Fitiavana
tovobe
(
05/12/2006 12:05)
répondu par fiderana le 07/12/2006 12:08
soanja
(
03/12/2006 20:46)
Inona izany no mba zavatra tiantsika hita ao an-tokatrano na amin'ny fiarahana dia atao hoe afapo isika ary sambatra. Ohatra raisiko dia hoe vady toy ny ahoana ny mety mahasambatra anao?
Raha hiteny...
suite
répondu par lektsolo le 03/02/2007 17:58
xxx
(
03/12/2006 09:39)
mivady firy taona kay vao tena fantatra ny toetran' ny lhl ...
suite
répondu par bilakarenjy le 04/12/2006 20:47
salmo
(
02/12/2006 03:29)
Amin'ny sasany dia sarotra ny mamafa izay ao anatiny eritreriny, ka na dia lavitra be aza, hitany foana ny hifandraisana amin'ny ilay katsaina. Nefa tsy ao anatiny sainy izy ireny akory oe; ahoana sy ...
suite
répondu par salmo le 12/12/2006 23:13
benangy
(
01/12/2006 11:28)
Efa nataoko izay mety rehetra , mitady an'i Ange aho zanaky RAKOTOARISOA ilay manana pharmacie any Ambositra Ijaky , izy aloha dia efa ela tamin'ny taona 1970 tany ho any no nahampinamana anay , mbola...
suite
répondu par xxx le 03/12/2006 15:31
xxx
(
28/11/2006 14:17)
za lhl nifankatia be izahay nefa dia tampoka teo izy tsy mety miresaka intsony fa milaza hoe: be asa be nefa ilaozany miaraka @ namany manao fiainana any.Nisaraka izahay no niafarany.
Tsy mety adinok...
suite
répondu par sasa le 05/12/2006 05:12
xxx
(
28/11/2006 00:35)
efa nanana sipa bdb talohanao ny sipanao?...
suite
répondu par xxx le 30/11/2006 18:07
tsimatimanota
(
27/11/2006 11:28)
V aloha vao F , sa F aloha vao V?
HADIHADIO...
suite
répondu par Papoose le 12/12/2006 22:52
xxx
(
26/11/2006 20:09)
raha ny sipanao kay no diso saropiaro laotra dia inn no ataona?
hoatra hoe hisaky ny izay mivaoka kely miaraka @namana dia anotaniana hoe avy aiza dia nanao inn tany!!
dia miresaka @naman sasany dia...
suite
répondu par diamondra27 le 30/11/2006 08:25
xxx
(
26/11/2006 00:09)
Mbahono ho aho : misy olona tiako ary mahafinaritra ahy ary babo tanteraka ny fitiavako,misy anefa ny firesahana hoe :tsy mety @ vhv ny manao 1er pas nefa ankehitrinyanie ka efa mitovy zo ny lhl syvhv...
suite
répondu par xxx le 02/12/2006 02:04
xxx
(
23/11/2006 22:39)
ahoana ny fahitanareo anzao zavatra zao manana namana vehivavy zay zah de mifampitantara ny zavatra rehetra nefa ny sipanay roa mpinamana koa de aveo ny rezsakay roa kay tantarainy amin'ny lay sipako ...
suite
répondu par tywa68 le 29/11/2006 08:20
salmo
(
22/11/2006 22:34)
Mety ve ny manana joba maromaro, isakiny firenena vitsivitsy, alohany hazahoana ny akohonana? :-P...
suite
répondu par ramahaay le 17/12/2006 00:01
Imahaka
(
22/11/2006 17:03)
Hoy ilay namako izay (sipa izy): Izaho leisy lasa hendry be, lasa manaja ny olon-tiako, lasa tokam-po, hatrizay tsy nahafahako nampiasa internet izay intsony. Taloha aho hoy izy, mitsaty dia raiki-pit...
suite
répondu par naritsimba le 16/12/2006 18:36
pimaso
(
20/11/2006 08:11)
ato ampiasana izao ny adjointe-ko ( elle est très belle ),manana regard bizarre amiko foana , fa tsy hitako izay hatao, manahy aho fa raha miaraka aminy dia mety tsy hanaraka izay ordre omeko azy in...
suite
répondu par pimaso le 29/11/2006 13:35
fanaina
(
19/11/2006 18:49)
rehefa misy olona iray tia olona hiray dia tena hita mihintsy hoe amoureux-se fa tena mirediredy mihintsy ny sasany moa ny sasany indray tahaka any ilay tiany faona no Etoile aminy!! ny tiako lazaina ...
suite
répondu par colar le 02/12/2006 10:50
xxx
(
18/11/2006 20:28)
Izaho tsy dia mpitantara loatra ny olako aman'olona. Nahita ity dinika serasera ity aho dia mbola nisalasala ihany fa saingy tapa-kevita aho ny nihafarany.
Nisy tovovavy izay hoy aho vao hitako dia o...
suite
répondu par diamondra27 le 28/11/2006 14:05
jimtex
(
17/11/2006 22:03)
Maro @ lehilahy no mikasitanana ny olontiny , za lo tena tsy mankasitraka io toetra ray io!,na dia mampahatezitra toy inona ny fihetsikilay vehivavy:
- misy miditra ôpitaly
-misy torana ...sns...
suite
répondu par naritsimba le 16/12/2006 18:26
xxx
(
17/11/2006 21:22)
ahona no mba fijerinaoreo an'ty , misy olona zay niaraka zay , dia tsy taty aorina , nisy ny blem dia zao no nataony , andao isika hinamana manomboka zao , ny fianakaviany a...
suite
répondu par xxx le 23/11/2006 20:36
degree
(
17/11/2006 21:07)
Amba tsy tia fa ampo taralila :?::?::?:inona no antony ? ...
suite
répondu par pimaso le 28/11/2006 13:28
Aino
(
17/11/2006 19:59)
ela ny ela fa tiako aloha ny eto @serasera sy hireo namana eh!!
ka mety tsy hiala eto mihintsy! fa izay misaraka hono fasika!!
sa ianareo hanadino anay?:-o...
suite
répondu par tsimatimanota le 28/11/2006 13:04
