Fitiavana
xxx
(
07/01/2007 18:35)
Slt daolo lony é,izy ty zany an tena ts haiko tsony na tena oe blem na za mints no efa lasa mivikan'ty atao oe fiainana.Fa zao le izy é,ça fais 4ans am mois de mai zao zany no niarahanay 2 kely,bie...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 12/01/2007 09:26
tinah2
(
06/01/2007 15:08)
Manahoana daholo e!
Zaho dia tanora zazavavy , asa na mitovy amiko ny namako zazavavy fa izaho dia mametra-panontaniana an'eritreritra hoe: amin'ny ankapobeny ve mitovy daholo ny toetran'ny lehilahy ...
tohiny
novalian'i Tsaraendrika ny 25/05/2015 14:06
xxx
(
03/01/2007 20:43)
=(( :snif: :snif: salmoooooooooooooooooo! aiza ela fa zay malahelo :oops: :cry:...
tohiny
novalian'i henrie ny 29/01/2007 14:09
xxx
(
02/01/2007 15:05)
raha misy olona iray izay tianao ny hanjava ny aminareo, izany hoe izay hisarahana, nefa izy tsy mety ny hisaraka izan mihintsy dia inn no azo atao?
izy milaza fa tia nefa tsy hita ankory izay poro...
tohiny
novalian'i dio ny 07/01/2007 16:13
xxx
(
02/01/2007 08:52)
Mafy tokoa efa tia kanefa ilay olona antenaina mampifilafila .
efa eo andalana hisarahana amin'ilay olona nantenaiko hotiaviko aho, tsapako izany satria mangatsiaka izy, ny olana dia tratrako fa...
tohiny
novalian'i mbinina7 ny 20/09/2007 09:10
Fiffi
(
01/01/2007 18:44)
Mba lasa hoa ry zareo ny saiko raha tena nandinika an'ity tononkira ity zah an ! de mba marina ve ireo voalaza ao ireo ?
Ny fitia no mampifankatia
Misy nofinofy mamy
Ny fitia no mampitia
Ary ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/01/2007 09:29
Aino
(
01/01/2007 14:56)
Misy ny namana sasany milaza fa hoe maditra hono aho hihihihihihihi.
lainga izany fa ny fahendrena sy ny fanajana any hireo ray aman-dreny ny ahy no tena zavadehibe!!!
ny foho sy ny saina lereoa n...
tohiny
novalian'i degree ny 02/01/2007 22:54
xxx
(
30/12/2006 13:52)
tantara tsy angano angano na arira arira fa tena niseho!
t@ resaka chat no nifankafantaran'izy 2 (tsy karajia fa chat malagasy hafa)
-ravhv sy ralhl dia samy vozongo
-ravhv: niteraka 2/ ralhl n...
tohiny
novalian'i fasaly ny 31/12/2006 09:55
salmo
(
30/12/2006 00:26)
[u]HEVITRA TSY TAPAKA[/u]
Hoy aho t@ [u]Padre[/u]:
-¡[u]Padre[/u]! ¡[u]Padre[/u]! ¡[u]Padre[/u]!... hataoko gasy ôtrany ahy ihany ilay izy, fa ôtrany milay amiko.
hoy i [u]Padre[/u] namal...
tohiny
novalian'i henrie ny 05/02/2007 20:51
Aino
(
28/12/2006 15:11)
misy pivady misaram-pandriana noho i ramose miherotra be @ alina, dia farany madama tsy natanty tsony dia lasa nifindra evin-trano iray lavitra mihintsy!!...
tohiny
novalian'i Aino ny 01/01/2007 14:58
xxx
(
27/12/2006 13:37)
za zany manana sipa; zahay efa 4 taona no niaraka
fa ny problem de zao ;za tsy te hifamaly aminy mihintsy de tsy haiko na io no hanararaotany ahy ; fa rehefa misy zavatra tiany atao ka tsy manaiky...
tohiny
novalian'i josvoh ny 17/01/2007 12:02
salmo
(
26/12/2006 23:47)
Isakiny miantso any am Firenena dia misy olona mailo ery ny handray ny tel sady :}, fa i ingahy taloha no miantso, nefa ny aty kou mba ôtriôtrizay ihany.
Azo lazaina ve, fa izao no ao aneritreriny ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/12/2006 07:35
ronaldo09
(
25/12/2006 12:03)
Raha ny fahitako azy aloha dia toa aretina izy io ,satria raha dinihana ihany toa tsy misy mihitsy ny fahasambarana raha toa ka olona mitovy sex no miaraka .
Ka manontany aho hoe :tena aretina ma...
tohiny
novalian'i stneh ny 03/02/2007 12:12
diamondra27
(
23/12/2006 08:29)
Fa tena misy zavatra hatao dia repotra be ka sao tsy mahita ahy eto ny FAN de diamondra27 dia malahelo:(.
Tsy manadino anareo akory fa mahatsiaro lalandava.
Dia mirary fety sambatra ho an'ny nam...
tohiny
novalian'i bobone ny 23/01/2007 07:46
nikopol
(
21/12/2006 17:42)
hono hoa ry reto, raha mahavita mangetotra eo imasonareo ve ny sipanareo dia fitiavana izany sa tsy firarahina ?
...
tohiny
novalian'i fasaly ny 22/12/2006 17:21
ajola
(
21/12/2006 13:49)
vhv aho.Miaraka @ lhl iray aho nandritra ny 8 volana eo eo zay. Tiako be izy nef nandritra ny fiarahanay d toa olana no tena betsaka. Eo ambony fandriana iany izahay no mi-fampi comprendre. ar na de m...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 21/12/2006 16:36
salmo
(
21/12/2006 11:52)
-Enao ane ka anjely latsaka an-tany e,
de ody zao no nataony tamiko:
-an! an! ny enao kou zany foana.(sady faly ihany)
vao maika nitenenako oe:
-Tiako enao, fa ahoana? ¿enao kou ve mba ti ahy?
...
tohiny
novalian'i jhouhlambout ny 22/12/2006 16:56
soanja
(
20/12/2006 20:39)
Vao nifampijery ny maso dia samy tarabe. Efa tratran'io ve nareo? Maharitra ve sa mandalo fotsiny le zavatra tsapa. ...
tohiny
novalian'i lebatoto ny 09/02/2007 11:06
sitlo
(
20/12/2006 19:51)
Ho an'izay olona izay.
http://www.dailymotion.com/tiavideo/video/xju05_sakelidalana-ankalakely...
tohiny
novalian'i Sentolava ny 22/05/2007 15:33
salmo
(
19/12/2006 19:46)
:-*:-* manana any zokivavy fasaly, ôtrany manana zoky milay be, de zah zany no zandrilahikeliny fasaly. :-*:-*.
...
tohiny
novalian'i fasaly ny 22/12/2006 06:55