Cousin-Cousine

1. Papoose ( 12/12/2006 05:20)
Rehefa niaraka roa taona le bandy sy sipa vao nahakobo hoe hay mpihavana sady mpifampicousin-cousine? dia nanontany ahy le bandy hoe ahoana hono mbola tokony hiaraka v zareo sa tokony hisaraka?ahoana ny hevitrareo?
novalian'i soanja ny 23/12/2006 23:28
2. Fiffi ( 12/12/2006 06:15)
misy de misy mihintsy ny cousin-cousine mivady.....

misy ilay hatao hoe "lova tsy mifindra"

taloha nisy ny fiheritreretana hoe tsy azo hatao zany fa manjary mampisy kilemaina ny zaza nefa tsy voaporofo mihintsy io.....
Zah aloha mahafantatra cousin sy cousine misy misy hiany nivady ary manan-janaka nefa tsy misy olana na de kely aza ......

Raha tena mifankatia moa ry zareo ...inona ny olana ? heu.....saingy mety hoe tsy azondry zareo hatao angamba zany ? Na hoe miankina @ fianakaviana hoe tsy mety zany ?

mety koa hoe tsy tantin'zareo fa hay cousin sy cousine ry zareo de io aloha voatery misaraka eh !

Fa hoy aho hoe raha tena mifankatia ry zareo , tsy hitako zay antony hisarahana ......
3. fasaly ( 12/12/2006 06:26)
hummmmmm! hafahafa ihany zany cousin cousine miaraka izany fa raha tsy nifankahalala mitsy hatrizay raha tsy ianareo niaraka io , ataoko angamba fa tsy mi choké ilay izy!:?
4. lapino ( 12/12/2006 06:46)
Raha za zany tsy ametrahako fanontaniana fa tonga dia tapahako kle! Tsy mety amiko zany hiaraka amina sipa fantatro hoe cousine-ko zany.
5. pissoa ( 12/12/2006 07:23)
Tokony hisaraka :)

Ny saina no atanjahana, dia ny ho avy no atrehina ... Fa raha zany fitiavana izany no tanisaina lava hoe tena mifankatia dia tsy hisaraka izany, dia hivady hatramin'ny mpiray tampo sy ny mpianaka :-D:-D:-D
6. Papoose ( 12/12/2006 07:42)
zah koa aza mba saika tsy nino hoe reny v de mpihavana b fa zay moa le realite? tsy gaigy b kosa v le tonga dia hoe hisaraka tsy asiana teny, roa taona zany anie ka lava ihany e!
7. Fiffi ( 12/12/2006 07:44)
pissoa:
dia hivady hatramin'ny mpiray tampo sy ny mpianaka :-D:-D:-D
tsy hitako zay hidiran'ny mpiray tampo sy ny mpianaka hoe hisy fanambadiana zany ! :roll::roll:

Misy dia misy @ Malagasy zany hatao hoe lova tsy mifindra zany !


8. pissoa ( 12/12/2006 07:51)
Papoose, izay no mahatonga ilay hoe ny saina no atanjahina ... :)

Fiffi:
tsy hitako zay hidiran'ny mpiray tampo sy ny mpianaka hoe hisy fanambadiana zany !

Ito ny idirany fa njy no mety tsy nahita tsara :roll:
Fa raha zany fitiavana izany no tanisaina lava hoe tena mifankatia dia tsy hisaraka izany,

Hita am'zay ? :-P:-D:-D:-D

Misy dia misy @ Malagasy zany hatao hoe lova tsy mifindra zany !

Ie, so what ? :roll:
9. andrea ( 12/12/2006 08:07)
dain .. gaigay be zany.. raha cousin akaiky hoatra hoe zanaky ny zandrin'i mama na dada , zokin'iray amin'ireo (hoe zanak'i dadafara ohatra) ... amiko de heveriko hoe mpiray tampo ihany .. tsy tokony hivady na de hoe lova tsy mifindra.. Amiko mamoa fady
10. Ralay ( 12/12/2006 08:33)
Rehefa mifankatia dia afaka mivady sy miaraka na cousin-cousine aza fa efa taloha zany hoe mahasosotra @fianakaviana zany,rehefa raràna azy ireny vao maika ahitan'ny fianakaviana olana satria lasa tsy mifampikasokasoka @ famille intsony ry zareo na misy mamono tena mintsy aza.
Fiainana mandalo ka araraoty zay mahafinaritra anao e.:lol:
11. diamondra27 ( 12/12/2006 09:34)
raha hanaraka ny fomba malagasy dia azo atao ny mifanambady cousin cousine raha zanaky ny mpirahalahy sy zanaky ny mpirahavavy fa ny zanaky ny mpianadahy no mamoa fady.

Maintenant raha ohatra ka hoe: ny vavan'ny fianakams no olana de ze tianao ihany io.

Et enfin, rehefa mifankatia dia tena tia ary sarotra be ny manadino an'iny na ho ela na ho haingana satria ianao sy le cousin(e)-nao ihany no nahalala fa niaraka ianareo raha nisy ny firaisana...
Raha tsy nisy moa dia soa ihany.
12. nikopol ( 12/12/2006 09:55)
mila manao analyse de sang ngamba sao dia lasa tsy mety ny fahasalaman'ny taranaka ... ankoatr'izay dia resaka fombafomba sy fiarahamonina. Za kalo tsy mba nieritreritra ny hitia ny cousininako zany e !
13. vale ( 12/12/2006 09:55)
Soa ihany marina raha tsy nisy!!:°), fa raha zaho aloha tonga de lasa tsy tiko ho azy ilay olona :^)(psikolojika angamba!:°)), fa ny ao anatin'ny fianankaviako nefa de misy pi-cousin sy pi-cousine nivady! :? , ..efa noraràna tsy laitra de farany narahina ny sitrapo-ndry zareo! de niteraka ry zareo izao fa toa tsy sampona ny zanany!:lol::lol::lol::^)
14. vale ( 12/12/2006 09:57)
(diam: oups, voadingana zah!):°)
15. vale ( 12/12/2006 09:59)
papoose: za klou contre an'io e! :°)
16. Fiffi ( 12/12/2006 10:04)
Ralay: zah mba gaga ....
17. sasa ( 12/12/2006 10:17)
ary tena lasa feu d l'amour koa ny ato izany koa.
tonga d misaraha raha tena mbola akaiky be ilay izy, otran'ny any aminay mantsy izao raha zafin'ny Mpianadahy d'efa afaka mivady,Fa raha mbola zanak'olo-mianadahy sy ny otrazany aloha tena tsy afaka mintsy, ka matoa ry zareo tsy nifankahalala d'efa cousin-cousine lavitra izany d afaka mivady amiko.
18. heribe ( 12/12/2006 10:24)
:-D(l):*
19. gasy4ever ( 12/12/2006 10:28)
'zah manokana aloha contre ny fifankatiavana sy fanambadian'ny cousin-cousine na dia efa niray t@ cousines anankiroa sady mpirahavavy rizareo. Ma hamenatra ihany 'lay izy fa 'ndraindray tafaray ny tia sy ny manina (sexuellement) dia manao fa atao ty ny tsy nisy avy eo. Tsy mila mi-s'attacher be fotsiny
20. booboo ( 12/12/2006 10:30)
Diamondra27 > ny zanaky ny mpirahavavy tsy mahazo mifanambady kah : zaza tsy omby kibo zareo tsinn. Ny zanaka mpirahalahy mahazo fa ny an'ny mpianadahy no tsy haiko ndray...







© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4015