy ilay izy, dia indraindray anefa zah mieritreritra hoe, mila tadiavina ilay fitiavana. Ahoana...
tohiny
novalian'i Lejim ny 12/10/2006 02:15
Aino
(
10/10/2006 18:22)
misy olona iznay efa ela be no nifankafataranay ary efa ho 1 ans tsy tapany mahery izya no niarahanay dia na dia nifanoroka aza mbola tsy natao nefa nifankahazo sy nifankaty tsara ary matetika mihaona...
tohiny
novalian'i Aino ny 21/10/2006 19:55
robot
(
10/10/2006 12:37)
slt !dol an:D
misy manko ny ol sasany milaza fa refa mifanaritarika eny rehatra eny ry zareo
(vehivavy sy lehilahy io an:*)de hoe izany hono no atao hoe mifankatia sy miaraka ry zareo :evil:
ao mo...
tohiny
novalian'i soanava ny 02/11/2006 07:24
Aino
(
09/10/2006 13:28)
sendra lavitra anao ny olon-tianao.
dia hita eny dol ny fihetsiky ny tsirairay na lhl na vhv hoatra!!
misy ny sasany vao maika mitombo ny fitiavany any ilay olon-tiany @ falavirana.
misy ny lasa v...
tohiny
novalian'i Aino ny 24/10/2006 14:00
xxx
(
09/10/2006 11:31)
Ahoana no hevitrareo raha ianareo no eo amin'ny toerako.Manambady za ary tsy manan-janaka ,efa ho 10 taona izao ny fanambadianay .Efa nisy ezaka natao ny amin'ny ahazoana zanaka fa tsy mbola nisy hatr...
tohiny
novalian'i HESHA ny 12/10/2006 15:15
fiderana
(
09/10/2006 09:14)
Hoatran'ny faly be izany aho fa hafa ny size nosoratako, fa hafa tsy nampoiziko ny valiny,ahoana hoy ianareo,milazalaza profil avy hatrany no hitako ao, dia miteny hoe vonona ny hiaraka avy hatrany, h...
tohiny
novalian'i jobala ny 30/10/2006 15:42
soanja
(
07/10/2006 05:44)
Hono hoy aho mba efa nisy ve teto ny resaky ny samy mpifankatia lahy sy lahy ary ny vavy sy vavy? za mantsy somary vaovao ihany na dia tamin'ny mois de Mars aza no tonga teto. Sa ve dia tena tsy misy ...
tohiny
novalian'i fiderana ny 10/10/2006 10:40
Aino
(
05/10/2006 17:36)
si tu recu cette message sache que je pense a toi chaque instant,seconde,minute tu es ma raison de vivre [quote]sans toi je préfère mourire[/quote] , je remercie dieu d'avoir m'offrire le plus beau ...
tohiny
novalian'i Aino ny 24/10/2006 14:03
misaina
(
05/10/2006 09:47)
mahavariana fa mora zaka (kotiana) ny vehivavy @ zao fotoana zao, indrindra ny vehivavy efa manambady, fa de nahona loatra re.... ny celibat moa tsy lazaina intsony, fa dia nahona loatra re.....?????...
tohiny
novalian'i bebegeante ny 22/10/2006 11:34
soanja
(
04/10/2006 08:52)
Mahavariana ahy ity fomba fihevitra ity hoe rehefa misy vehivavy hono mitantara amin'ny lehilahy iray namany na olom-patany ny fiainany momba ilay sipany na vadiny ka hoe tsy dia azoazony ilay sipany ...
tohiny
novalian'i soanja ny 07/10/2006 23:33