Fitiavana

salmo ( 19/12/2006 19:46)
:-*:-* manana any zokivavy fasaly, ôtrany manana zoky milay be, de zah zany no zandrilahikeliny fasaly. :-*:-*. ... suite
répondu par fasaly le 22/12/2006 06:55
jhouhlambout ( 19/12/2006 10:14)
Satria mantsy @ zao fotoana izao dia toa tsy hita intsony zany fitiavana maharitra izany. De plus, na efa en couple ary ny olona sasany dia mbola manontany tena ihany hoe: ito olona ito marina ve no n... suite
répondu par soanja le 20/12/2006 20:36
Aino ( 18/12/2006 18:35)
izaho matetika voateny sy bedy fa tsy mahazo miaraka @namako sasany, hoatra hoe maditra izy na pandainga sns, dia bedy faona hoe aza miaraka @ iny fa manjary lasa tahaka azy ianao, dia mamaly faona ah... suite
répondu par Aino le 19/12/2006 19:15
xxx ( 18/12/2006 13:32)
Arak'ilay hiran'i TEmpo gaigy hoe "Ramose moa namako ô , ramose akamako ô"; Saika mba hanontany anareo aho hoe , efa "tomber amoureuse na amoureux" na mpampianatra ve nareo? za nisy prof nay za... suite
répondu par lila le 21/12/2006 10:13
Aino ( 17/12/2006 22:11)
sendra mba niresaka t@ na lhl iray izany aho... dia ela ela teo dia niova ny resaka tsy haiko hoe inn no nidirany ity resaka iray ity tampoka. hoy izy izany hoe -Raha izaho no manana sipa ka tsy dia ... suite
répondu par frijolito le 02/02/2018 07:37
xxx ( 17/12/2006 20:40)
Sarotra ve hoa ny manaja fitiavana ry zareo an, indrindra fa ho an'ny lehilahy????... suite
répondu par sasa le 20/12/2006 05:19
miamiam ( 17/12/2006 18:45)
Tena mitombina ve io ???? dia inona no tena hevitra fonosin'ilay fehezateny?????... suite
répondu par ikaretsaka le 23/12/2006 05:40
rakizit ( 17/12/2006 15:00)
Aona ny hevitrareo amin'ireo mpifankatia mifanalavitra, marina ve le lavitry ny maso lavitry ny fo? Mety hateza ve, ny 1 aty dago ny 1 any Europe?(l)... suite
répondu par fa le 30/01/2007 10:41
xxx ( 17/12/2006 13:17)
Tonga ny telopolo taona ary mbola tsy nanambady aho hatrizao noho ny antony maro,ary dia tsapako fa ilaina amzay ny miteraka na tsy hanan-dray aza ny zanako satria tsy manambady aho. Misy efa nandalo ... suite
répondu par bilakarenjy le 03/01/2007 09:40
degree ( 16/12/2006 22:20)
Teo ampivohahana handeha hiasa mihitsy ny tenako gaga raha nahita ireto ankizy kely roa tokony ho 12 taona na 14 taona teo ho eo,indreo izy roa fa mifampitantana mampiaraka eny @ moron-dranomasina eny... suite
répondu par degree le 17/12/2006 19:24
flagadah ( 15/12/2006 09:37)
Salut! Iangaviana izay mahita na mahafantatra an'i MANGATIANA, promotion t@ 1997, 2nd 12 tao @ Lycée R.R tao Fianarantsoa, mba hampilaza aminy fa mitady azy maika i ANDY. Na raha hitanao ty msg t... suite
répondu par jhouhlambout le 15/12/2006 17:15
stefy ( 13/12/2006 09:19)
Ankehitriny angaba dia samy mahatsapa ny fangirifirian'ny fitiavana ny tanora indrindra fa ny vehivavy.Oatra ahy aloa de aleoko mianatra tsara toy izay manao sipa nefa mijaly, ka izany indrindra no an... suite
répondu par olomalaza le 16/01/2007 09:37
salmo ( 12/12/2006 21:23)
-ilay gasy matanjaka kokoa noho ilay vaza -ilay vaza maranitra kokoa noho ilay gasy -ilay vaza madio kokoa noho ilay gasy -ilay gasy mihanta kokoa noho ilay vaza -ilay gasy be taraina kokoa noho i... suite
répondu par salmo le 14/12/2006 11:04
Papoose ( 12/12/2006 05:20)
Rehefa niaraka roa taona le bandy sy sipa vao nahakobo hoe hay mpihavana sady mpifampicousin-cousine? dia nanontany ahy le bandy hoe ahoana hono mbola tokony hiaraka v zareo sa tokony hisaraka?ahoana ... suite
répondu par soanja le 23/12/2006 23:28
xxx ( 10/12/2006 23:07)
Misy olona tiako zay ato amin'ny sera2. Tiako izy fa za tsy sahy miteny aminy. Tsy tiako ho fantany za tia ahy azy. Izy koa ngamba mety tia ahy koa. samy tsy mifampiteny zahay fa lasa sangisangy eny f... suite
répondu par sitlo le 07/04/2007 12:29
xxx ( 08/12/2006 01:28)
maty aho fa tratran'ny sipako nampiaraka :cry:... suite
répondu par Imahaka le 09/12/2006 19:21
salmo ( 07/12/2006 22:54)
Mba noraisiko ihany oe; Ny taloha dia afa mihintsy, ary izao de vaovao ndray. Ka ny lasa dia ho fahatsirovana sy tantara @ akampobehany. Fa ilay voalohany tsy mba nahay nakatoa, ka mitady hisava lal... suite
répondu par salmo le 12/12/2006 23:15
sherillalove ( 07/12/2006 14:49)
normal ve le vo avy firan'ny bandy de tena leo lelà be?sa so de lasa sampona a!... suite
répondu par nolalaina le 13/12/2006 13:54
lema ( 06/12/2006 16:51)
mba tantarao eo hoe ny fahatsiarovana tsara sy ratsy teo amin'ny fitiavanao... suite
répondu par Fiffi le 13/12/2006 06:48
patrick2002 ( 06/12/2006 15:06)
Ny fiainantsika dia misy tanjona izany tanjona izany ,dia [b]fahasambarana[/b] Tsy mitovy anefa ny fahasambarana ho an'i olona tsirairay ,ary ho eo @ [b]vehivavy sy ny lehilahy[/b] manokana Saika h... suite
répondu par naritsimba le 15/02/2007 08:32
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0818